Ny kanto

Ny kanto

Vente en ligne Tanà

24/06/2024

Zay mbola tsy nahazo alefaso ny commande fa mbola misy livraison tsika rahapitso ah 🥰

Photos from Ny kanto's post 23/06/2024

ARRIVAGE Avec capuch
Prix 30000ar fotsiny 2 couleur ihany

Photos from Ny kanto's post 23/06/2024

💫ARRIVAGE avec capuche 30000ar
💫Manche longue 25000ar
Livraison Tanà ou Provence 0342091046

Photos from Ny kanto's post 23/06/2024

💫Ensemble Oversize
💫Prix 40000ar
Taille S M L XL
Livraison Tanà ou Provence
0342091046

Photos from Ny kanto's post 19/06/2024

❌Prix de gros 25000ar jusqu'à 48h 👌Na 1 fotsiny Ary no Alainao Dia Mahazo prix de gros
Tonga Mp na 0342091046 livraison Tanà ou Provence

Photos from Ny kanto's post 16/06/2024

Couleur Dispo
💫 Prix 40000ar
💫 Jogging matevina
Livraison Tanà ou Provence
0342091046

Photos from Ny kanto's post 14/06/2024

💫Ensemble_manche_longue
💫 Prix 28000ar
💫 Ireo no couleur dispo
💫Manomè prix de gros
💫Livraison Tanà ou Provence

12/06/2024

🎉🎉Félicitations alo Rt Daniel 🎉🎉 fa izy no ambony point indrindra Sady tena niezaka bé fona fona Dia omena Te shirt 1 plus crédy 3000ar Misaotra taminy ezaka nataonao 🙏

Photos from Ny kanto's post 12/06/2024

Aiza daholo nareo fa Ireto Sisa ny couleur dispo ah 📢
💫Prix 40000ar
💫 Tissu Top Qualité 👍
Vitsy tena Vitsy sisa oa ☺️ !!!!

Photos from Ny kanto's post 09/06/2024

Dispo
💫 Prix 28000ar
💫 Taille standard pour M L XL
Livraison Tanà ou Provence
0342091046

Photos from Ny kanto's post 09/06/2024

Ireto ny Couleur dispo
💫Prix 40000ar
💫 Tissu top Qualité 👍
Mandefa any aminy faritra rehetra 0342091046

Photos from Ny kanto's post 05/06/2024

Ensemble_ manches_ longues
💫 Prix 28000ar
💫 Tissu coton
Mandefa any aminy faritra rehetra
0342091046

Photos from Ny kanto's post 05/06/2024

ARRIVAGE oh !! Iza Ilay Mbola tsy nahazo fa Tonga ndray ireto ah
💫Prix 40000ar
💫 Tissu top Qualité
💫 Taille standard pour M L XL
MP Aingana sode hotara eo indray ah!!☺️

Photos from Ny kanto's post 31/05/2024

ARRIVAGE Crop JOGGING
💫 Prix 30000ar
💫 Motif Louis Vuitton 25000ar
💫 Tissu matevina
💫 Taille S M L
Livraison Tanà ou Provence

Photos from Ny kanto's post 28/05/2024

Ensemble_ manches_ longues
Taille standard pour M L XL
💫 Prix 25000ar
Mandefa any aminy faritra rehetra
0342091046

Photos from Ny kanto's post 25/05/2024

🥰ARRIVAGES 🥰 Tena matsiro bé 🤤
💫Prix 40000ar
💫 Tissu coton jogging
💫 Taille standard pour M L XL
Aiza tara wa fa tena Vitsy de Vitsy ireo ah ☺️
0342091046 Mandefa any aminy faritra

17/05/2024

🎉Ireto Ary Ilay olona 3 nahazo crédit 🎊
Manasa anareo Ary hiditra Mp
Partageo ny publication Tageo namana HiAbonné ny page 👍 Aiza adino manisy réaction ❤️

Photos from Ny kanto's post 17/05/2024

❌❌Vente chrono ❌ 25000ar daholo Zay hitanao ao ❌Izay manao command Androany sy Rahapitso ihany no mahazo anio prix io ah ❌❌
Aiza adino fa mandefa any aminy faritra rehetra izahay
0342091046

Photos from Ny kanto's post 15/05/2024

ARRIVAGE tapis 🥰 Mbola mitohy Ilay izay Mbola tsy nahazo Mividy 1 ianao Dia Mahazo 1
💫Prix 22000ar🥱
💫 Tapis porte 3D
💫 Qualité tsara be 60/40cm
Tonga de miditra Mp fa Vitsy2 ihany ireo ah 0342091046
Mandefa any aminy faritra izahay

Photos from Ny kanto's post 14/05/2024

Misaotra anareo rehetra nanjifa tato aminy page Ny kanto ,indrindra ianareo tany aminy faritra Zay Tena nahatoky anay Tsy ampisalasalana Makasitraka indrindra Tompoko oh 🙏🙏 ianareo any aminy faritra MBA te hividy nefa mataotra noho ny Ahabetsahany pisoloky ☺️Dia eto izahay vonona ho ametrahaneo fitokisana Ary azo antoka 100% bisous 😘

Photos from Ny kanto's post 13/05/2024

🎉🎉🎁🎁 Félicitation Mamy Tina 🎁🎊🎊izy no mahazo Ilay caudaux tsara bé 🎁
Merci beaucoup 😘 manasanao Ary hiditra Mp ❤️ Manasa anareo hilalao fa tsy very Anjara zany ianareo ☺️

Photos from Ny kanto's post 10/05/2024

❌ARRIVAGES AVEC CAPUCH❌
💫Prix 30000ar
💫Motif Louis Vuitton sy Versace
Manome prix de gros
Alefaso ny partager fa izay 3 voasarika Dia Mahazo crédit

Photos from Ny kanto's post 08/05/2024

Vente chrono izay manao commande androany sy rahapitso ihany no mahazo anio prix io ❣️
💫13000ar Ilay Robe Tee shirt🥱
💫25000ar ensemble pantalon 🥱
Mandefa any aminy faritra izahay ah 0342091046📱
De Zao ah asintsika jeux fona
❌ partage Maximum ny publication
❌Tageo ny namana HiAbonné ny page 👍
❌Aiza adino ny manisy réaction sy comantair tsy miotra ny 2 na 3 ☺️
Alefa Ary
13 Mai 2024 no Avoka eto ny Tirage 🎉NY cadeaux ve?? Tonga de atao amilay ARRIVAGE milay bé mitsy 😋Izay tsy milalao ihany no tsy mahazo ah 😂

07/05/2024

Alefa mora ireto 1 pièce avy
Zay manao JP voalohany ihany no mahazo azy

Photos from Ny kanto's post 07/05/2024

ARRIVAGE tapis 🥰Mividy 1 ianao Dia Mahazo 1
💫Prix 22000ar🥱
💫 Tapis porte 3D
💫 Qualité tsara be 60/40cm
Tonga de miditra Mp fa Vitsy2 ihany ireo ah

Photos from Ny kanto's post 07/05/2024

Bonjour daholo 👋 ity Ary nahazo ilay Robe Tee shirt na vola 5000ar ,,🎉🎉 Félicitations Randria soa🎊🎊 izy no mahazo azy ka Manasa anao Ary hiditra Mp aminay Misaotra taminy ezaka nataonao 🙏 Onizay Mbola tsy nahazo aiza kivy fa Mbola mitohy fona ny lalao antsika bisous 😘

02/05/2024

Coucou daholo 🙋Ndao asintsika jeux Kely ndray e❗❗ Ity ny conditions 👇
💫 1. Partagena aminy Muranao sy groupe Samihafa Ilay publication faranao 👇
💫2. Asina comantair (👍❤️🥰)2 na 3 farany betsaka
💫3.Tageo ny namanao HiAbonné ny page
💫4. Tsy ekena ny compte Fake ☺️
💫5. Izahay manaraka tsara ny conditions Dia Mahazo Robe Tee shirt 1 na lelavola 5000ar 🥱 Anao ny safidy ,, Dao Ary lasa Zao mazto daholo
Io nataonao capture io Ilay publication Partagena

Photos from Ny kanto's post 30/04/2024

💫Robe tee shirt 15000ar
💫Tissu coton
💫Ensemble 2ton 20000ar
💫Tissu semycoton
0342091046 livraison Tanà ou Provence

Photos from Ny kanto's post 26/04/2024

Ensemble 2ton
Prix 20000ar
Ensemble Robe
Prix 15000ar
Livraison Tanà ou Provence
0342091046

Website