Just waouh

vente en ligne

25/01/2024

Mailo mailo laisàny fa efa amidy ane ny tolakatsaka eh , sody lafo ampitsanganana eo 🤭

02/01/2023

Za efa vonona be fa le 2023 no mbola mihanahana 🙄

02/01/2023

Motivation de la journee 🥰

Tsy misy zavatra mora
Fa ny zavatra rehetra dia azo tanterahana rehefa manana finoana sy fiaretana 😉😘

01/01/2023

Bonne année 🥰
Mety daholo n'y sanjila rehetra 😁 amty 2023 ty 😁

29/12/2022
03/05/2022

Mahaiza misaotran'ilay Avo indrindra amin'ny rehetra😊
Ary mahaiza mankasitraka amin'izay kely misy eo amin'ny fiainanao😊
Izy tsy hanome izay tsy zakanao fa zakanao matoa mbola miseo eo amin'ny fiainanao😊
Ampetraho eo am-pelatanany ny mafy indrindra lalovanao 😞 eny hatramin'ny kely indrindra ,mahaiza miankina aminy ,meteza ho namany😇 , lazao azy hoe atorohy ahy ny lalana tokon'ny ho diaviko isan'andro🚶

Mafy ny lalovanao ekeko izany fa vitanao rehefa miaraka aminy ianao😇😊

03/05/2022

Zandry ❣️
Tiko fona laisany , n'a aiza n'a aiza , n'a rovina n'a rovina 🙌
Na inona n'a inona miseo , de tiko fona nareo mandrakizay 😣🥀... De zoky zoky hanao izay azo atao hanohana anareo 💙❣️

02/05/2022

Ry cousin sy ry cousine rehetra , mety tsy miresaka tsika , mety tsy mifankahita matetika 🤝
Fa tadidio fa tiko fona nareo 💙❤️

27/04/2022

Tadidio fa : Manana Zavatra tiany ihany koa ny Ray aman-dreninao , Ary tsy misy n'a Iza na Iza afaka handratra azy tahaka ny fiarovany n'y zanany ☀️

27/04/2022

Mety hoe mbola tsy mamiratra za , fa efa nampianarina kosa hoe " rehefa teh hahatratra tanjona iray 🙏 , de tsimaintsy mifofotra " SUN💙

25/04/2022

😘

Want your business to be the top-listed Shop in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
Antananarivo
102

Other Boutique Stores in Antananarivo (show all)
Andiia Accessories Andiia Accessories
Centre Ville
Antananarivo, 101

Besoin d'accessoires pour compléter votre tenue ? Envie d'accessoires tendances ? "Andiia accessories" a choisi pour vous les ornements incontournables pour un look unique à votre...

Ampela Fasha Mode Ampela Fasha Mode
Tanà Hotel Antaninarenina
Antananarivo, ANTANANARIVO101

Chaques personnes peut composer son propre style et trouver les tenues qui lui conviennent.

Iris & Mia Iris & Mia
Antananarivo

Accessoires de mode

Addict Addict
Antananarivo

Chose qui plait est à demi vendu …�

Suprem Market - Le Confort à prix mimi Suprem Market - Le Confort à prix mimi
Itaosy
Antananarivo, 102

Large choix de produits de bonne qualité : Maison - bébé - Jouets - Déco - Luminaire - Informatique

Smile DREAM events Smile DREAM events
Antaninarenina Bâtiment Hôtel Pergola , 11Rue Ratsimilaho
Antananarivo, 101

foods ,events, fashion

Soléa Soléa
Antananarivo, 101

Soléa, le féminin sans égal.

Bris's Mode Bris's Mode
Mahamasina
Antananarivo

Na.Ka.Ma Na.Ka.Ma
Antananarivo

Otaku, geek ou autre? Visitez la page, vous n'allez pas regretter �

Planète Foot Mada Planète Foot Mada
Ankadifotsy
Antananarivo, 101

Page dédiée au foot

Guitare Milay et ses accessoires Guitare Milay et ses accessoires
Analakely
Antananarivo

💥 Milay 💥 🎸💥nefa mora prix💥 💥 034 60 155 49 📞032 48 913 05💥