Prière & Foi

Prière & Foi

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Prière & Foi, Community Center, .

21/06/2024

✨Manetre tena eo anatrehan'ny Tompo, dia hanandratra anareo Izy. — Jakoba 4 : 10✨

‭✨Abaissez-vous devant le Seigneur, et il vous relèvera. Jacques 4:10 ✨

19/06/2024

✨ Aza matahotra, minoa fotsiny ihany. Marka 5:36 ✨

🕊️ Prière & Foi 🕊️

13/06/2024

12/06/2024

✨ Fa mahafa-po ny fanahy mangetaheta Izy, Ary ny fanahy noana dia vokisany soa. — Salamo 107 : 9✨

Il a désaltéré les assoiffés, il a comblé de biens les affamés. ‭Psaumes 107:9✨

🕊️Prière & Foi 🕊️

07/06/2024

✨Mitadiava an'i Jehovah, dieny mbola hita Izy, Miantsoa Azy, dieny mbola akaiky Izy. Isaia 55:6✨

‭✨ Tournez-vous donc vers l’Eternel, tant qu’on peut le trouver. Adressez-vous à lui tant qu’il est proche ! Esaïe 55:6 ✨

🕊️ Prière & Foi 🕊️

06/06/2024

✨ Et je vous ferai plus de bien qu'autrefois; Et vous saurez que je suis l'Eternel. - Ezéchiel 36:11 ✨

🕊️ Prière & Foi 🕊️

04/06/2024

✨Izao no lazain'i Jehovah ny Iray Masin'ny Isiraely, dia ny namorona azy: Ny amin'ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany. — Isaia 45 : 11 ✨

✨Ainsi parle l'Eternel, le Saint d'Israël, et son créateur: Veut-on me questionner sur l'avenir, Me donner des ordres sur mes enfants et sur l'oeuvre de mes mains?✨

🕊️ Prière & Foi 🕊️

03/06/2024

✨Fa Andriamanitra lehibe Jehovah, Ary Mpanjaka lehibe ambonin'ny andriamanitra rehetra Izy. Eo an-tanany ny fitoerana lalina amin'ny tany; Ary Azy ny tendrombohitra avo. Azy ny ranomasina, fa Izy no nanao azy, Ary ny tany maina dia noforonin'ny tanany. — Salamo 95 : 3 - 5✨

✨L’Eternel est le grand Dieu, il est le grand Roi au-dessus de tous les dieux. C’est lui qui tient dans sa main les profondeurs de la terre, et les cimes des montagnes sont aussi à lui. A lui appartient la mer c’est lui qui l’a faite ; à lui est le continent ses mains l’ont formé. Psaumes 95: 3-5✨

🕊️ Prière & Foi 🕊️

01/06/2024

🙏🫶🕊️

31/05/2024

✨Dinihinareo ny Soratra Masina, satria ataonareo fa ao aminy no anananareo fiainana mandrakizay, ary ireny no manambara Ahy. Jaona 5 : 39✨

✨ Vous étudiez avec soin les Ecritures, parce que vous êtes convaincus d’en obtenir la vie éternelle. Or, précisément, ce sont elles qui témoignent de moi.
‭Jean 5:39✨

🕊️ Prière & Foi 🕊️

26/05/2024

✨ Ho tahin'Andriamanitra.
✨ Que Dieu vous bénisse.

25/05/2024

✨Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho, dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako. III Jaona 1:4✨

✨Je n’ai pas de plus grande joie que d’apprendre que mes enfants vivent selon la vérité.‭ 3 Jean 1:4✨

🕊️ Prière & Foi 🕊️

24/05/2024

🕊️Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be. Jaona 10 : 10🕊️

🕊️Le voleur vient seulement pour voler, pour tuer et pour détruire. Moi, je suis venu afin que les hommes aient la vie, une vie abondante. Jean 10:10.🕊️

✨ Prière & Foi ✨

19/05/2024

✨‭Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesoa Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina; — Asan'ny Apostoly 2 : 38✨

✨ Pierre leur répondit : Changez, et que chacun de vous se fasse baptiser au nom de Jésus-Christ, pour que vos péchés vous soient pardonnés. Alors, vous recevrez le don du Saint-Esprit. Actes 2:38 ✨

🕊️ Prière & Foi 🕊️

18/05/2024

🙏🕊️

17/05/2024

🕊️ Tsy hisy olona hahajanona eo anoloanao amin'ny andro rehetra hiainanao; tahaka ny nombako an'i Mosesy no hombako anao koa; tsy handao anao na hahafoy anao Aho. 🕊️— Josoa 1 : 5

🕊️Nul ne tiendra devant toi tant que tu vivras. Je serais avec toi comme j'ai été avec Moïse, je ne te délaisserai point, je ne t'abandonnerai point.🕊️
Josué 1:5

09/05/2024

🕊️Fa hoy Jehovah tamin'i Samoela: Aza mijery ny tarehiny na ny hahavon'ny tsanganany, fa efa nolaviko izy; fa tsy mba toy ny fijerin'ny olona no fijerin'i Jehovah; fa ny olona mijery ny miseho eo ivelany, fa Jehovah kosa mijery ny fo. — I Samoela 16 : 7 🕊️

09/05/2024

🕊️ fa Izaho no Jehovah Izay mahasitrana anao. — Eksodosy 15 : 26 🕊️

05/05/2024

🕊️✝️🎵

28/04/2024

🕊️Satria velona Aho, dia ho velona koa ianareo.
Jaona 14 : 19 🕊️

🕊️Car je vis et vous vivrez aussi. ‭Jean 14:19🕊️

27/04/2024

✝️💞🩵💐✝️
🎵LÀ DANS LE FEU - HILLSONG UNITED.🎵

25/04/2024

🕊️🕊️🕊️🕊️

24/04/2024

🕊️ Ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso. — I Korintiana 10 : 23 🕊️

🕊️ Tout est permis, mais tout n'est pas utile; tout est permis, mais tout n'édifie pas. 1 Corinthiens 10:23

16/04/2024

🕊️Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan'ny vokatrareo, mba homen'ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin'ny anarako na inona na inona.🕊️ Jaona 15:16.

🕊️Ce n’est pas vous qui m’avez choisi. Non, c’est moi qui vous ai choisis ; je vous ai donné mission d’aller, de porter du fruit, du fruit qui soit durable. Alors le Père vous accordera tout ce que vous lui demanderez en mon nom. 🕊️ Jean 15:16

Videos (show all)

✝️💞🩵💐✝️ 🎵LÀ DANS LE FEU - HILLSONG UNITED.🎵

Website