Teny Fiainana ( La parole de la vie)

Teny Fiainana ( La parole de la vie)

Proverbs 4.20 -21
Pay attention to what I say, my son. listen to my words. Never let them get away fr

18/01/2024

Aba Tsitoha, Ilay Ivavahan’ny maro ô, Iza no mahery tahaka Anao? Ary manodidina Anao ny FahamarinaNAO. Tahalim/Salamo 89.8

19/08/2022

Ka hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa, fa ratsy izao fiainana izao.
Efesiana 5:16

18/06/2022

Jiron'i Aba Tsitoha ny fanahin'ny olona, itsilovana ny efitrefitra rehetra ao am-po. Mishlei/Ohab. 20:27

22/04/2022

1 Corinthians 3:16
Do you not know that you are Almighty’s temple and that Almighty Creator’s Spirit dwells in you?

24/05/2021

Sambatra izay olona mahita fahendrena. Sy izay olona mahazo fahalalana. Fa ny fandrantoana azy dia tsara noho ny fandratoana voalafotsy. Ary ny tombom-barotra aminy dia mihoatra noho ny volamena tsara. Ohabolana/ Mishlei 3: 13-14.

26/10/2018

Antsoy Aho dia ho valiaKO hianao ka hampisehoKO zavatra lehibe sy saro-pantarina izay tsy fantatrao. YaramYahoa/Jeremia 33.3

Website