2๐™ถ๐šข๐šŠ๐š•'๐šœ ๐•ป๐–”๐–œ๐–Š๐–—, Dรผsseldorf Videos

Videos by 2๐™ถ๐šข๐šŠ๐š•'๐šœ ๐•ป๐–”๐–œ๐–Š๐–— in Dรผsseldorf. Bienvenue !!!! Aza misalasala mitsidika ny Pejy, " Nanta "

Other 2๐™ถ๐šข๐šŠ๐š•'๐šœ ๐•ป๐–”๐–œ๐–Š๐–— videos

Les gens sont tellement HYPOCRITES!!!! #Nanta

Fitiavana tsy mifamaly.....๐Ÿ˜‰

Za rehefa lasa Ex-any ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‰

Allemand - Malagasy โฃ๏ธโค๏ธโฃ๏ธ Hallo Zusammen ๐Ÿ˜ Manaraha ary tsy tapaka ny Pejyโฃ๏ธ fanomboana ๐ŸŒน Miaraka amin'i Nanta

Amin'ny Herinandro ny Video Allemand oooooh๐Ÿ˜โค๏ธ tena efa miandry daholo tsika rehetra manontany ahy foana ๐Ÿ˜๐Ÿ˜โค๏ธ ho avy eeeh๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ๐ŸŒน

Nalaiko teny ho eny โค๏ธ๐Ÿฅฐ Tiako loatra ilay izy Dia nasiko feo โค๏ธ๐Ÿฅฐ Miorena Amin'ny Asa Tsara โค๏ธ๐Ÿฅฐ ๐ŸŒน Nanta ๐ŸŒน๐Ÿ˜ข

Happy birthday Mamanโค๏ธ๐Ÿ˜”๐Ÿ’”๐ŸŒน 6 ans apres ๐Ÿ’”๐ŸŒน mafy izany hoe 6 taona tsy teo anilan'ilay Ray aman-dreny, Niaina irery taty an-tany lavitra taty avokoa na marary na malaelo na hafaliana na manidy, Fa mbola io AHO, mbola io AHO Fa mijoro ๐Ÿ˜”๐Ÿ’” noho ny fianarana sy ny hamaliana ny Soa ho azy ireo ihany izany. Je suis fiere de moi meme โค๏ธโค๏ธ๐ŸŒน et je m'aime โค๏ธ๐ŸŒน Raha tsy teo ihany koa ny herin'omen'ilay ao Ambony tsy Tonga Amin'izao velively โค๏ธโค๏ธ

Extrai New Song ๐Ÿ”ฅ Artiste : AKTER ๐ŸŒน + Nanta Titre : ๐Ÿ”ฅ AKTER ๐Ÿ”ฅ #akterofisialy #2GyalsPower Ny lalao an-tsika ahazoana 10.000 Ariary Raha misy "Coup de coeur" dia mahazo 5.000 Ariary ๐Ÿ˜‰ zao ary : 1) Partagenareo ny Video eto ambany atao Public 2) Alefanareo aty aminay ny Video Challenge na aty amiko na amin'ny Pagen'i Akter Officiel 3) Ho publier-nay eto avokoa izany mandrapatongan'ny faran'ny volana ๐Ÿ˜‰ 4) izay mahazo J'aime be indrindra 5) izay mahazo vues be indrindra 6)ary izay mi-partage ny Video izay alefako eto ambany be indrindra no mahazo ny 10.000 Ariary Izany hoe olona telo be izao no mivoka mpandresy ๐Ÿ”ฅ๐ŸŒน misafidy izany ianareo na ilay be j aime indrindra no ataonareo, na ilay be Vues indrindra na ilay m-partage ny Video izay alefako eto be indrindra. COUP DE COEUR 1 ihany ko. Lien Akter Ofisialy https://www.facebook.com/Akter-Ofisialy-104904522027028/ Vonona daholo ve oh๐Ÿ˜‰๐ŸŒน

Itaos-Uni ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐ŸฅดFa tsy ity ve ilay rafivavinareo ๐Ÿ˜ณ mentioneo eo ilay Ex-nareo hijery an'i Rafotsiny ๐Ÿ˜ณ Sao d varina mimenomenona rery ao izy Manko hoe mbola tsy Tonga foana ilay nirahany nividy Atody๐Ÿ˜ณ

Video hafa no ho entiko amin-tsika eto aloha. Resaka #Aeroport ankoatra ny Aeroport eo Ivato mo zany. Ohatra fotsiny ny Aeroport ao Dubai. Mahavery indraindray ny miditra amin'izy itony indrindra rehefa mitady ny Salle d'embarquement na ny hoe Gate. Mila mahay mijery ny tableau tsara sy manaraka ny Numero tsara..... Atoroko kely fotsiny hoe ohatran'ny ahoana... Ilay hoe very tsy hoe tsy hita tampoka ao๐Ÿ™„ Fa tiako tenenina hoe lasa Miodikodina ny Aeroport fotsiny ianao Fa tsy hitanao ny tokony ho alehanao.... Tsara kokoa ny maha fantatra An'izay mialoha toa izay manontany olona foana !!!!!!

Iza Le Remo eh? ๐Ÿฅด๐Ÿฅด Fa ahona zao ry Remo ๐Ÿฅด Remorce Sa Remoide ๐Ÿ™„๐Ÿ˜ณ๐Ÿฅด

Salama eh!! โค๏ธ Eo amin'ny fiainana moa dia tsy misy mahavita tena irery izany , ilaina ny mifanampy!! Tsy ny mifanampy ara-bola ihany anefa fa na ataoko hoe Toro-hevitra mahasoa maro isak'arazany aza dia efa azo antsoina hoe "Fanampiana". Itanay mirahavavy hoe mbola tena betsaka ireo zavatra tokony hianaran-tsika raha eo amin'ny sehatr' ara-pahasalamana no ho jerena. Mbola betsaka ny tsy mahafantra hoe inona no tokony ho atao raha sanatria ka misy olona torana tampoka eny an-dalana sy ny sisa. Tsy voatery hiandry dokotera foana anefa!! Isika dia efa afaka maka fepetra kely hoe zao no atao mandrapatongan'ny Dokotera sns.... HISY NY FORMATION MAIMAIPOANA ANATY VIDEO ISAK'ARAZANY ATOLOTRAY MIRAHAVAVY HO ANAREO โค๏ธ โค๏ธ HO ATAONAY AM-PITIAVANA BE โค๏ธ HO FANAMPIANA ANTSIKA AMIN'NY FITSABOANA SY NY FISOROAHANA ARY NY TOKONY HO FANTATRA REHETRA AMIN'IREO KARAZANA ARETINA. โค๏ธ

K-Pop teny Behoririka ๐Ÿ˜’
Fantatrareo ve i Rose amin`ny #Blackpink ๐Ÿฅน sendra nitsidika ana teny Behoririka izy nividy akanjo atao amin`ny Clip-ny manaraka hono ๐Ÿฅน Da faly tokoa ny tenanay nahita azy ๐Ÿ˜

๐Ÿ˜ Mirary herinandro mafinaritra antsika rehetra izahay 2Gyals ๐Ÿ˜˜ Video vaovao be ho avy tsy ho ela ๐Ÿ˜โค๏ธ

Kaiza kaiza eeh!! Tonga dia teneno rangah ny marina ah๐Ÿ™„๐Ÿ˜ Gasy pure tsy mitapoka ve enao Sa mety hisy Vazah ๐Ÿ™„๐Ÿ˜ Fakafakao sy tsikerao hoe #calmDown Vs #Bapampa Aleo ny commentaire no hitsara azy eh๐Ÿ™„ #2GyalsPower #Badogyal

Badogyal
Kaiz e! Tonga dia apitapitao ny hafatra ๐Ÿ˜ tsy misy misangy azy eo na 4x4 io na Cabrio ๐Ÿ˜๐Ÿ˜’ Zay tonga dia Romotra be ๐Ÿ˜’ #menace #Kindnapping #Badoda

Kuku ๐Ÿ˜ Na dia manja be aza le Rafivaviko, dia ty ihany no miainga eh๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹ Ohatranzao mitsy ny pozinareo ao ambadikinle telephone ๐Ÿค”

Kuku ๐Ÿ˜ Efa tenenina foana tsy hiteny anzany hoe hisaraka amin'i Bae zany๐Ÿ™„๐Ÿค” zao ndry Tena nosarahany dia migogogogo be ao hoe tena vitany nisaraka ana๐Ÿ˜ฎ

Ho an'ireo ankizy nandresy tamin'ny lalao, averiko ho teneniko eto avokoa ireo loka azonareo ao arinan'ny faran'ny taona. Ho teneniko eto daholo Programme rehetra ny fomba angalanareo ilay lokaโค๏ธ๐Ÿ˜ fa manaova aloha faran'ny taona mafinaritra sy taom-baovao mafinaritra โค๏ธ๐Ÿ’“๐Ÿ’“. Hira an'isany Malaza izy ity, afaka andihizana tsara amin'ny faran'ny taona๐Ÿ’—๐Ÿ’•. Izaho kosa dia Mirary faran'ny taona mafinaritra ho antsika rehetra sahady โค๏ธ sy ho tratrin'ny taona Vaovao ๐ŸŽ‰ ๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ aza atao ambanin-javatra ny fahasalama ๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰๐ŸŽŠ Mifankahita eto ndray tsika taona Vaovao ๐ŸŽ‰ ๐ŸŽŠ๐Ÿพ๐Ÿพ bisous be daholo๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐ŸŽ‰๐Ÿธ๐Ÿฅ‚๐Ÿท manaova Fety Sambatra โค๏ธ โค๏ธ

๐Ÿ˜‚๐Ÿ™‰