IFIRP Fianarantsoa Ofisialy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from IFIRP Fianarantsoa Ofisialy, College & University, .
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2024 ity
Ho taona zina hitondra fahobiazana hoantsika rehetra
Hanjakan'ny firaisankina
Mirary ny soa sy ny tsara hatrany hoantsika rehetra !
Filazana maika !
Antsoina ny L2 vaovao (année universitaire 2023-2024 ) mba ho tonga hanatrika ny assemblée générale aty amin'ny Institut ny 26 Septembre 2023 izao amin'ny 8ora tsy diso !
Mifampilaza
Source :Université de Fianarantsoa !
Fifamindram-pitantanana teo @ Tale taloha sy Tale vaovao eo amin'ny Fitaleavana misahana ny Fampiofanana ho Infirmiera sy Rasazy(D'IFP)
Makasitraka sy misaotra ny vitan'ny téo aloha ary mirary ny vaovao hahavita be kokoa hoany fampiofanana ny tanora Malagasy !
Les pièces à fournir pour l'inscription au Centre de Ressources pour l'Enseignement du Français (CREF) à l'Université de Fianarantsoa sont les suivantes :
1- Un (01) reçu de versement d'un montant de CINQUANTE MILLE ARIARY (50.000 Ariary) valant droit d'inscription, à verser sur le compte bancaire du CREF : SG Agence (BFV) 01340 Compte 0500 400 8245 Clé 82 ;
2- Une (01) fiche de renseignements remplie en bonne et due forme ;
3- Une (01) copie certifiée conforme du diplôme de Baccalauréat ou photocopie légalisée d'un relevé des notes ;
4- Deux (02) photos d'identité récentes et identiques ;
5- Une enveloppe A4 portant le nom et prénom de l'intéressé.
Ilazao isika afaka L2 Infirmiers anesthésiste fa eto amin'ny IFIRP Fianarantsoa /Faculté de Médecine, Université de Fianarantsoa no mianatra manomboka amin'ity taona ity fa tsy any Tana intsony. Arabaina manokana ianareo 12 mianadahy misantatra izany voalohany ato amin'ny IFIRP Fianarantsoa/Faculté de Médecine, Université de Fianarantsoa !
Makasitraka ireo rehetra nitoto nahamasaka tompoko 🙏
Salama daholo tompoko !
Hoanareo izay maniry ny hisafidy ny lalam-piofanana ho paramédical dia any amin'ny scolarité ny faculté de Médecine anotaniana ny andinindiny fa any no miandraikitra izany fa rehefa afaka concours niakatra L2 vao iandraiketan'ny sekoly ny fampianarana !
Makasitraka indrindra tompoko
Inter -Semestre 2023
Arabaina vitan'ny olon-drehagna aby 🙏🙏🙏
Miandry ny manaraka indray
Makasitraka indrindra tompoko
https://www.facebook.com/100072120943729/posts/195472129533484/?app=fbl
𝐋𝐢𝐬𝐭𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐜𝐚𝐧𝐝𝐢𝐝𝐚𝐭𝐬 𝐒𝐀𝐆𝐄-𝐅𝐄𝐌𝐌𝐄𝐒 𝐑𝐄𝐓𝐄𝐍𝐔𝐒 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐬𝐮𝐢𝐯𝐫𝐞 𝐥𝐚 𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐞𝐧 𝐄𝐂𝐇𝐎𝐆𝐑𝐀𝐏𝐇𝐈𝐄 𝐎𝐁𝐒𝐓𝐄𝐓𝐑𝐈𝐂𝐀𝐋𝐄.