Adora'Lux

Adora'Lux

🛍 Shop en ligne...

Photos from Adora'Lux's post 22/09/2023

Ahoana ny fahitanareo an'ireto AIR JORD 3 ireto❓ Manjakely ee.? 😍

✔ Vrai cuir
📌 Top qualité
☞ Sous carton

👟 Pointures : 36 à 42

Livraison : Tana & province

📩 Alefaso aingana ary ny commande ao amin'ny "Mp" fa vitsivitsy sisa an.. Sady efa natao mora anie ee.. 😊

Photos from Adora'Lux's post 19/09/2023

Hey ‼️ Aiza daholo ianareo mpinamana tokony hampitovy kiraro ireny.? 🥳

Jereonareo anie fa mahafatifaty kely ireto 《 AIR FORCE ONE 》 ireto ee.. 🤩

Sady :

✔ Vrai cuir
🔖 Top qualité
☞ Sous carton

👟 Pointures : 36 à 42

Livraison : Tana & province

📩 Mp pour réserver.

17/09/2023

Ry mpanjifa hajaina,

🔖 Ireto avy ireo fepetra ato amin'ny Adora'Lux amin'ny ankapobeny, momba ny :

✔ Commande :
Alefa aminay ny sarin'ilay entana atao commande + anaranao feno + nomerao (tena ahazoana anao foana) + ny toerana hanaterana azy ( bien précis).

✔ Réservation / Paiement / Frais de livraison :

🏍 Tanà :
50 % aloa amin'ny fotoana famandrihana entana, ny 50 % ambiny aloa mialohan’ny livraison ( 1andro mialoha fara-fahakeliny).

Frais de livraison : à partir de 3 000 Ar…

🚚 Province :
Tsy maintsy aloa mialoha @ Mobile Money ny vidin'entana feno.

Frais de livraison : miankina amin’ny fitaterana andefasana azy (service rapide / colis express / taxi brousse).

☆☆☆☆☆

📲 Mobile Money : vidin'entana + frais de retrait + frais de livraison.

■ Orange > 032 02 916 11 ( Hobiniaina)
■ Airtel > 033 20 917 15 ( Ratsirilalaina Bakoly)

🛍 Frais d’ emballage ( raha misy ) : à partir de 5 000 Ar… (miankina amin'ny habean'ny ny entana jifaina ).

☆☆☆☆☆

✔ ⚠ IREO TSARA HO FANTATRA :

- 24 ora aorinan'ny COMMANDE ny livraison farany aloha indrindra, na misafidy daty ianao.
- Tsy misy ora fixe ny fanaterana ny entana. Raha misy ora fixe kosa : FRAIS DE LIVRAISON + 3 000 Ar.
- Jereo tsara ny entana alohan'ny handraisanao azy ( taille, qualité, couleur,…) fa tsy mamerim-bola izahay.
- Raha sanatria misy tsy fahafahana tampoka amin’ny andro hanaovana ny livraison dia mampilaza 5ora mialoha.

☎ 033 31 418 31 / 033 20 917 15

Photos from Adora'Lux's post 16/09/2023

Iza avy ilay mankafy AIR JORD 4 METALLIC ato .? 😍

💯 Vrai cuir
✔ Top qualité
☞ Sous carton

👟 Pointures : 36 à 42

🏍 Livraison : Tanà & Province

📩 Mp pour réserver.

Website