2𝙶𝚢𝚊𝚕'𝚜 𝕻𝖔𝖜𝖊𝖗

Bienvenue !!!! Aza misalasala mitsidika ny Pejy, " Nanta "

21/10/2022

Les gens sont tellement HYPOCRITES!!!!

20/10/2022

Fitiavana tsy mifamaly.....😉

16/10/2022

Za rehefa lasa Ex-any 😉😉

15/10/2022

Malahelo aho milaza am'ialahy fa tsy maintsy mikaka ny aty na manja be takinina aza .....
Hajanony amin'izay ny fampitahana ataonareo hoe i hanina manja no itsy sy itsy. Samy mangery sy mangetotra zao ihany 😏 halalaaaaaaaa !!!! Oudriiiiiii !!
Io zao aho dia iza indray no ampitahanareo ahy?🤔

02/10/2022

Mbola mandray Video izahay amin'ilay Challenge 😍 😃
Ilay Lalao ah, ahazoana 10.000 Ariary ,telo ny Mpandresy 😎😉 Mbola mitohy foana ny Lalao aloha 😉 Alefao ny Video anao

23/09/2022

Allemand - Malagasy ❣️❤️❣️
Hallo Zusammen 😍 Manaraha ary tsy tapaka ny Pejy❣️ fanomboana 🌹
Miaraka amin'i Nanta

17/09/2022

Amin'ny Herinandro ny Video Allemand oooooh😍❤️ tena efa miandry daholo tsika rehetra manontany ahy foana 😍😍❤️ ho avy eeeh😍🥰🌹

13/09/2022

Nalaiko teny ho eny ❤️🥰 Tiako loatra ilay izy Dia nasiko feo ❤️🥰 Miorena Amin'ny Asa Tsara ❤️🥰 🌹 Nanta 🌹😢

13/09/2022

Ratsy hono aho, Manja hono aho😏

Tsy mitondra Makaiza ry zareo ny hatsaran-tarehy ah😉 tsy mifaninana amin'iza na amin'iza izany Nanta kely😉😍 Tsy misy olona mitovy ahy fotsiny ny fantako 😍 tsy misy olona mitovy toetra amiko😍 tsy misy olona mitovy ny aratsiko na ny hatsarako😍
TSY MISY MITOVY TSOTR'IZAO, na ny fiainako aza tsy mitovy ny fiainan'iza izany🥰😉
Je m'aime foana foana 😍❤️❤️ Adala izay tsy tian'ny tenany Fa mitsiriritra nen'ny Hafa 😳 tsy izaho mihitsy aloha izany eh❤️ Tena tiako aloha izaho eeh🥰🌹 tena nahazo aho nahazo ahy🥰🌹🌹🌹🌹

12/09/2022

Mb Afaka mentionenareo ato ve ity zazalahy kely ity, fa nahalina ahy namaky ny anarany😮😳 tadiavin'i Nanta hoe 😍

12/09/2022

Happy birthday Maman❤️😔💔🌹
6 ans apres 💔🌹 mafy izany hoe 6 taona tsy teo anilan'ilay Ray aman-dreny, Niaina irery taty an-tany lavitra taty avokoa na marary na malaelo na hafaliana na manidy, Fa mbola io AHO, mbola io AHO Fa mijoro 😔💔 noho ny fianarana sy ny hamaliana ny Soa ho azy ireo ihany izany. Je suis fiere de moi meme ❤️❤️🌹 et je m'aime ❤️🌹 Raha tsy teo ihany koa ny herin'omen'ilay ao Ambony tsy Tonga Amin'izao velively ❤️❤️

12/09/2022

Fa hono oa 🤔 izay hiandry 28, 29, 30 taona anambadiana ve tsy andrinareo ry Tanora? 30 taona fotsiny, fotsiny HOY AHO!!! SATRIA NAHOANA? Manambady izany ianao ataoko hoe mihoatra An'izany 30 taona izany ny fiarahana ao an-Tokatrano, mbola miampy fifamaliana, miampy Daroka, miampy fampirafesana, mety hiteraka tsy hanambady tampoka, mety ao anatiny ao indrindra ianao vao Te hanao ilay tena fiainana nefa tsy afaka intsony, divorce tampoka, tsy fantatra izany !!!!???

Ataoko hoe 30 taona izany ianao tokony efa mba manana asa sahaza tsara ho ho anao, na ampijalin'ny vady ao an-Tokatrano aza Dia inona intsony irarahina An'izany, miteraka tsy manambady maninona? Ny asa nga tsy efa misy? sns... Tsy very mandeha izany mihitsy........... Tsy votery 30 taona Fa na 28 taona aza efa itako mahavita adidy izany sy Mahalala ny tokony atao ary efa matotra........

18 taona - 25 taona, amiko mbola anatin'ny tena fiainana izany.... Vitao tsara aloha ny sitrapo rehetra Fa ny Tokatrano izany tsy kilalao 👌 Te ho vo an'ny Depression lava??? Asa.......... Sipasipa aza efa manahirana🥴🥴🥴

11/09/2022

Ry Tanora mitovy ahy!! Aza maimaika ny hanambady izany, ataovy tsara aloha ny fiainana 😉 Taloha aho dia izany Vady izany foana ny tao an-dohako fa ankehitriny itako hoe tsy dia misy dikany loatra ilay izy rehefa tena manana ny Valeur anao ianao, mianatra dia miasa dia mandray karama anao ianao, mahaleotena.
Amin'izay koa tsy hataon'ny lehilahy kilalao fotsiny 👌 izy indray ary no hanaja anao👌😉
25 Taona aho, betsaka no miteny maninona raha manambady Amin'izay, mananino raha miteraka Amin'izay fa antitra rehefa taraiky amin'io.... Tsia ny valiny !!!! Tsy misy taraiky izany eo na 30 ans aza aho vao hanambady sy hiteraka raha Amin'izay aho vao itako stable fiainako dia amin'izay izany...... Aza miheno vavan'olona izany, tsy izy angeh no hizaka ny mafy miaraka aminao ao eh, izy indrindra aza no handatsa anao voaloany indrindra !!!
🌹

10/09/2022

Eo amin'ny fiainana tsy mahazo manery olona izany!! Rehefa mbola Te hijanona izy dia aleo izy hijanona, ary raha misafidy ny handeha izy Dia aleo izy handeha!! Aza manakana olona sy mitazona olona ny hijanona izany, matoa izy lasa mandeha Dia tsy mila ANAO izy izay, tsy zava-dehibe eo amin'ny fiainany izany ny fisinao. Ohatran'ireny olona mbloque anao amin'ny Facebook sy ny sisa ireny, Mody ampiresahany ianao dia vao tsy mifanaraka amin'ny zavatra ilainy sy tsy mifanaraka amin'ny lohany ny zavatra ataonao dia bloqueny. Bloqueny ve ianao dia mbola handeha isisika hijery azy amin'ny compte hafa? Fadio izany, aleo izy handeha, tsy ilainy ny fisianao!!! 💔💔 Tsy azo antso foana ve izy, aza forcena intsony hoe tsy maintsy antsoina na andefana message 💔 satria mbola marary kokoa noho ilay NANDEFA MESSAGE ny VALINY MIANDRY ANAO SY NY TEBITEBY TSY HAY INTSONY .
🌹

09/09/2022

Extrai New Song 🔥
Artiste : AKTER 🌹 + Nanta
Titre : 🔥 AKTER 🔥


Ny lalao an-tsika ahazoana 10.000 Ariary
Raha misy "Coup de coeur" dia mahazo 5.000 Ariary 😉 zao ary :
1) Partagenareo ny Video eto ambany atao Public
2) Alefanareo aty aminay ny Video Challenge na aty amiko na amin'ny Pagen'i Akter Officiel
3) Ho publier-nay eto avokoa izany mandrapatongan'ny faran'ny volana 😉
4) izay mahazo J'aime be indrindra
5) izay mahazo vues be indrindra
6)ary izay mi-partage ny Video izay alefako eto ambany be indrindra no mahazo ny 10.000 Ariary
Izany hoe olona telo be izao no mivoka mpandresy 🔥🌹 misafidy izany ianareo na ilay be j aime indrindra no ataonareo, na ilay be Vues indrindra na ilay m-partage ny Video izay alefako eto be indrindra.
COUP DE COEUR 1 ihany ko.
Lien Akter Ofisialy https://www.facebook.com/Akter-Ofisialy-104904522027028/

Vonona daholo ve oh😉🌹

Photos from 2𝙶𝚢𝚊𝚕'𝚜 𝕻𝖔𝖜𝖊𝖗's post 07/09/2022

Tsy hoe misitona lakilosy aho akory 🙄

Fa henoko hoe enjana be hono ianareo lehilahy raha ampirafy, tia manao sipa be, tia miovaova vehivavy noho Le rambonareo aloha iny ihany anefa no mahatonga izany, manapatra ny mahabe rambo anareo hono ianareo😳
Nefa hono ah, ianareo rehefa sarahan'ny sipanareo dia be koretaka be😳
Nefa koa hono nareo rehefa marary dia tsy tafatsangana eo am-pandrina mihitsy, Dia miantso an'ny Malala foana hanao ronin' Akoho!!!
Nefa koa hono ianareo materialist be 😳
Dia ianareo ko hono ah grave be raha ampijaly vehivavy 😳😳 nefa ianareo no tena apiangotin'ny Mama indrindra🤨 mahagaga ihany izany🤔🤔
Nefa ianareo anisan'ilay mananatra foana sy mi-interdire foana hoe tsy mahazo manao An'izao sy izao 😏
Tia manome Toky ianareo kanefa fitaka daholo 😏
Ny Excuse lava Mo etsy andaniny tsy lazaina intsony.
Izany hono fa kamo lahy ko nareo?? 🤨 Dia mal a droit kely ko hono 😳 ilay manimba zavatra foana 🥴.

Photos from 2𝙶𝚢𝚊𝚕'𝚜 𝕻𝖔𝖜𝖊𝖗's post 06/09/2022

Ireo olona ampitovinareo amiko 😳😳 😢
Jessi, Gem-Tang, Rose sy ny sisa.......
Sariko ilay Voaloany indrindra 😢 mampalaelo kely😏🥴

" Bleib wie du bist" " Tiavo ny tenanao, mbola haveriko ihany, Tiavo ny tenanao, tsy hitovy amin'iza na amin'iza ianao, na Manja ianao na ratsy ianao, matoa ianao miaina dia misy ilaivana anao foana, misy olona mila anao any ho any, aza manaiky ampitahan'olona amin'ny olona hafa izany "
Tsoroko aloha ny marina fa tsy midongy ny iray amin'ireo teneninareo ireo mihitsy aho, ary tsy hitovy an'ireo na raovina na raovina 🥴 ary tsy hanao mitovy an'ireo na raovina na raovina ary tsy hitomany amin'ireo na raovina na raovina...... Mba asio lanjany ny maha-enao anao,

Tsy misy Mahalala izay ditran'ireo sy ny tena fiainanan'ireo olona ireo any amin'ny misy azy any, Dia ianao ampitahan'olona iray amin'ireo anefa 😏🤔🤔😳 Dia lasa ho hafahafa koa ny sain'olona aminao avy eo rehefa manao zavatra hafahafa ireo olona hafa reo. 😳

05/09/2022

Itaos-Uni 🇲🇬🥴Fa tsy ity ve ilay rafivavinareo 😳 mentioneo eo ilay Ex-nareo hijery an'i Rafotsiny 😳 Sao d varina mimenomenona rery ao izy Manko hoe mbola tsy Tonga foana ilay nirahany nividy Atody😳

05/09/2022

Antsirabe!!! 🇲🇬
Iza daholo ilay mipetraka ao Antsirabe?
Ohatrinona kay ny mitaingina an-tony Soavaly itony?? 🤨
Sendra nandalo tao Antsirabe aho, fantany ohatran'ny Vazaha be ny poziko 😂😄 dia tena tombanany ambony be ny vola itaingainana an'ilay Soavaly🤨🥴🥴 tsy HAINY aho hoe Gasy mitovy aminy ihany 🥴
10.000 Ariary ozy izy mitaingy an'tony!! 😏😢 Samy Malagasy izao ihany Dia mifanao An'izany😏
Ary ny Maka sary fotsiny oa, 5000 Ariary hono 😏.
Dia tena izay ve ry zareo mitaingina antony sa taminay Vazaha Gasy ihany no ataony anzany? 🥴🤨

04/09/2022

Resaka Video Aeroport ilay raha.....

Fampianarana no ataonay fa tsy hi-geste akory... 70% ny olona mbola tsy mafantatra tsara ny makasika izany Aeroport sy ny fandean-javatra rehetra ao....

Tanora iray teo Amin'ny Aeroport Ivato, Tonga dia nilahatra teny amin'ny fidirana hiditra eny amin'ny Salle d'embarquement izy sy ny Valise ny kanefa tsy mbola nahavita enregistrement , izy amin'io efa Tara be vao tonga......
Izahay mizara izay kely fantatray, tombotsoa ho anareo ilay izy fa tsy ho anay akory, mba mifaly raha mbola misy olona eo manoro anao fa tsy faly ny anankiana foana!!!!!

Afaka manakiana dia omeo fotsiny ny vahaolana amin'ilay fanankianana!!!!!

04/09/2022

Video hafa no ho entiko amin-tsika eto aloha.
Resaka ankoatra ny Aeroport eo Ivato mo zany. Ohatra fotsiny ny Aeroport ao Dubai. Mahavery indraindray ny miditra amin'izy itony indrindra rehefa mitady ny Salle d'embarquement na ny hoe Gate. Mila mahay mijery ny tableau tsara sy manaraka ny Numero tsara..... Atoroko kely fotsiny hoe ohatran'ny ahoana...
Ilay hoe very tsy hoe tsy hita tampoka ao🙄 Fa tiako tenenina hoe lasa Miodikodina ny Aeroport fotsiny ianao Fa tsy hitanao ny tokony ho alehanao.... Tsara kokoa ny maha fantatra An'izay mialoha toa izay manontany olona foana !!!!!!

04/09/2022

Loza😂 kay tsy nisy feo ilay Video 🥴 tena ialatsiny ry zareo ah😂, tsy maintsy averina publier na indray🥴🥴

02/09/2022

Ohatra akaiky indrindra manam-bady vazaha na olona manan-karena na olona bogosy sy Manja !!!
Ity teny ity dia efa hatramin'izay ka hatramin'izao dia entiko hiainana foana. Izaho dia anisan'olona tsy dia tia mampitaha ny fiainako amin'iza na amin'iza izany ary tsy tia mampitaha fiainan'olona ihany koa.
Na ianareo mampitaha fiainan'olona io aza tsy mety 😊 satria samy manana zavatra iainan'ny tsirairay avy, samy manana ny olana no lalovany. Fa tsy hoe nanam-bady vazaha i anina dia andao ko hanambady vazaha, na ny Ray aman-dreny ko aza indraindray tena mamporisika hoe ianina aza nahazaka olona ohatranzao koa ianao ve no tsy ahazaka?!!! Izao ny olona lasa nanan-karena be sy ny sisa..... Efa hiainako matetika izany indrindra aho aty ivelany.... Cousine-ko nanambady vazaha, izaho foana lasa voapempo hoe maninona no tsy mba manam-bady anreny ihany koa, ireny angeh izao sy izao eh!! Tsia avy hatrany ny valiny satria ny zavatra iainako mety tsy iainany ary iainany tsy iainako. Izaho tsy hitovy azy izany mihitsy ary ny fanirinay ihany koa dia tsy hitovy izany.
Aokzay ny mampitaha ny fiainanao amin'ny fiainan'olona, manabe Problem anao fotsiny io!!! Izay hanao eo ataovy izay mahatsara azy!!!!

17/08/2022

Nenareo ko nga tapaka ny Jiro🙄🙄🥴
Madagaskar Itaosy 🇲🇬🇲🇬 17:58

31/07/2022

Iza Le Remo eh? 🥴🥴 Fa ahona zao ry Remo 🥴 Remorce Sa Remoide 🙄😳🥴

Photos from 2𝙶𝚢𝚊𝚕'𝚜 𝕻𝖔𝖜𝖊𝖗's post 29/07/2022

Betsaka no nanontany hoe " misy rohim-pihavanana ve za sy Wendy ? " Ny valiny dia " tsia " tompoko. Marina hoe hiraisanay ary anananay ny Famanjana sy ny charme ary tena misy hitovizana be izahay mirahavavy a, fa tsisy rà iraisana kosa anefa. Zany no atao hoe coïncidence ry namana

28/07/2022

Tsy misy mahafantra izay tena marina aloha!! Fa raha ny Sary fotsiny no jerena ao anatin'indray mipika dia milaza zavatra maro mampalaelo 💔💔
-Fahantrana ve?
-Fomba ve?
Ny hevitrao? 🤔

25/07/2022

Mafimafy ihany vao tonga amin'izao, tsara akanjo, tsara satroka, Diplaoma en poche hono kanefa...... Tsy an'asa 🥺 Hainareo ve hoe inona ny antony? Aiza ny tena lesoka raha ny eto Madagasikara no ho resahana?
- Ny Mpitondra ve?
-Ny Ray aman-dReny ve?
-Ny tsy fahatsiarovan-tenan'ny tsirairay ve?
-Tanora kamo ve? Tanora mifidifidy asa ve?
-Fiterahana maro loatra ve?
-Tokony firy taona eo ny ankizy na ny Tanora iray no tokony omena karazana Formation! Alefa manao Stage hijery Experience maro momban'ny Asa?
-Kolikoly ve?

Mirona amin' ireto avokoa isika amin'izao : Artiste, milalao Baolina, fianarana teny vahiny,miasa amin'ny tany arabo sns...
Inona ny Vahaolana????

Photos from 2𝙶𝚢𝚊𝚕'𝚜 𝕻𝖔𝖜𝖊𝖗's post 25/07/2022

Tsy azoko?? 🤔🤔🥴🥴 Nareo ko nga mba tsy mahazo 🥴

22/07/2022

Salama eh!! ❤️
Eo amin'ny fiainana moa dia tsy misy mahavita tena irery izany , ilaina ny mifanampy!! Tsy ny mifanampy ara-bola ihany anefa fa na ataoko hoe Toro-hevitra mahasoa maro isak'arazany aza dia efa azo antsoina hoe "Fanampiana".
Itanay mirahavavy hoe mbola tena betsaka ireo zavatra tokony hianaran-tsika raha eo amin'ny sehatr' ara-pahasalamana no ho jerena. Mbola betsaka ny tsy mahafantra hoe inona no tokony ho atao raha sanatria ka misy olona torana tampoka eny an-dalana sy ny sisa. Tsy voatery hiandry dokotera foana anefa!! Isika dia efa afaka maka fepetra kely hoe zao no atao mandrapatongan'ny Dokotera sns....
HISY NY FORMATION MAIMAIPOANA ANATY VIDEO ISAK'ARAZANY ATOLOTRAY MIRAHAVAVY HO ANAREO ❤️ ❤️ HO ATAONAY AM-PITIAVANA BE ❤️ HO FANAMPIANA ANTSIKA AMIN'NY FITSABOANA SY NY FISOROAHANA ARY NY TOKONY HO FANTATRA REHETRA AMIN'IREO KARAZANA ARETINA. ❤️

Wollen Sie Ihr Service zum Top-Medienfirma in Düsseldorf machen?
Klicken Sie hier, um Ihren Gesponserten Eintrag zu erhalten.

Kategorie

Webseite

Adresse

Düsseldorf
Andere Video Creator in Düsseldorf (alles anzeigen)
Its Ahmed Its Ahmed
Düsseldorf

Thank you for watching. How it's Made and what it's made, Exploring and descovering Every thing. Y

One_am One_am
Düsseldorf

Was wäre wenn..? Auf unserem Kanal "one_am" laden wir, Lillith und Lea, jeden Sonntag um 13 Uhr ei

KlugKanal KlugKanal
Düsseldorf

jedenTagkluger .

IMG Video & Film Production IMG Video & Film Production
Düsseldorf

Wir sind eine Video- & Filmproduktionsfirma im Raum Düsseldorf. Unsere Mission: maximale Kundenzuf

Vaka Dosyası Vaka Dosyası
Düsseldorf

Kriminal Vakalar | Gizemli Olaylar

G1TV G1TV
Düsseldorf

👉ON💯👍✌️

The Kueppers Family The Kueppers Family
Düsseldorf, 40210

A peek into my life!🧡 TRAVEL * LOVE * LIFESTYLE

Blackfish Films Blackfish Films
Heinrich-Heine-Allee 23
Düsseldorf

Video- und Fotoproduktionen, Werbefilme, Imagefilme, Drohnenaufnahmen und Postproduktion.

Koray Avcı Akustik Koray Avcı Akustik
Düsseldorf, 88300

Sifalı Bitkiler hakkında her türlü bilgi

بخيت تيوب & Bakhet Tube بخيت تيوب & Bakhet Tube
Düsseldorf

مدونة شخصية

Sonja Sonja
Lennestrasse 17
Düsseldorf, 58791

🖤Patchwork 🖤Ig:kinder_leicht_official

KleinertVideos KleinertVideos
Hohe Str. 12
Düsseldorf, 40213

Ihr seht gerne Videos und wollt nun eigene professionelle Imagevideos haben? Als Video Coach sorge i