Little QG

Little QG

Restaurant sise à Andavamamba Manarintsoa, près de l'université Uprim. Divers menus sont proposé

Photos from Little QG's post 06/01/2023

Mandray commande izahay ahn!
Tsatsiou 50000ar le kilo
Poulet laqué entier selon le calibre
Saucisse fumée 25000ar le kilo
Ao aza e
Rapitso ndray oh
Pomme frite ilay tsy misy mpahay fa 𝑠𝑝𝑒́𝑐𝑖𝑎𝑙𝑖𝑡𝑒́ anay

Photos from Little QG's post 12/08/2022

Dia ahoanaaaaaaa😁😁😁

Zoma indray ny andro e, mba mila manala kely androany e! Misy ny " Demi-finale" rahariva ohatra izao dia aty aminay no mijery sady mba misakafo no manal'azy kely, ambiance beeeee , sady maro azo hisafidianana ny sakafo , asio maso kely anie ny MENU e :👀

11/08/2022

Koa tsy andao hanohana kely aty amin'ny Little QG e !?😋
Sady manohana kibo 😁 no manohana an'ny ekipan'ny 𝗔𝗻𝗸𝗼𝗮𝘆 vehivavy avy eo 🇲🇬
Sady afaka harahinao mivantana ato aminay ny lalao no mankafia e!

11/08/2022

Salama e!
Nahafinaritra kosa ilay lalao Basket roa (2) omaly ireny ahn?! Sa ahoana hoy ianao? 🙂
Eo am-piandrasana ny manasa-dàlana androany aza dia indro hatolotray ho anao ity 𝗖𝗿𝘂𝗱𝗶𝘁𝗲́𝘀 𝗮𝘂𝘅 𝗳𝗿𝗼𝗺𝗮𝗴𝗲𝘀 matsiro be ity e! Tsara nefa mafilotra ery! 😋

10/08/2022

Miarahaba indray e ! 😁

Ankoatran'ny daty manan-tantara eo amin'ny fiainam-pirenena androany ( izay tsaroana foana 🙃) , dia andro maneran-tany ho an'ny Liona ihany koa androany 10 aogositra 🦁..
Marina fa tsy misy liona eto amintsika fa raha ny fihinananao ity 𝗔𝘀𝘀𝗶𝗲𝘁𝘁𝗲 𝘀𝗽𝗲́𝗰𝗶𝗮𝗹𝗲 𝗤𝗚 ity aloha dia mety hitovy hampitovy ny tanjakareo rehefa voky iny ianao 😝😋

Bon appétit e !

09/08/2022

📍Maro isika no manontany ao amin'ny hafatra miafina sy amin'ny alalan'ny antso mahakasika ny misy anay koa indro àry ny toro-làlana ho amin'izany 😁

⚠️ Mbola misy toro-marika fanampiny ao anaty "commentaire"

09/08/2022

𝗣𝗶𝘀𝘁𝗼𝗹𝗲𝘁 ( avec accompagnements )

Afaka tsy mihinam-bary kely aloha androany fa io dia efa mahavoky tsara ihany koa ahn ! (Jereo anie izato hatsarany e ! ) 😋😋😁

Prix : 7.000Ar na 35.000 Fmg

09/08/2022

𝗦𝗮𝗹𝗮𝗱𝗲 𝗧𝘀𝗮-𝗧𝘀𝗶𝗼𝘂

Azo hatao ody ambavafo tsara raha sendra noana iny ianao amin'izao talata izao 😁 😋

Prix : 5.000Ar na 25.000Fmg

09/08/2022

🇲🇬 Miarahaba antsika rehetra !
Tongasoa eto amin'ny pejin'ny 𝗟𝗶𝘁𝘁𝗹𝗲 𝗤𝗚 !

𝗟𝗶𝘁𝘁𝗹𝗲 𝗤𝗚 dia toerana fisakafoana iray eto an-drenivohitra izay mitoetra ety Manarintsoa ( akaikin'ny oniversite Uprim ).
Toerana hafahan'ny mpianakavy sy ny mpinamana miriaria sy 𝒎𝒂𝒏𝒌𝒂𝒇𝒊𝒂 𝒌𝒂𝒓𝒂𝒛𝒂𝒏-𝒕𝒔𝒂𝒌𝒂𝒇𝒐 𝒎𝒂𝒓𝒐 !
Misokatra manomboka amin'ny 09:45 maraina hatramin'ny 9 ora alina.

Ity pejy ity ihany koa dia natao mba hafahantsika mifanerasera sy hafahantsika mahafantatra ny sakafo vaovao sy ny zava-misy hatolotray !

Mandra-pihaona vetivety o!
----------------------------
🇫🇷 Bonjour à tous !
Bienvenue sur la page de 𝗟𝗶𝘁𝘁𝗹𝗲 𝗤𝗚 !

𝗟𝗶𝘁𝘁𝗹𝗲 𝗤𝗚 est un restaurant sise à Manarintsoa ( près de l'université Uprim ) en ville.
C'est un lieu très conviviale , le rdv de la famille ou amis pour passer de bon moments ensemble tout en savourant les divers plats proposés dans nos menus.
Ouvert de 9h45 à 21h du soir.

Cette page est destinée à vous communiquer diverses infos ( nouveautés , bon plan , etc )

A très bientôt !

Infos : +261 34 62 280 94 | +261 34 07 397 92

Website

Opening Hours

Monday 09:30 - 21:00
Tuesday 09:30 - 21:00
Wednesday 09:30 - 21:00
Thursday 09:30 - 21:00
Friday 09:30 - 21:00
Saturday 10:00 - 21:00