Sasa lamba

Benice Anti-bacterien propose des produits de soin corporelle qui protège votre peau des bactéries

06/03/2024

Fantatrao ve fa ny vokatra MADE IN THAILAND 🇹🇭 no vokatra mandaitra sy mahomby ( efficace ) indrindra amintsika malagasy? Satria ny thailandais dia mitovy TOE-BATANA, sy TOE-BOLO amintsika MALAGASY 🇲🇬, ka ny vokatra rehetra mety amin'izy ireo dia mety sy mandaitra amintsika malagasy ihany koa 🤔 🤗

Ity izao ny 💖 MASQUE MISTINE MODERN 💖 izay natao hikolokoloina ny volo, 🥰 vokatra tena malaza, mandaitra ary mahomby any Thailand izy ity 😍 manalefaka sy mampangirana ny volo ary manala ny vakivaky rehetra ihany koa 💞

Manasa anao ary izahay hampiasa ny 💖 GAMME MISTINE MODERN 💖 dia ho itanao fa tsy hanenenanao ny fampiasàna azy eh 😘 😘 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇹🇭 🇹🇭 🇹🇭

Photos from Sasa lamba's post 20/02/2024

Anisan'ny MANDANY herinaratra ny FIPASOHANA ny lamba, ny 💦Adoucissant FINELINE💦 no anisan'ny vahaolana mampihena izany satria :
💖Manalefaka ny lamba sy manamora ny fipasohana izy ka mampihena ny fandaniana herinaratra
❤Mitondra hanitra malefaka, natoraly sy maharitra ihany koa izy.
Raha liana amin'ny vokatra ianao dia midira MP.😊
👉Raha toa ka tonga dia hanjifa avy hatrany kosa dia antsoy ny
📞+26134 81 127 65
📞 +26132 73 493 45
👉Livraison gratuite sous conditions 👍👍👍

19/02/2024

Fantatrao ve fa ny vokatra MADE IN THAILAND 🇹🇭 dia vokatra mahomby indrindra amintsika malagasy? Satria ny thailandais dia mitovy TOE-BATANA, FIHODIRANA ary TOE-BOLO amintsika MALAGASY 🇲🇬, ka ny vokatra rehetra mety amin'izy ireo dia mety sy mandaitra amintsika ihany koa 🤔 🤗
Ny 💖 SERUM ROLLER ANTI-CERNES 💖 izao dia natao hikolokoloina ny ambany maso, 🥰 vokatra tena mandaitra ary mahomby any Thailand izy ity 😍 MANALA ny cerne sy ny mangana ary MAMPIHENA ny poche, MAMPAMANDINA sy MANOME aina tanteraka ny hoditra eo ambany maso 💞 .
Manasa anao ary izahay hampiasa ny 💖 SERUM ROLLER ANTI-CERNES 💖 dia ho itanao fa tsy hanenenanao ny fampiasàna azy 😘 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇹🇭 🇹🇭 🇹🇭

Photos from Sasa lamba's post 19/02/2024

Aza misahirana intsony mitady vokatra hanesorana ny tasy isan-karazany amin'ny lamba fa efa eo ny ❤ "DETERGEANT LIQUIDE FINELINE"❤ hanampy anao 😎🥰. Vokatra 2en1 satria sady DETERGEANT no ADOUCISSANT ihany koa:
-💦Manamora ny fikosehana ny lamba ka tsy manimba azy
-💦Manala ny tasy rehetra amin'ny lamba noho izy miditra anaty tenon-damba mihitsy
-💦Manalefaka ny lamba ka manamora ny fipasohana azy
👉 Alefaso ao amin'ny MP avy hatrany ary ny commande-nao
👉Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+26134 70 631 40
📞 +26132 48 192 43

08/02/2024

Offre Saint Valentin 🥰

Du 07 au 17 Février, Sublimez-vous pour la Saint-Valentin en offrant des baisers irrésistibles 🫦

Mettez en valeur vos lèvres avec nos rouges à lèvres « Baby Bright », pour un éclat incomparable. Utilisez la bonne astuce de séduction pour enchanter votre partenaire : parfumez vos baisers d'amour avec notre gamme de saveurs, de la pêche à la fraise rouge romantique, jusqu'aux saveurs délicieusement de macaron ou chocolat latte ou café latte. 💋💄👄💋💋

Avec Baby Bright, vos lèvres seront irrésistibles et séduisantes. Optez pour Baby Bright et rayonnez de beauté pour la Saint-Valentin !" 😍😘🥰🫦

" Messieurs, offrez-lui les cadeaux parfaits pour cette occasion spéciale." 😎😉💖💞💓

26/01/2024

💦: Etsy kely anie e! 💦:
Ny "DETERGENT LIQUIDE FINELINE" koa anie ka vita Thaïland e!
Nosafidiana manokana ny firenena Thaïland 🇹🇭 noho izy ireo mitovy volon-koditra sy fihodirana ary toe-tany amintsika Malagasy 🇲🇬 ary efa voamarina fa 90% ny vokatra mahomby amin'ny Thaïlandais dia "efficace" sy "mahomby" amintsika ihany koa.

Vokatra 2en1 satria sady DETERGENT no ADOUCISSANT ihany koa
Tsara hanitra 💦, Mora vidy 💦 ary tena MAHOMBY 💦

Photos from Sasa lamba's post 20/01/2024

Aza misahirana intsony mitady vokatra hanesorana ny tasy isan-karazany amin'ny lamba fa efa eo ny ❤ "DETERGENT EN POUDRE VANISH "❤ hanampy anao 😎🥰. Vokatra 3en1 satria sady DETACHANT, ANTI-DECOLORATION, HYGIENE PARFAITE:
-💦Manamora ny fikosehana ny lamba ka tsy manimba azy
-💦Mamelona sy mamerina ny lokon’ny lamba ho toy ny vaovao indray
-💦Manala ny karazana tasy rehetra izay sarotra alàna: menaka, tasy mainty, voankazo sns….
👉 Alefaso ao amin'ny MP avy hatrany ary ny commande-nao
👉Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+26134 70 631 40
📞 +26132 48 192 43

18/01/2024

Fantatrao ve fa ny vokatra MADE IN THAILAND 🇹🇭 dia vokatra mahomby indrindra amintsika malagasy? Satria ny thailandais dia mitovy TOE-BATANA, sy FIHODIRANA ary TOE-BOLO amintsika MALAGASY🇲🇬, ka ny vokatra rehetra mety amin'izy ireo dia mety sy mandaitra amintsika ihany koa 🤔 🤗

Ity izao ny 💖 DEODORANT VIVITE VITAMINE C AND E EXTRA WHITE 💖 izay natao hikolokoloina ny helika, 🥰 vokatra tena malaza, mandaitra ary mahomby any Thailand izy ity 😍 MANOME AINA ny hoditry ny helika, MANAZAVA sy MAMPIHIRATRA ny hoditry ny helika, MIARO amin'ny hatsembohana be loatra 💞 .

Manasa anao ary izahay hampiasa ny 💖 DEODORANT VIVITE VITAMINE C AND E EXTRA WHITE 💖 dia ho itanao fa tsy hanenenanao ny fampiasàna azy 😘 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇹🇭 🇹🇭 🇹🇭

Photos from Sasa lamba's post 08/01/2024

😏 Andao hikolokolo ny lamba fotsy miaraka amin'ny "DETERGENT EN POUDRE PAO WHITE":
🤩 Mamerina sy mamelona ny hafotsipotsikan'ny lamba indray.
🤩 Manala ny tasy rehetra amin'ny lamba fotsy
- Ranomainty
- Menaka sakafo
- Mavomavo sy miofo
- Voankazo mena
🤩 Mamerina ny vasoka amin'ny lamba ho toy ny vaovao indray
👉 Alefaso ao amin'ny MP avy hatrany ary ny commande-nao
👉Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+26134 70 631 40
📞 +26132 48 192 43
Livraison disponible👍

Photos from Sasa lamba's post 26/12/2023

Aza misahirana intsony mitady vokatra hanesorana ny tasy isan-karazany amin'ny lamba fa efa eo ny ❤ "DETERGENT LIQUIDE FINELINE"❤ hanampy anao 😎🥰. Vokatra 2en1 satria sady DETERGENT no ADOUCISSANT ihany koa:
-💦Manamora ny fikosehana ny lamba ka tsy manimba azy
-💦Manala ny tasy rehetra amin'ny lamba noho izy miditra anaty tenon-damba mihitsy
-💦Manalefaka ny lamba ka manamora ny fipasohana azy
👉 Alefaso ao amin'ny MP avy hatrany ary ny commande-nao
👉Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+26134 70 631 40
📞 +26132 48 192 43

Photos from Sasa lamba's post 20/12/2023

Tonga indray ny hanitra hafa vaovao be amin'ny ADOUCISSANT FINELINE 😍😍, amin'ny fatrany lehibe ihany koa an!! 😉🥰 Tsara hanitra 💦, Mora vidy 💦 ary tena MAHOMBY 💦:
💖 Manalefaka ny lambanao sy manamora ny fipasohana azy ka mampihena ny fandaniana ny herinaratra
❤ Mitondra hanitra malefaka, natoraly sy maharitra ihany koa.
👉 Alefaso ao amin'ny MP avy hatrany ary ny commande-nao
👉Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+26134 70 631 40
📞 +26132 48 192 43

Photos from Sasa lamba's post 08/12/2023

Mahafaly anay hatrany ny mampilalao antsika mpanjifa amin'izao fety izao ao amin’ny pejy mpiara-miasa 👉 “TAREHY MANJAMANJA” 😍 🎄
❤️ Manasa anao ary hiditra ao amin'ny pejy 👉 " TAREHY MANJAMANJA" 👈 ahitanao sy ahafahanao milalao 😘

Ity ny rohy ahafahanao miditra ao amin'ny pejy 😉
https://www.facebook.com/profile.php?id=100083259524635

Toy izao ary ny fomba fandraisana anjara:

✨Asio J’aime ny publication

✨Asio j’aime sy abonné-o ny page ❤️ « TAREHY MANJAMANJA » ❤️

✨Misafidiàna sarina vokatra iray tena mahaliana anao amin’ireo sary nalefanay eo ambany ireo ary apetraho ao amin’ny commentaire izany

✨Entano ny namanao hi-j’aime ny sary napetrakao tao amin’ny commentaire

✨Partageo eo amin’ny mur-anao en mode publique ity publication ity

👉NB: Ny sary efatra be réaction indrindra no mahazo ny loka 👊🥰

Manentana antsika ary hilalao eeee!!!! ❤️😍🥰🎄✨

NB: Manomboka ny 11 décembre hatramin'ny 17 décembre ny lalaontsika an 😘

Photos from Sasa lamba's post 30/11/2023

Ho avy indray ny fety eee!!!😍 😍

✨ Andao ary hifampizara fifaliana sy fanomezana amin'izao andro fety izao 😍

Rehefa manjifa vokatra mitentina 116 000 Ar noho miakatra ianao dia mahazoa fanomezana maimaim-poana 🥰 " baume à lèvre mahafatifaty kely " sy " rouge à lèvre JUICY TOMATO " izay mety tsara hanaovana manjamanja amin'izao andro fety izao 😉 🥰. 🥰 🎄😘

Aza Tara Ary e! Voafetra ny tolotra an!!! 💖💖

Photos from Sasa lamba's post 15/11/2023

😏 Sahirana mitady '' PRODUIT EFFICACE '' HAMELOMANA ny lokon'ny LAMBANAO ve ianao?
😃 Ity ny "DETERGENT EN POUDRE PAO COLOR" vahaolana ho anao:
🤩 Mamelona​ ny lokon'ny lamba ho toy ny vaovao indray.
🤩 Manala ny tasy rehetra isan-karazany.
👉 Alefaso ao amin'ny MP avy hatrany ary ny commande-nao
👉Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+26134 70 631 40
📞 +26132 48 192 43
Livraison disponible👍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 12:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 12:00
Thursday 07:30 - 12:00
Friday 07:30 - 12:00
Saturday 07:30 - 12:00

Other Spa, Beauty & Personal Care in Antananarivo (show all)
ROUTH Beauté ROUTH Beauté
Tana
Antananarivo, 101

Salon de beaute

Bika Soa Bika Soa
Antananarivo

Boutique en ligne

TeFy nail art and beauty TeFy nail art and beauty
Esplanade Analakely
Antananarivo, 101

TeFy nail art and beauty est pret a vous satisfaire pour vos besoins, coiffure, make up, pack mariage, pose vernis. N'hesitez pas a nous contacter

Fy ravaka beaute Fy ravaka beaute
Ravakarazanantsoa@yahoo. Fr
Antananarivo

Njanah  beauté Njanah beauté
Météo Ampasapito
Antananarivo, 101

Vente des produits de beauté

HM3 Mailly HM3 Mailly
ANTANANARIVO
Antananarivo, 102

Vente En ligne uniquement

Antsoa’s page Antsoa’s page
Antananarivo

Vente des produits bio,naturel et authentique Antsoa de Madagascar🤍🌿

Ny kanto makeup Ny kanto makeup
Tananarive
Antananarivo, 101

� Beauté et cosmétiques �

Iavo Coiffeur Iavo Coiffeur
Imerinafovoany
Antananarivo

Coiffure a domicile

Aviavy Beauty Aviavy Beauty
Alasora
Antananarivo

Relooking beauty Relooking beauty
Antananarivo, 101

Service a domicile