Cactus TV., Antananarivo Videos

Videos by Cactus TV. in Antananarivo. Tv.

- Bandy : Efa vita didim-poitra ve lery ?
- Sipa : Oui efa vita izy ka 🤣
- Bandy : Efa hitanao zany ny azy ? 🤔
- Sipa : Euhhhh.... 😰

Click to enable sound Next

Other Cactus TV. videos

- Bandy : Efa vita didim-poitra ve lery ? - Sipa : Oui efa vita izy ka 🤣 - Bandy : Efa hitanao zany ny azy ? 🤔 - Sipa : Euhhhh.... 😰

Tandremo lessy zany 🫣

Miarahaba antsika rehetra tratrin’ny taona 2023 🤩🥳 Mirary anareo ny soa sy ny tsara rehetra indrindra fa ny fahasalamana izahay ato aminy Cactus Tv. Mbola mato ny ho avy ka araho akaiky ary ny pejy #cactus #happynewyear2023

Il y a pas mieux que de recevoir un compliment dans la journée, surtout quand ça vient de CACTUS Psss psss tsara kely ianao,ouiii ianao io mihitsy izany ianao mijery io 😌 Aza adino mizara ny tsikinao isanandro mba hanome tsiky ireo manodidina anao ihany koa 🌵 L’équipe de CACTUS vous souhaite un très joyeux Noël 🎄🥰

Wakanda ilay feno sapin sa ny tranon’i crush an’i Estelle no hitanareo? 🤫🤫 Fanotaniana adaladala indray teto no napetraka tamin’ireo mpandalo dia jereo anie e Cactus dia créateur de contenu ary efa maromaro iany izay ny vokatra efa nivoaka Araho tsy tapaka ary ny pejy dia andao iaraka hiCactus aminay 🌵🌵 #cactusvapiquer #cactus

𝐓𝐚𝐢𝐧-𝐝𝐞𝐥𝐨 𝐡𝐨𝐧𝐨 ‼️ Fa aza mandainga fa tianareo be 'zao 'lay mangididididy mampite .... 🫢🤫 Zany ary aloha ny sangisangy maivana nataonay teny e. Taggeo le namanareo misikotr'orona iny matetika 🤭🤭 #Cactus #cactusvapiquer

AKORY EH ‼️ Saika mba hanolotra fitiavana mamy harivariva miaraka amin’ny Cactus TV. Curious episode 4 🤗 Raha enao no nanotaniana dia inona ny safidinao Olona sa Vola ? Coucou kely ho anareo mahafantatra an’i K.mah ato dia mba soraty ao amin’ny commentaire oe ny anaran’ny acteur cactus fantatrareo😗 #curious #cactusvapiquer

🚨 ALERTE Concept vaovao ato amin'ny Cactus ‼️ Aona, atao matetika ve ? Bon visionnage ary aloha 🤩 Max de partage ✅✨

🚨 BOOM ‼️ Épisode 3 on fire 🔥🔥 Thème : Didim-poitra 🤣 Aona ary izany hoy ianao 🤔 jereo de A à Z aloha 😝 Merci Thierry Z.L pour le passage 🤩 PS : Ny tantara mitohy foana 😊 Abonnez-vous ✅ #cactusvaspiquer #curious

🚨 ATTENTION les yeux Deuxième épisode CURIOUS ‼️ PSST PSST... fataon'ny bandy eny an-dalana eny rehefa mahita sipa 😜 Tamin'ny épisode 1 izahay nanontany hoe mora kotina ve ny sipa 🤔 Dia eto indray mba tia hafantatra hoe mahay mikoty sipa ve ny bandy 🤣 ka aona ary ? Goo dans les commentaires 💥 PS : hum... la fin ça promet unh 💥🤣 Dia aza adino : - Abonnes toi ✅ - Partage si t'as aimé ❤️ #cactusvapiquer #CURIOUS

CURIOUS épisode 1
🚨 AIZ EHH Zany ny premier episode ary e ‼️ Aminao ve mora kotiana ny sipa eto dago ?? Allez go dans les commentaire (araho reactions 😜) PS: jereo hatramin'ny farany pour l'amour des chats🤣 Zay dia à très vite pour le deuxième épisode 🤩 Aza adino : - Abonnes toi ✅ - Partage si t'as aimé ❤️ #cactusvapiquer #CURIOUS