Dynà Ram.

Dynà Ram.

Produits de parfums, de cosmétiques, des bien - être, des aliments, ect....livrer à votre domicile

23/01/2024

Ka ho atao ohatrinona zany ny frais de livraison eto ? 🤣

Orinasa tena Malagasy eto Antananarivo eto no mpiaramiasa vaovao niantso ny Hay Shop Mada androany. Fanaterana vidin-jiro no Service nataonay tao aminy ary naha-afapo tsara ny fifandraisana voalohany. Mbola hivahiny ao amin'izareo isika atsy ho atsy fa ny mahavelombolo aloha dia manomboka ny fiarahamiasa matotra be ! 🥰

🇲🇬 Mahafinaritra koa hoa ny Malagasy rehefa manao zavatra e ! Sa ahoana hoy ianareo ? 🇲🇬

Naha-afapo ny asa androany fa dia mankasitraka an'i Gros Details sy Outiliix ary Tsiro by Vonimanitra mahatoky hatrany 🥰🥰🥰

Mirary soa !
Rahampitso indray ary !

14/01/2024
Photos from Hay Shop Mada's post 11/01/2024
Photos from Dynà Ram.'s post 02/03/2023

Miarahaba o
Ity indray no ifanenjehan'ny aty aminay amin'izao.
Tena manitra tsara be,tsy le mahery mankarary andoha fa le manentoento foana maharitra be.
Misy efa nanandrana ve?
Izay te hanandrana afaka andefasako.
A partir ny 250 000ar.
Zaraiko eto foana izay nouveauté misy aty.
Bonne journée daholo indray ary o😊

21/02/2023

Iza daholo no miray hevitra amiko?

Photos from Dynà Ram.'s post 18/02/2023

Miarahaba o
Mbola afaka mandray izay commande hafaranareo avy aty France n'inon'inona fa afaka alefako. Authentique sy sous Blister
Tonga Samedi 25 fev izay hafarana hatramin'ny rampitso.

Ireto aloha no efa ao.
Le tena manitra be tena izy🥰
Edp J'adore Dior 30ml 450 000ar
Edp Miss Dior 30ml 300 000ar
Edp one million Paco rabanne 50ml 350 000ar.
Edp Hugo Boss 50ml 350 000ar
Edp Chanel n5 35ml 450.000ar
Coffret Lancôme 300.000ar
Trousse Christian Dior 150 000ar

Bonne week-end daholo

Photos from Dynà Ram.'s post 17/02/2023

DIOR
J'adore

17/02/2023

CHANEL
Coco mademoiselle

17/02/2023

Lancôme

14/02/2023

Une excellente journée de 14 fev. pour tout le monde🥰🥰

16/02/2021

Parfum à grande qualité, à petit prix...profitez😊

09/02/2021

Des parfums.....Originaux.....A petit prix...
Shhhutt...🤫..c'est par ici😏

Videos (show all)

J'adore😊😍

Website