HERY Pare_brise

Vente et Pose Pare_brise, Lunette arrière, vitre portière, custode. Peinture auto
Tel: 0342013147

Photos from HERY Pare_brise's post 22/04/2024

Hery Pare-brise dia
🟢mivarotra sy mametaka ny fitaratry ny fiara rehetra: Pare-brise; Lunette arrière; vitre portière; custode sns...
🔴Mandefa any ihany koa izahay ary manafatra avy any ivelany (importation) hoantsika mpanjifa izay tena mila anzany.
🟡Manao confection izahay; ary ihany koa ny resaka carroserie; dressage sy peinture rehetra.
🔵Déplacement gratuit sur Tana-ville fa à la charge du client ny ankotr'izay😉
Koa afaka miantso avy hatrany ianao ny 0342013147
Atelier: Anosivavaka terminus bus 199.
Mankasitraka indrindra tompoko🙏

22/04/2024

Zava-dehibe amiko ny fahatokisanareo mpanjifa ahy🙏
Hery_Pare-brise dia mivarotra sy mametaka ny fitaratry ny fiara rehetra😉
; arrière; portière sns...🚘🚖🚗
Tsy miova ny laharan'ny finday fa afaka miantso avy hatrany ny Tel: 0342013147📲
Na ihany koa manatona mivantana ety Anosivavaka ampitan'ny clafoutis👈 , Miasa am-pitiavana hoanao😉

19/04/2024

Salama tompoko😊
Mba fantatrao ve fa tena mila olona azo antoka ianao amin'ny fitandrovana ny moquette sy tableau-ny fiaranao? Ihany koa ny famerenana amin'ny laoniny ny pitsopitsony rehetra; joint sns...
Ankino amin'ny olona azo antoka ny fiaranao; olona manana zèle fa tena sarobidy aminao io🚘
🇲🇬 Hery Pare-brise dia hitanao ety Anosivavaka terminus bus 199.
Tel: 0342013147📲
Heri-Parebrise; miasa am-pitiavana hoanao🥰

Photos from HERY Pare_brise's post 17/04/2024

Zava-dehibe amiko ny fahatokisanareo mpanjifa ahy🙏
Hery_Pare-brise dia mivarotra sy mametaka ny fitaratry ny fiara rehetra😉
; arrière; portière sns...🚘🚖🚗
Tsy miova ny laharan'ny finday fa afaka miantso avy hatrany ny Tel: 0342013147📲
Na ihany koa manatona mivantana ety Anosivavaka ampitan'ny clafoutis👈 , Miasa am-pitiavana hoanao😉

15/04/2024

Saika mba hiteny kely fotsiny aho 🥰

08/04/2024

Fais preuve de respect devant tous, mais ne t'abaisse devant personne👌

Photos from HERY Pare_brise's post 04/04/2024

Salama daholo tompoko.🙌
Saika hiteny kely fotsiny aho hoe: Alefaso avokoa izay fiaranareo any fa vitatsika tsara ny manarina izany.
🇲🇬🚗Ankotran'ny varotra sy fametahana Fitaratry ny fiara rehetra, Hery Pare-brise dia
🟡Manambotra sy manarina ihany koa ny fiara accidenté,
🔴Ny resaka carrosserie;
🟢Dressage sy peinture rehetra.
Araho avy hatrany ary ireto sary ireto manaraka ireto👇
Mankasitraka indrindra tompoko.
Hery Pare-brise, miasa am-pitiavana ho anao.
Contact 0342013147
Atelier: Anosivavaka terminus bus 199.
Mankasitraka indrindra tompoko🙏

Photos from HERY Pare_brise's post 02/04/2024

Hery Pare-brise vous offre un service exceptionnel et de qualité avec un rendu spécifiques aux finitions.
Vente et pose ; arrière etc...
Contact :0342013147
Adresse: Anosivavaka terminus 199

29/03/2024

Saika mba hiteny kely fotsiny Aho🥰

Photos from HERY Pare_brise's post 26/03/2024

❌❌ Mini One à vendre
Boite automatique
Zéro devoir.
Mp pour plus d'informations ou 0342013147 📱

22/03/2024

Hery Pare-brise dia
🟢mivarotra sy mametaka ny fitaratry ny fiara rehetra: Pare-brise; Lunette arrière; vitre portière; custode sns...
🔴Mandefa any ihany koa izahay ary manafatra avy any ivelany (importation) hoantsika mpanjifa izay tena mila anzany.
🟡Manao confection izahay; ary ihany koa ny resaka carroserie; dressage sy peinture rehetra.
🔵Déplacement gratuit sur Tana-ville fa à la charge du client ny ankotr'izay😉
Koa afaka miantso avy hatrany ianao ny 0342013147
Atelier: Anosivavaka terminus bus 199.
Mankasitraka indrindra tompoko🙏

20/03/2024

Saika MBA hiteny kely fotsiny aho 🥰
HERY Pare_brise 0342013147
Anosivavaka en face clafoutis

Photos from HERY Pare_brise's post 15/03/2024

Salama tompoko 🥰
Afam-po avokoa ny mpanjifa teto HHERY Pare_brisePHERY Pare_brise🇲🇬
Ianao ihany koa, tongava malaky ety Anosivavaka en face clafoutis fa vonona ny hanome ny tsara indrindra hatrany izahay tompoko.
Tel: 0342013147
Hery Pare-brise, miasa am-pitiavana ho anao 🥰

Photos from HERY Pare_brise's post 14/03/2024

🇲🇬 Desormais on a le choix d'importer les Pare-brises authentiques, d'origines; génériques ainsi que les pièces automobiles:
🔸️Land Rover TDV6
🔸️ Range Rover
🔸️Range Rover Evoque
🔸️ Peugeot 3007
🔸️Peugeot 4007
🔸️Peugeot 5007
🔸️Citroen c4; air cross; ;citroen DS5; Ds4; Ds3
🔸️Toyota D4d
Pour ce faire alors; vous pouvez venir dans notre local sise à Anosivavaka pour passer votre commande...
A partir de la commande, les articles seront disponibles dans 4 semaines à 02 mois au plutard.
Tel: 0342013147

Photos from HERY Pare_brise's post 09/03/2024

Confection
By Hery Pare_brise 0342013147
Anosivavaka en face clafoutis

06/03/2024

❌❌ Arrivages
Chez HERY Pare_brise 0342013147
Anosivavaka en face clafoutis

Photos from HERY Pare_brise's post 04/03/2024

🇲🇬 Izay rehetra any ary o🥰
By Hery Pare-brise 0342013147
Anosivavaka en face clafoutis

29/02/2024

Pare-brise
By Hery Pare-brise 0342013147
Anosivavaka en face clafoutis

Photos from HERY Pare_brise's post 26/02/2024

❌❌Nouvels Arrivages 2ème vague:
🔸Captiva
🔸Polo4
🔸️Pare-brise DS5
🔸️Pare-brise IX35
🔸️Pare-brise Tiguan
🔸️Pare-brise Pathfinder
🔸️Pare-brise Citroën C8
🔸️Pare-brise DAF Xf /Renault Man/ Mercedes Actros
🔸️Pare-brise Suzuki Alto/ Suzuki Jimny (2019)
Suzuki Grand vitara (2018-2022)
Suzuki swift (2004/2011)
🔸️Pare-brise Wrangler 2015-2018
🔸️Pare-brise Jac S2 / Jac J2 / Jac A13
🔸️Pare-brise :
BMW X1 (2016)
BMW X2 (2019)
BMW X3 (2010)
BMW X5 (2006)

👉Anosivavavaka terminus bus 199
Tel: 0342013147 📲

Photos from HERY Pare_brise's post 19/02/2024

🚗 Rehefa nalaiko izy dia nampiakanjoko; nosoloiko ny akanjony ; Dia toy zao ny endriny.🥰

Photos from HERY Pare_brise's post 14/02/2024

🎁 Tolory fanomezana ihany koa ny olon-tianao amin'izao andron'ny mpifankatia zao🎉❤

Photos from HERY Pare_brise's post 13/02/2024

❌❌ Dispo avokoa ireto tompoko:
🔸️Pare-brise DS5
🔸️Pare-brise IX35
🔸️Pare-brise Tiguan
🔸️Pare-brise Pathfinder
🔸️Pare-brise Citroën C8
🔸️Pare-brise DAF Xf /Renault Man/ Mercedes Actros
🔸️Pare-brise Suzuki Alto/ Suzuki Jimny (2019)
Suzuki Grand vitara (2018-2022)
Suzuki swift (2004/2011)
🔸️Pare-brise Wrangler 2015-2018
🔸️Pare-brise Jac S2 / Jac J2 / Jac A13
🔸️Pare-brise :
BMW X1 (2016)
BMW X2 (2019)
BMW X3 (2010)
BMW X5 (2006)

👉Anosivavavaka terminus bus 199
Tel: 0342013147 📲

Want your business to be the top-listed Advertising & Marketing Company in Ambohibao?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Videos (show all)

Saika mba hiteny kely fotsiny aho 🥰
Saika mba hiteny kely fotsiny Aho🥰
Saika mba hiteny kely fotsiny aho 🥰
Saika MBA hiteny kely fotsiny aho 🥰HERY Pare_brise  0342013147Anosivavaka en face clafoutis
❌❌ ArrivagesChez HERY Pare_brise  0342013147Anosivavaka en face clafoutis
Aleo mba i SKAIZ indray no hiteny androany🥰
miarahaba tompoko Aleo atombotsika ty taona ty @ fahatsarana🎉🎉🥰🥰🥰0342013147
Saika mba hiteny kely fotsiny aho 🥰
Saika mba hiteny kely fotsiny aho🥰
Saika mba hiteny kely fotsiny aho🥰
Saika mba hiteny kely fotsiny aho🥰
Saika mba hiteny kely fotsiny aho🥰Tel: 0342013147

Telephone

Website

Address


Ivl39h Anosivavaka Ambohimanarina En Face Clafoutis
Ambohibao

Opening Hours

Monday 07:30 - 18:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 18:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 12:00

Other Advertising Agencies in Ambohibao (show all)
Logia Studios Madagascar Logia Studios Madagascar
Mamamba
Ambohibao, 105

BRANDING - ART DIRECTION - GRAPHIC DESIGN - BRAND IDENTITY - LOGO DESIGN - MOTION DESIGN - WEB DESIGN - PACKAGING - SOCIAL MEDIA