AmeriGasy Records

AmeriGasy Records

Nearby arts & entertainment

Chez Vanina
Chez Vanina
Andraharo

∆ 🇺🇸 AmeriGasy Records 🇲🇬 ∆
Studio d'enregistrement pour tout le monde et pour toute genres « AmeriGasy Records est là pour toi !

Avec nos services de qualité, nous t'offrons la possibilité de réaliser tes rêves artistiques. »😉

Photos from AmeriGasy Records's post 14/04/2024

Kevin Onfroy 👊🏽
AmeriGasy Records 🇺🇸🇲🇬

Photos from AmeriGasy Records's post 30/03/2024

Misokatra ho anao foana izahay
Tsy mialonjafy na avy aiza na avy aiza
Mamandriha daty sy ora amin’ny Hafatra miafina dia lasa antsika 😉👊🏽
Izy zao artist vao manomboka mihintsy avy any Toliara avy any , tato aminay no nanao ny projet any voalohany izy🇺🇸🇲🇬

25/03/2024

S/O ❤️

24/03/2024

🇺🇸🇲🇬

JLG feat BIG MJ - MALEMY FO ( Big Sound & AmeriGasy Records ) 1.0 for 2024 nouveauté Malagasy 20/03/2024

Check🇲🇬🇺🇸

https://www.facebook.com/share/CgcCKgwJxWd41EjP/?mibextid=WC7FNe

JLG feat BIG MJ - MALEMY FO ( Big Sound & AmeriGasy Records ) 1.0 for 2024 nouveauté Malagasy JLG feat BIG MJ - MALEMY FO ( Big Sound & AmeriGasy Records ) 1.0 for 2024 nouveauté Malagasy

16/03/2024

Coming soon 🙊
Preparez-vous 😎
Indrindra hoantsika izay tia miseo sehatra 😉
Ato ny part 1

https://www.facebook.com/share/v/ybEFekzoe645gaZo/?mibextid=WC7FNe

15/03/2024
Photos from AmeriGasy Records's post 14/03/2024

Une proposition, proposée par des artists qui ont fait des prise de song chez nous mêmes
Et on accepte le défi
Désormais, on accepte de faire toute sorte de service
Dont seulement le mixage et mastering
Mitondra hira sy donnée vita prise sy enregistrement ianareo dia izahay no manao ny mixage sy mastering seulement à partir 10.000ar selon la demande de l’artist 😎
Aza misalasala mandefa hafatra miafina fa ataotsika milay 😉
AmeriGasy Records 🇺🇸🇲🇬

Photos from AmeriGasy Records's post 12/03/2024

Anisan’ny mampiavaka anay dia mandray anareo tsy ankanavaka na avy aiza na avy aiza
Zalah ireto zao no antsoina oe JËL’Z ( Quetch ) avy any antsinana any
Mba nandatsaka hira afrobeat ry zalah ary mahafinaritra
Araho akaiky ny page n’ny zalahy fa efa misy vokatra maromaro Ao
Sur Rendez-vous hatrany ny antsika hoan’izay ho avy
Mp n’a tonga dia miantso ary 😉
AmeriGasy Records

Photos from AmeriGasy Records's post 05/03/2024

Be dia be ihany koa Nareo no miverina foana rehefa afapo
Dia raisinay ampitiavana foana ihany koa 🇲🇬🇺🇸
Tongava foana fa misokatra hoantsika rehetra ny AmeriGasy Records 🇲🇬🇺🇸
« Sur rendez-vous ihany »

Photos from AmeriGasy Records's post 01/03/2024

Izy indray no Jr Shinan na Migos
Mpanao Rap avy eto Antananarivo
Mahay miRap sady manao tao bilingue ihany koa 😎
Araho ny pejiny fa hoavy ihany koa ny projets any 🇲🇬

Izay hanao prise de song à dia asaina hatrany haka rendez-vous amin’ny MP 😉

Photos from AmeriGasy Records's post 27/02/2024

Diaz , un artist rapeur d’origine d’ambohidratrimo
Tonga nihira tato aminay
Afapo izahay , izy ihany koa dia afapo 😉
Afaka tonga ihany koa ianao mihira amin’ny vidiny mirary 😎
Sur rendez-vous ihany 😉
AmeriGasy Records 🇺🇸🇲🇬

25/02/2024

Tsingerina 🍾
24 Février 2022 - 24 Février 2024
2 zay no vita 😎
Misaotra anareo tsy niala
Fa izahay ko tsy hiala
Ho avy ny vaovaon’ny Ekipa fa mbola miketrika kely 😉

21/02/2024

Miarahaba !
Betsaka ny nandray anjara , ary saika marina avokoa ny valiny fa indrisy adinonareo ny no-mentionner ny pagen’i lery 😅
Raha nahafeno conditions ihany anareo de nahazo loka na firy na firy
Ito ny pagenlery : JLG 😎
Anefa tsy atao very maina ireo fandraisana reo anjara ka noho izany mahazo prise de song amin’ny vidiny 10.000Ariary daholo ianareo nandray anjara 🍾
MAnasa antsika hiditra mp daholo 🚨

09/02/2024

Kilalao kely indray e🚨🚨🚨
Izay mahalala , mahafantatra ny anaran’io,ny andrikitrany sy ny ataony ato amin’ny AmeriGasy Records ka mi mentionner ny page any Miaraka amin’ ireo mombamomba azy ao amin’ny com’s dia mahazo Prise de song iray maimaimpoana na tee-shirts ohatran’io anaovany io😊
Tapitra amin’ny 14 février ny lalao ary ho sarihana amin’ny 21 février 2024
Ndao ary 🇺🇸🇲🇬

Photos from AmeriGasy Records's post 01/02/2024

Vous cherchez à enregistrer vos chansons et à faire connaître votre talent ? Ne cherchez plus,AmeriGasy Records est là pour vous ! 😉
Nous proposons une gamme de services adaptés à tous les besoins musicaux. Que vous souhaitiez enregistrer une chanson, créer une instrumental, réaliser un clip ou même un reportage, nous avons tout ce qu'il vous faut !

Nos packs sont conçus pour répondre à différents budgets et besoins.
• Basic : 1 Chanson pour 20.000 Ariary
• Spécial : 2 Chansons pour 30.000 Ariary
• Boss : 3 Chansons pour 50.000 Ariary ( valablement 1 journée entière)

Il y en a aussi d’autres offres sur nos services.
• Tournage Clip + Montage vidéo : à partir 85.000 Ariary
• Création Instrumental : à partir 20.000 Ariary
• Remake Instrumental : à partir 15.000 Ariary
• Shooting Photos : Prix à discuter ( Abordable )
• Voix Off : Selon la durée seulement
• Vidéo Lyrics : à partir 10.000 Ariary
• Reportage événementiel etc... : Prix à discuter selon l’événement 🫡

Lieu : Andranoro Antehiroka ( rue Ambohibao )

« AmeriGasy Records est là pour t'accompagner et te fournir des services de qualité. Nous sommes passionnés par la musique et l'art, et nous mettons tout en œuvre pour aider les artistes à atteindre leurs objectifs. »❤️

N’hésitez pas à nous contacter sur Mp ou nous appeler au 034 64 891 04 ou 032 94 888 32 🇺🇸🇲🇬

NB: toute nos services est Sur Rendez-vous uniquement 😉

27/01/2024

Anisan’ny Coup de coeur tamin ny Live MUSIC Contest i Haja Andriami
Ity hira ity zao natao tato aminay , araho dia rigano ny mozika ataony fa tsara 🙂🫡

Photos from AmeriGasy Records's post 20/01/2024

Tongava Manao :
Prise de song, Création Instrumentale, Vidéo Lyrics , Clip Video , Shooting 😉
Prix mirary Hatrany
NB : Prise De song 15.000 Ariary Avec Mixage et Mastering jusqu’à fin Janvier 2024 🎊

Photos from AmeriGasy Records's post 13/01/2024

Izy no MAX
Bandy avy eny Ambohidratrimo avy eny
Mahay mirap lery ary tonga nirap tato amin’ny AmeriGasy Records 🎊
Ianao koa raha mahatsapa tena fa mahay mirap dia tongava fa vidiny mirary hatrany nefa tsara
NB : Avoakantsika eto daholo amin’izay ny sari lisant rehetra izay efa nandalo tato fa noho ´ny asa dia sahirana kely teo aloha teo

13/01/2024

Mahay manoratra hira na tsia ?
Manantalenta ve ianao ?
Vehivavy mahay mihira ?
Mila anao ny AmeriGasy Records mba handrafitra ny Ekipany
Tongava M.P miaraka amin’ny sangan’asa nao
Date farany fandraisana ny candidature : fin mois de février 😇
Mp ary 🎊

12/01/2024

Miarahaba an’i Sultan Pro isika fa izy no tsara vintana tamin’ilay lalao antsika
Manasa an’i sultan pro hiditra MP🎊

Araho akaiky fa misy kilalao azahoana teeshirt sy hira indray amin’ny herinandro ❤️

09/01/2024

KILALAO 💥❤️
Izay mahalala ny taona nitsanganan’ny AmeriGasy Records dia mahazo prise de song hira iray avy aty aminay
Olona iray no haha eo izany
À Vos commentaire.. fisarihana ny zoma hariva amin’ny 18:00
(Aza mikalaky an 🤣)

Photos from AmeriGasy Records's post 07/01/2024

Fiarahan’ny AmeriGasy Records
Nohon’ny asa sy ny fianarana dia tsy tafiona matetika ka dia androany no sendra tafiaraka au complet 🥂
Mirary alahady mahafinaritra hoantsika 🎊

03/01/2024

Arahabaina daholo ianareo nahatratra ny taona vaovao 2024
Vonona hatrany izahay hanome ny tsara
Prise de song miampy mixages sy mastering sur : 15.000 Ariary jusqu’à fin janvier 2024 🎊
Araraoty ary

31/12/2023

Hifanara ny taona ka maneho fisaorana mitafotafo be hoan’ireo Artists rehetra niara niasa taminay rehetra nandritra ny taona nitsangananay
Misaotra ny artists rehetra tsy nisalasala nametraka ireo projets any ho karakarainay
Misaotra ireo Artists nandray anjara tamin’ y fifaninana nokarakarainay
Misaotra ireo artists nahatoky sy nakasitraka ny nataonay, Mankasitraka feno
Tsy adino ihany koa ny haino amanjery niara niasa taminay toa an’ny Tvm , Record tv/fm , Real Tv sy Kolo Tv
Mankasitraka dia mirary fety sambatra hitantsika rehetra izay mamaky 😇
NB : misokatra foana ny studio fa sur rendez-vous ihany 🥂

25/12/2023

Mirary krismasy mahafinaritra hoantsika tsy ankanavaka 🎄❤️
Prise de song : 15.000ar avec mix et mastering gratuit hatramin’ny fin Janvier 2024
Mp ny rendez-vous 😇

Want your establishment to be the top-listed Arts & Entertainment in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Videos (show all)

Layone Feat Néri - Efa Anjara ( AmeriGasy Records ) 2023 CLIP OFFICIEL
Coming soon …Clips’ny Artist signé tato voalohany 🇺🇸🇲🇬
AmeriGasy Records ho vahin'ny fandaharana AMS - Art Maro Seho ao amin'ny TVM  Televiziona Malagasy ny sabotsy 28 Octobre...
Fanentanana kely avy amin’i JLG 😉
Ao ve isika ao ve isika eeendao hiaraka aminireto artist maro be ireto mba hiaino mozika marolo loko ihany koa amin 26 a...
Session STUDIO
Tirage jeux anniversaire AmeriGasy Records 🎉🇲🇬🇺🇸
Tirage jeux anniversaire AmeriGasy Records 🎉🇲🇬🇺🇸
Tirage jeux anniversaire AmeriGasy Records 🎉🇲🇬🇺🇸
Salama daholony mpanaraka syny mpanjifa hajaina❤️Izahay ato amin’ny Studio AmeriGasy Records dia mampilaza aminareo fa h...

Category

Telephone

Address


AmeriGasy Records
Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 14:00 - 17:00
Tuesday 14:00 - 17:00
Wednesday 14:00 - 17:00
Thursday 14:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 10:00 - 12:00
13:00 - 17:00

Other Music production in Antananarivo (show all)
Sanfil Sanfil
Rue Andriandahifotsy
Antananarivo, 00101

A Madagascar, depuis 1997, SANFIL oeuvre à la production musicale, révèle les talents, diffuse le

ULTRA Studio ULTRA Studio
Antananarivo

Foxtrot vision Foxtrot vision
Ivc 02 Bis
Antananarivo

A.M à la Prod A.M à la Prod
Antananarivo

Beat Makers - instrumental - enregistrement de voix - mixage - Montage - clip

DAX Rwikordz DAX Rwikordz
ANDRONONOBE
Antananarivo

�Mozika forever�

R.A.K beat R.A.K beat
An 359 Ankaikely
Antananarivo

(fifaliana)

Mad'art music Mad'art music
Ambohipo Bazar
Antananarivo

Steph Beats Steph Beats
Ambolokandrina
Antananarivo, 101

Studio : Production Musique. Tout genre.

Beam Sound Beam Sound
Antananarivo

Studio de Production Musicale: •Arrangement Musical •Composition instrumentale •Prise de son (Audio & Instrumentale) •Mixage

Studio TAM TAM Studio TAM TAM
LOH 110
Antananarivo

💲🌤Tam tam production 🌤💲 ☎️038 10 701 09

𝐋𝐚𝐧𝐝𝐢𝐱 𝐒𝐨𝐮𝐧𝐝𝐬 𝐒𝐭𝐮𝐝𝐢𝐨 𝐋𝐚𝐧𝐝𝐢𝐱 𝐒𝐨𝐮𝐧𝐝𝐬 𝐒𝐭𝐮𝐝𝐢𝐨
Itaosy
Antananarivo

Artiste ,Chanteur ,A/C ,Clavieriste,Batteur,Guitariste,Arrangeur,Beatmaker.

Evyyi Evyyi
Antananarivo

Malagasy, Producer @evyyi.beat