Cactus TV.

Tv.

14/02/2023

Ka aona??
Inona plan anareo amin'ity Saint Valentin ity? 🤣🥰
Mirary soa ny mpifankatia foana na izany aza eh

29/01/2023

Oueeeeeee be daholo ny Malagasy omaly 🇲🇬❤️

TOHANAN-TSIKA foana ny antsika 🔥 nareo ve nivoaka sa tsia ? Raha nivoaka dia taiza ?
Izahay zao nivoaka teo am-baravakely niorakoraka 😜

Alefa BAREA 🇲🇬

26/01/2023

- Bandy : Efa vita didim-poitra ve lery ?
- Sipa : Oui efa vita izy ka 🤣
- Bandy : Efa hitanao zany ny azy ? 🤔
- Sipa : Euhhhh.... 😰

18/01/2023

Tandremo lessy zany 🫣

16/01/2023

Andro lehibe ho an'i Estelle androany 🤩🤩
ANNIVERSAIRE ANY 🥳🥳

Izy moa ilay nanadala anareo teny an-dalana teny ho an'izay tratra :p Izy koa ilay hoe "Kazaru" tao anatin'ilay Bande dessinée nataona tamin'ny Halloween iny ;)
Mirary soa be ho azy isika 😇

13/01/2023

Fiarahana kely miaraka amin'ny equipan'ny Cactus TV. androany 🤗
Voky tsara daholo ny rehetra... ankoatran'i Joh 🤣🤣 hita amin'ny tarehiny 🤣
Dinidinika maro koa no natao amin'ny projet 2023, araho akaiky ary ny pejy dia aza adino mis'abonne 🤩

Zay fa mirary soa antsika rehetra amin'ity zoma magnifique ity eh ✨

11/01/2023

Androany no atao hoe journée mondiale du "MERCI" 🥳
Koa ny equipan'i Cactus TV. dia mba faly manolotra fisaorana ho anareo :

✅ Followers
✅ Reacteurs
✅ Mizara ireo vidéos
✅ Mpanohana anaty commentaires sy anaty MP
✅ Ireo futur collaborateur ihany koa sy annonceur :p haha

Mirary soa foana dia araho akaiky foana ny pejy fa ianareo anisan'ny source de motivation anay :)

03/01/2023

Miarahaba antsika rehetra tratrin’ny taona 2023 🤩🥳
Mirary anareo ny soa sy ny tsara rehetra indrindra fa ny fahasalamana izahay ato aminy Cactus Tv.
Mbola mato ny ho avy ka araho akaiky ary ny pejy

24/12/2022

Il y a pas mieux que de recevoir un compliment dans la journée, surtout quand ça vient de CACTUS
Psss psss tsara kely ianao,ouiii ianao io mihitsy izany ianao mijery io 😌

Aza adino mizara ny tsikinao isanandro mba hanome tsiky ireo manodidina anao ihany koa 🌵

L’équipe de CACTUS vous souhaite un très joyeux Noël 🎄🥰

17/12/2022

Wakanda ilay feno sapin sa ny tranon’i crush an’i Estelle no hitanareo? 🤫🤫
Fanotaniana adaladala indray teto no napetraka tamin’ireo mpandalo dia jereo anie e

Cactus dia créateur de contenu ary efa maromaro iany izay ny vokatra efa nivoaka

Araho tsy tapaka ary ny pejy dia andao iaraka hiCactus aminay 🌵🌵

10/12/2022

𝐓𝐚𝐢𝐧-𝐝𝐞𝐥𝐨 𝐡𝐨𝐧𝐨 ‼️

Fa aza mandainga fa tianareo be 'zao 'lay mangididididy mampite .... 🫢🤫 Zany ary aloha ny sangisangy maivana nataonay teny e.

Taggeo le namanareo misikotr'orona iny matetika 🤭🤭

26/11/2022

AKORY EH ‼️

Saika mba hanolotra fitiavana mamy harivariva miaraka amin’ny Cactus TV.
Curious episode 4 🤗
Raha enao no nanotaniana dia inona ny safidinao Olona sa Vola ?

Coucou kely ho anareo mahafantatra an’i K.mah ato dia mba soraty ao amin’ny commentaire oe ny anaran’ny acteur cactus fantatrareo😗

12/11/2022

🚨 ALERTE

Concept vaovao ato amin'ny Cactus ‼️ Aona, atao matetika ve ? Bon visionnage ary aloha 🤩

Max de partage ✅✨

05/11/2022

🚨 BOOM ‼️ Épisode 3 on fire 🔥🔥
Thème : Didim-poitra 🤣
Aona ary izany hoy ianao 🤔 jereo de A à Z aloha 😝

Merci Thierry Z.L pour le passage 🤩
PS : Ny tantara mitohy foana 😊
Abonnez-vous ✅

02/11/2022

🚨 SURPRISE, GIVEAWAY EN VUE ‼️

Vous voulez profiter des gourmandises de la part de Tiramichoue ? 🤩 Alors tentez votre chance !!

Il y aura 3 gagnants dont :
- Le premier profitera de 2 packs (4 éclaires et 6 brownies) + un bon de réduction de 30% pendant un mois.
- Les deux autres gagneront un bon de réduction de 35% pendant deux mois
PS : c'est pas une version croquée que vous aurez c'est un éclair entier :p

Pour y participer, voici les conditions :
🔸 Partager cette publication en mode public avec les hashtags
🔸 S'abonner à la page facebook de Tiramichoue et Cactus TV.
🔸 Répondre en commentaire à la question suivante :
Dans la publication précédente qui se trouve dans le lien ci-dessous, parmi les gourmandises proposées par Tiramichoue, laquelle a été mangée par la fille :
- Brownie
- Éclair
- Croissant Jambon Fromage

Voici le lien de la publication précédente pour trouver la réponse :
https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=130790909755244&id=100084730075629

Vous avez jusqu'au dimanche 13/11/2022 pour participer 😉
Les gagnants seront annoncés en direct sur la page :)

LET'S GOO 😍🤩

Photos from Cactus TV.'s post 01/11/2022

Alors ? C'était bien Halloween ? 🤣
Voici un petit plus de notre part pour clôturer l'événement 😉

PS : Araho tsara ny tantara fa hisy surprise ho avy eto amin'ny page 🤩

Abonnez-vous ✅

30/10/2022

🚨 ATTENTION les yeux

Deuxième épisode CURIOUS ‼️

PSST PSST... fataon'ny bandy eny an-dalana eny rehefa mahita sipa 😜

Tamin'ny épisode 1 izahay nanontany hoe mora kotina ve ny sipa 🤔
Dia eto indray mba tia hafantatra hoe mahay mikoty sipa ve ny bandy 🤣 ka aona ary ? Goo dans les commentaires 💥

PS : hum... la fin ça promet unh 💥🤣

Dia aza adino :
- Abonnes toi ✅
- Partage si t'as aimé ❤️

22/10/2022

🚨 AIZ EHH

Zany ny premier episode ary e ‼️

Aminao ve mora kotiana ny sipa eto d**o ??
Allez go dans les commentaire (araho reactions 😜)

PS: jereo hatramin'ny farany pour l'amour des chats🤣

Zay dia à très vite pour le deuxième épisode 🤩

Aza adino :
- Abonnes toi ✅
- Partage si t'as aimé ❤️

16/10/2022

AKOORY ‼️

Rendez-vous la semaine prochaine pour le premier épisode de CURIOUS 🔥

Zay anh ? ito misy aperçu kelin'ireo acteurs antsika ary aloha eh 🔥

Cactus, ça va piquer 🌵‼️

13/10/2022

⚠️ 𝐀𝐭𝐭𝐞𝐧𝐭𝐢𝐨𝐧

Cactus TV. vous présente sa première émission digitale ‼️ 𝐂𝐔𝐑𝐈𝐎𝐔𝐒 🔥

Suivez la page de près pour la première épisode. 😉
En attendant, essayer de deviner à quoi ça va ressembler 🙌

Ça va piquer❗

Want your business to be the top-listed Media Company in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Videos (show all)

- Bandy : Efa vita didim-poitra ve lery ? - Sipa : Oui efa vita izy ka 🤣- Bandy : Efa hitanao zany ny azy ? 🤔- Sipa : Eu...
Tandremo lessy zany 🫣
Miarahaba antsika rehetra tratrin’ny taona 2023 🤩🥳Mirary anareo ny soa sy ny tsara rehetra indrindra fa ny fahasalamana ...
Il y a pas mieux que de recevoir un compliment dans la journée, surtout quand ça vient de CACTUSPsss psss tsara kely ian...
Wakanda ilay feno sapin sa ny tranon’i crush an’i Estelle no hitanareo? 🤫🤫Fanotaniana adaladala indray teto no napetraka...
𝐓𝐚𝐢𝐧-𝐝𝐞𝐥𝐨 𝐡𝐨𝐧𝐨 ‼️Fa aza mandainga fa tianareo be 'zao 'lay mangididididy mampite .... 🫢🤫 Zany ary aloha ny sangisangy ma...
AKORY EH ‼️Saika mba hanolotra fitiavana mamy harivariva miaraka amin’ny Cactus TV.Curious episode 4 🤗Raha enao no nanot...
🚨 ALERTE Concept vaovao ato amin'ny Cactus ‼️ Aona, atao matetika ve ? Bon visionnage ary aloha 🤩 Max de partage ✅✨
🚨 BOOM ‼️ Épisode 3 on fire 🔥🔥Thème : Didim-poitra 🤣Aona ary izany hoy ianao 🤔 jereo de A à Z aloha 😝Merci Thierry Z.L p...
🚨 ATTENTION les yeux Deuxième épisode CURIOUS ‼️PSST PSST... fataon'ny bandy eny an-dalana eny rehefa mahita sipa 😜 Tami...
CURIOUS épisode 1

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Other Broadcasting & media production in Antananarivo (show all)
Haitosika Haitosika
Antananarivo, 101

Izao no fotoana hitsangananao, hanatraranao ireo nofinofinao. Araho ato ireo video amin’ny fiteny malagasy manampy anao amin’ny fampivoaran- tena, lohahevitra maro manosika anao h...

TUNED Music TUNED Music
LOT VR 93 BC AMBOHITSOA
Antananarivo, 101

Distribution musical

Lazan'Draha Lazan'Draha
Antananarivo, 102

Infos sur toutes les actualités du monde

Work Solution Work Solution
Andranomena/Zone FUTURA/Immeuble Tana Shore, Bureau Nexta
Antananarivo, 101

Mananjara - Pejy Ofisialy Mananjara - Pejy Ofisialy
102
Antananarivo, 102

Hizaràna fahalalana mahasoa sy mahatsara : paik'ady sy sopapa tsara iatrehana fiainana.

Ardario IN The PLACE Ardario IN The PLACE
Parking 67ha
Antananarivo

Entreprise de radiodiffusion et de production médiatique 🎬🎬🎬🎬🎬

CELO TV CELO TV
Ankatso II/A
Antananarivo, 101

Des politiques meilleures pour une vie meilleure

vam.mg vam.mg
Antananarivo
Antananarivo, 101

Émission télévisée dédiée aux amateurs et aux passionnés de l’automobile

PLUME.MG PLUME.MG
Antananarivo, 101

société de production et de diffusion médiatique

TiaZik TiaZik
Antananarivo
Antananarivo, 101

Yooniverse Yooniverse
Manjaka Ilafy
Antananarivo, 102

«Wide your world »

NHM Production NHM Production
TANA VILLE
Antananarivo, 102

PRODUCTION-DIFFUSION-MEDIA-CREATION VISUELLE-SOCIAL(Youtube,Facebook,TV,Radio...)-BRANDING-SHOOTING-