Young Leader of God groupe artistique VFL

Young Leader of God groupe artistique VFL

Young Leader of God Rantsana Artistika VFL dia fikambanana fitaizana tanora tsy ankanavaka mba ho mpanaradia an'i Jesoa Kristy tanora mitory filazantsara

Photos from Young Leader of God groupe artistique VFL's post 24/07/2023

"Misaora an'i JΓ©hovah ry fanahiko,Ary izay ato anatiko misaora ny Anarany Masina"
Isaorana ny Tompo fa vita soamantsara n'y fitoriana izay natao Ary Mankasitraka ny rehetra nanatontosa ny hetsika fitoriana filazantsara tamin'ny Dihy ,flashmob sy hira ny Sabotsy 22 Jolay 2023 teto Ambohidratrimo.
Isaorana manokana:
- Jim Praise
- Dwayne Ali
- Groupe Alain RABEVASON
- Young Leader of God groupe artistique VFL
- Move For JΓ©sus
- VFL Ivato Sera ana
- STK Ambohidratrimo Marovatana Fanavaozana
- Andy
- Rianho
- Tambabe an'ny filazantsara

Ary ireo nanotrona rehetra Sy nanohana.
Mankasitraka β™₯οΈπŸ™

11/07/2022

Finaritra 😁
Lasa indray ary ity oooh ☺️
FLASHMOB PART II πŸ˜‡
Aza adino ary, ny Sabotsy 23 Jolay 2022 eo amin'ny Commune Ambohidratrimo indray ny fotoana amin'ny 02 ora sy sasany πŸ₯°
"Fa mpiara-miasa amin'Andriamanitra izahay" I Kor 3 : 9a

05/11/2020

πŸ™πŸ™πŸ™

25/07/2020

Mitovy Isika ☝️

18/03/2020
16/03/2020

πŸ₯°πŸ™Œ

17/02/2020

Mirary herinandro mahafinaritra eo ambany fahasoavan'ny Tompo πŸ˜‡πŸ˜‡πŸ˜‡

Photos from Young Leader of God groupe artistique VFL's post 06/02/2020

"Fa tsy misy fizahan-tavan'olona ao amin'Andriamanitra" Rom2 : 11

Misaotra ny Tompo , mankasitra antsika amin'ny fiaraha-miasa

Flashmob 26/01/2020 πŸŽ‰πŸŽ‰πŸŽ‰

20/01/2020

Ianao sisa no andrasana amin'ny Alahady26 Janoary 2020 eo amin'ny parking Analakely manoloana ny Gare

20/01/2020

"Fa tsy misy fizahan-tavan'olona ao amin'Andriamanitra" Rom2 : 11
πŸŽ‰πŸ™ŒπŸ˜

25/12/2019

Fiadanana πŸ˜πŸ’•πŸ’ž πŸ’ž

Tano mafy - Tanora in faith 25/11/2019

Ity ilay Hira❀❀

Tano mafy - Tanora in faith A/C: Isaia RABEARINTSOA Arrangeur : Yvon RANDRIAMIHAJAZAFY

14/11/2019

πŸ˜ŠπŸ™

11/10/2019

"Andriamanitra o, Ianao efa nampianatra ahy hatry ny fony aho mbola tanora; ary mandraka ankehitriny dia nitory ny fahagaganao aho"

Dia manentenana anao koa izahay mba hiaraka aminay hitory ny fahagagan'Atra fa tsara loatra Izy e.

10/10/2019

Salama daholo e.. 😊
Tsisy ambara fa ilaza fotsiny hoe TIA ANAO JESOSY e😍😘
enao mamaky ioπŸ‘‰πŸ‘‰ zany😊

03/10/2019

Fjkm Ambohidratrimo Marovatana Fanavaozana❀

Photos from Young Leader of God groupe artistique VFL's post 29/09/2019

🌺🌺Praise is on🌺🌺
Let everything has breath praise the Lord Psalm105:6

17/09/2019

Lord, I give You my heart
I give You my soul
I Live for You alone.

16/09/2019

Soatanana no tiana ambara
Samia ary isika mihaino tsara
Toerana kanto sy mahatamana
Ho an'ireo izay nandray ny FILAZANTSARA
Koa aza variana na mihenahena
Fa efa vitan'Tompo ny famonjena
Raiso JESOSY FILAZANTSARA
DIA TORIO IHANY KOA IREO TSY MAHALALA

Photos from Young Leader of God groupe artistique VFL's post 15/09/2019

Mizara fifaliana @ olona rehetra Young Leader of God πŸ’ͺπŸ’ͺ

Photos from Young Leader of God groupe artistique VFL's post 10/09/2019

Β«Fa ny olona izay ankasitrahan'Andriamanitra dia omeny fahendrena sy fahalalana ary fifaliana; fa ny mpanota kosa ampiasainy hanangona sy hamory, mba hisy homeny izay ankasitrahan'Andriamanitra. Zava-poana sy misambo-drivotra* foana koa izanyΒ» Mpitoriteny 2 : 26
Mankasitraka anareo nivahiny sy nampianatra ireto tanora ireto 😊😁 Tahian'Andriamanitra πŸ™ŒπŸ‘Ό

10/09/2019

Tsarovy fa ny famindram-pon'Andriaminitra dia lehibe mihoatra lavitra nohon'ny fahotana vitantsika.
Ary ny fitiavany dia lehibe lavitra, izay tsy takatry ny saitsika.
Ary ny fahitany antsika dia mbola sarobidy sy manan-danja lavitra nohon'ny volamena sy safira sy ireo zava-manitra rehetra misy eto ambonin'ny tany; na ahoana na ahoana faharatsiantsika sy faharatsiana vitantsika.

Rariny tokoa raha mendrika hisaorana sy hoderana Izy, isan'andro isan'andro.

Partageo raha tsapanao ny halebiazan'ny fitiavany anao.

Timeline photos 05/09/2019
04/09/2019

Dia tsy hisaraka aminao intsony anie fahasoava'Andriamanitra sy ny famindrampony fa hanaraka anao any amin'izay misy anao na aiza na aiza.

Raha mitoetra ao aminy ianao, ary Izy hitoetra ao anatinao.

Partageo amin'ireo akaiky anao ity fa te-hitoetra ao anatiny ny tompo mba hatsapany hianikoa ny famindram-po omen'Andriamanitra azy, fa tia azy Andriamanitra tahaka ny nitiavany anao.

03/09/2019

Manodidina ahy, manodidina anao, manodidina antsika, hatramin'izao ary homandrakizay Andriamanitra.

MANODIDINA AHY

Salamo 125:2 "Tahaka ny tendrombohitra manodidina an'i Jerosalema no anodidinan'i Jehovah ny olony hatramin'izao ka ho mandrakizay."

> Manodidina anao Andriamanitra, miaro anao, mitahy anao, mitsinjo anao, manara-maso anao.

Vavaka => "Misaotra Tompo Andriamanitra Γ΄ fa noamafisinao indray fa manodidina ahy Ianao ary tsy hiala amiko mandrakizay ny fanatrehanao. AMEN"

02/09/2019

Tompo oh,
Ampianaro aho hahay hatoky Anao amin'ny foko rehetra fa tsy andeha amin'ny herin'ny tenako intsony. πŸ™πŸ™

Raha manaiky an'izany ianao dia partageo ity mba hitaona ny hafa hiany koa mba hatoky an'Andriamanitra.

Photos from Young Leader of God groupe artistique VFL's post 25/08/2019

Face painting πŸŽ†πŸŽ†πŸŽ‰πŸŽ‰πŸŽ‰

Photos from Young Leader of God groupe artistique VFL's post 25/08/2019

Face painting πŸŽŠπŸŽŠπŸŽ†πŸŽ†

Photos from Young Leader of God groupe artistique VFL's post 23/08/2019

Face painting Ambovo 😊😊😊

Website

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 17:00