LEGO Madagascar

LEGO MADAGASCAR no mamokatra ny ''Brique Technic Concept'' 🧱
Mora/Mafy/Natao ho an'ny rehetra

18/03/2024
Photos from LEGO Madagascar's post 12/03/2024

🤔Manana faniriana hanangana efa hatry ny ela ianao e? 😍🏡

👉🏻Tanteraho amin'izay ary izany miaraka amin'ny LEGO MADAGASCAR sy ny ekipany. Raisinay an-tanana daholo ireo vinavinanao rehetra na kely izany na lehibe, ary ao anatin'ny fenitra hatrany.👷🚧

Aza misalasala intsony miantso na manantona mivantana raha mila fanazavana fanampiny ianao😊
📞 0380723499
📧 [email protected]

(2D_3D)

07/03/2024

😊Salama daholo o! 😊👋🏻

Hitanay fa maro tokoa ianareo no liana amin'ilay Brique Technic Concept e❓❓❓🧱😍

Apetraho eo amin'ny commentaire daholo ary ny fanontaniana manitikitika anao alohan'ny hanaovana commande fa hovalianay daholo izany😁

📞 0380723499
📧 [email protected]

06/03/2024

✨RENDU INTÉRIEUR 3D✨
👉🏻Ny "Aménagement intérieur" dia manan-danja tokoa satria mamoaka ny hakanton'ilay trano sy ny efitra tsirairay ary manasongadina ny vinavinanao rehetra.

Tianao ve raha ny anao no hotanterahina manaraka eo?😍

📞 0380723499
📧 [email protected]

05/03/2024

👉🏻Hanomboka indray izao ny trano iray manaraka🏡

Coucou kely hoan'ilay client iray nanakina ny projet-ny taminay no sady nahazo loka tamin'ilay lalao nokarakaraina🫶🏻😁

05/03/2024

✅Izahay eto amin'ny LEGO MADAGASCAR dia vonona ny hiara-dalana aminao hatrany amin'ny dingana rehetra ahatongavana amin'ny nofinofinao, de A à Z👷 🏠

Maro no efa nametraka fitokisana taminay no afa-po. Aza misalasala intsony fa tsy handiso fanantenana anao izahay😉🫶🏻

📞 0380723499
📧 [email protected]

04/03/2024

❗❗Indro ary ny valin'ny lalaontsika❗❗

Arahabaina manokana ireto mpandresintsika ireto 🥳🎉🎉
🏆1 : Ralanto Haritsimba
🏆2 : Mi Nou
🏆3 : AntsaNiaina Yù-nïh Meja
🏆4 : Ny Avo
🏆5 : Pinou Nounous
Manasa anareo handefa hafatra miafina📨

Mankasitraka an'ireo nandray anjara rehetra🤗. Araho tsy tapaka ary ny pejy fa mbola maro ny loka ho zaraina ahhh !!🎁

01/03/2024

Raha ianareo no misafidy dia inona loko mampi-bika kokoa azy ito?🤔🤩🏡

Ataovy ao anaty commentaires ary ny safidinao:
-🎨 A?
-🎨 B?
-🎨 Sa mahita tolo-kevitra hafa?

Izahay ato amin'ny LEGO Madagascar dia miaradalana ary vonona ny hanome fahafaham-po anao hatrany ✅👌

📞 0380723499
📧 [email protected]

27/02/2024

🎉 Tanteraho ny nofinofinao miaraka amin'i Lego Madagascar 🏡🏢

Olona 5 be zao no ahazo loka maimaim-poana ato aminay fa mandraisa anjara amin'ity lalao ity 🔥

𝟭 👉 𝗔𝘁𝗮𝗼𝘃𝘆 𝗷'𝗮𝗶𝗺𝗲 𝗻𝘆 𝗽𝗮𝗴𝗲 𝘀𝘆 𝗶𝘁𝘆 𝗽𝘂𝗯𝗹𝗶𝗰𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗶𝘁𝘆
2 👉 𝗣𝗮𝗿𝘁𝗮𝗴𝗲𝗼 amin'ny 𝗺𝘂𝗿 𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗲𝗻 𝗺𝗼𝗱𝗲 𝗽𝘂𝗯𝗹𝗶𝗰 𝘀𝘆 amin'ny 𝗴𝗿𝗼𝘂𝗽𝗲 𝟯 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘁𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼
3 👉 Hasao ny namanao rehetra hanao J'aime sy hanaraka ny pejy
4 👉 I𝗱𝗲𝗻𝘁𝗶𝗳𝗶𝗲𝗼 ao amin'ny commentaire 𝗻𝘆 𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 5 𝗮𝗸𝗮𝗶𝗸𝘆 𝗮𝗻𝗮𝗼 manana nofinofy hanorina trano
" 𝗡𝗱𝗮𝗼 𝗵𝗶𝗹𝗮𝗹𝗮𝗼 𝗺𝗶𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 LEGO MADAGASCAR 𝗼𝗼''. A𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗰𝗼𝗺𝗺𝗲𝗻𝘁𝗮𝗶𝗿𝗲𝘀 𝗺𝗮𝗿𝗼𝗺𝗮𝗿𝗼 𝗻𝘆 𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗮𝘆)
5 👉 Alefaso amin'ny hafatra miafina ny capture d'écran an'ireo partage sy invitation amin'ny namana

Amin'ny 04 Mars 2024 ny fisarihana ka ireto avy ary ny loka :

🎉 Ho an'ny voalohany : Plan complet (2D, 3D, aménagement intérieur et extérieur,...) sy devis maimaimpoana
🎉 Ho an'ny faharoa sy ny fahatelo : Plan (2D et 3D) sy devis maimaimpoana
🎉 Ho an'ny fahaefatra sy fahadimy : Plan maimaimpoana

Ndao hilalao ary ooo ! 😁
🔝

27/02/2024

✅Fantatrao ve ny fisian'izany brique tsara kalitao nefa amin'ny vidiny mirary izany🤔?

👉Indro ary atolotry ny LEGO MADAGASCAR ny Brique Technic Concept. Tsy tanimena ihany ny akora ao anatiny fa ahitana simenitra sy akora manokana nafarana avy any ivelany ihany koa izay anisan'ny manamafy azy raha oharina amin'ny brique hafa🧱💪🏻.

Maro dia maro tokoa ny tombony ho anao mpanjifa ary ny vidiny tsy miova hatrany:
🧱 Brique pleine : 30×15×10 cm: 1200Ar
🧱 Brique Canalite : 30×15×10 cm: 1 200Ar
🧱 Demi-brique : 15×15×10 cm: 700Ar

Omeo endrika miavaka sy kanto ary ny tranonao amin'ny fampiasana ny Brique Technic Concept😍

📞 +261 38 07 234 99

🌍
⛈️🌪️🌡️🧱⏳
👪
🇲🇬

Photos from LEGO Madagascar's post 23/02/2024

Miarahaba antsika indray oh☺️!

Maniry ny hanangana ilay trano nofinofisinao amin’izay ve ianao amin’ity taona vaovao ity 🏡 🥰 ?

👷Ny ekipan’ny LEGO MADAGASCAR dia matihanina tokoa ary vonona ny hanome fahafahampo anao hatrany. Misehatra indrindra eo amin'ny fananganana trano de A à Z izahay.

📑Afaka manampy anao amin’ny fikarakarana “Permis de Construire” izay ahafahana manorina.
✅Manao fanangananana mifanaraka tsara amin’ilay eritretinao sy irinao ary ao anatin’ny fenitra hatrany izahay👌.
📐Manome anao ireo drafitra rehetra ilaina ahafahanao manorina am-pilaminana (Plan architectural 2D/3D, plan d'exécution)💻.
💰Mikajy sy mandrindra izay tokony ho fandaniana eo amin’ny fanorenana (Devis).

Koa aza misalasala ary manontany na manantona mivantana raha tianao hatsangana ilay nofinofinao e! 🤝
Izahay efa vonona, ianao sisa no andrasana!!!

📞 0380723499
📧 [email protected]

26/01/2024

URGENT
nous cherchons
"CONTROLEUR DE GESTION/GESTIONNAIRE DE STOCK"
MISSIONS :
Concevoir, déployer les procédures et outils de gestion et de suivi de performance
Assurer la visibilité et la maîtrise des coûts des sociétés du groupe:
Participer à l’élaboration du budget analytique annuel et mensuel selon les axes analytiques cibles (Revenu et coûts d’exploitation ).
Proposer des axes d’amélioration en matière de gestion des coûts
Participer à l'amélioration de la gestion de l'approvisionnement et du stock
Assurer la tenue de la comptabilité analytique (Imputations analytiques, production des états périodiques)
Effectuer le suivi budgétaire analytique mensuel avec analyse des écarts et proposition des mesures correctives
Elaborer des outils de pilotage adaptés ou tableaux de bord de gestion pour aider à la prise de décision de la Direction et des organes opérationnels
-veiller à la tenue à jour des stocks
-coordonner les réceptions et les livraisons des marchandises
-concevoir et vérifier régulièrement la tenue à jour des tableaux de bord nécessaire à la gestion de
Stocks
-montage de système d’information pour la ventilation des produits
-anticipation des commandes et optimisation des stocks en vue prévision de Production
-assurer les inventaires et la préparation des commandes
-contrôler qualitativement et quantitativement les marchandises réceptionnées
-contrôler qualitativement et quantitativement les marchandises à livrer
-gérer l’approvisionnement : suivi du planning d’approvisionnement établi par les Responsables
-veiller à l’application stricte de méthode de gestion de stock
-organiser l’aire de stockage
-vérifier la conformité des produits et marchandises
-réaliser des inventaires périodiques et annuels

QUALIFICATIONS :
-homme ou femme âgé (e) 25 à 35 ans
-titulaire d’un Bacc +3 en Gestion, Comptabilité et Finance, Logistique ou équivalent
-expérience de 2ans dans le domaine de Constructions
-bonne maitrise des outils bureautiques notamment Excel avancé
-sens des responsabilités, rigoureux, proactif,
-sens de l’organisation, méthodique
-bonne maitrise du français à l’oral et à l’écrit
-apte à travailler en équipe
-apte à travailler sous pression
-dynamique, intègre

si vous êtes intéressés, merci d'envoyer votre CV + contacts au: [email protected]
Pour plus d’information : 038 07 234 99- 038 54 225 55

Photos from LEGO Madagascar's post 24/01/2024

Salama daholo e ! 👋

Efa mamaraparana ny asa izahay dia mahafinaritra foana ny mankasitraka ny client ary mampiseho ny asa vita aminareo 😊

Izahay ato amin'ny Lego Madagascar dia eto hatrany hanampy anareo hanatanteraka ilay nofinofinareo 🏡

Afaka manaraka anareo izahay manomboka amin'ny études an'ilay projet, izany hoe ny conception plan 📐📄sy devis 📑💰 hatrany amin'ny réalisation 🏠

Aza misalasala manontany raha mila fanazavana fanampiny 📩

📞 +261 38 07 234 99

23/01/2024

On vous souhaite de passer une très bonne journée avec cette vue incroyable de l'une de nos chantier ☺️

Photos from Antso Bommartin's post 20/01/2024
19/01/2024

Nous recrutons un(e) directeur(trice) commercial

19/01/2024

Nous recrutons un Conducteur de travaux

19/01/2024

📢 NOUS RECRUTONS
⚠️ De nombreux postes sont à pourvoir ⚠️

Nous recherchons :
➡️ chef de chantier
➡️ chef d’équipe
➡️ Maçon
➡️ Manœuvre

Afaka mandeha en province

N'hésitez plus et envoyer votre dossier de candidature à l'adresse : [email protected]
Ou déposez directement à notre bureau à By Pass

19/01/2024

Nous recrutons :
👉 Une responsable commerciale 🟩⬛
Si tu es une excellente commerciale 📊, et que tu aimes relever les défis ✅💸, rejoins notre équipe.

Photos from LEGO Madagascar's post 17/01/2024

Plongez dans l'univers virtuel de notre prochaine réalisation! Ces plans 3D révèlent l'harmonie parfaite entre fonctionnalité et esthétique. 🏠

Photos from LEGO Madagascar's post 15/01/2024

Izahay ato amin'ny orinasa Lego Madagascar 🧱 dia maneho fankasitrahana feno ho an'i Maintimolaly Sakaizan'ny Sekoly Vinet tamin'ny fiaraha-miasa sy ny fiaraha-misalahy ny amin'ny fahatanterahan'ny fanorenana ny Sekoly Vinet Annexe Ambatomalaza Ambohimalaza 🏫.
Mirary fahombiazana dia mahefa be amin'ny adidy masina izay hiandraiketanareo ☺️.

31/10/2023

Hello !! 👋

'Ndao hilalao kely indray isika eh 🎲🎮🎰
Soraty eo amin'ny commentaire izay mot itanao 🗨️

Mirary tontolo andro mahafinaritra ee!! 🙂
________________________________________

Photos from LEGO Madagascar's post 30/10/2023

Vous rêvez d'une maison faite sur mesure?

Ça tombe bien, les pros de Lego Madagascar sont là pour vous ! 💪✨

Imaginez une équipe de bâtisseurs talentueux, prêts à transformer vos idées en réalité. 👷

Et si vous voulez un petit aperçu de ce dont nous sommes capables, voici le plan d'une maison ultra-moderne que nous avons créée pour l'un de nos clients chanceux.

Vous allez adorer ce que nous sommes capables de faire pour vous ! Alors, prêt à construire votre nid douillet?

Contactez-nous dès maintenant pour discuter de votre projet.

☎️ +261 38 07 234 99

✉️ [email protected]

27/10/2023

Salama daholo e 👋

Mentionne-o eto ilay namanao (na havanao) efa tokony mahavita trano alohan'ny faran'ny taona 🗨️.......................................................................

Want your business to be the top-listed Engineering Company in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Videos (show all)

Salama daholo e 👋 Iza no mbola tsy mahalala ny Lego Madagascar ? 🤔Izay mahalala dia afaka manoratra commentaire mba ho i...
Mpivady vao ve ianareo ? 💑Manana fikasana ny hametrapetraka ny ho avy ? 👨‍👩‍👧‍👦Manana fikasana hanangana trano ? 🏠Tanter...
🧱Optez pour les ''Briques Technic Concept'' pour tout vos futurs travaux de construction 🏫🏠#vitamalagasy🇲🇬 #Ciment #late...
⌛⌛Aingana kokoa ary ahazoana tombony ny fampiasana ny Brique Technic Concept🧱Araho ny horonan-tsary ahitanao izay ary ha...
🔥Ety Ambohimanambola 100m alohan'ny ahatongavana Batou Beach no misy anay.Raha anao commande ianao na mila fanazavana fa...
🔥3000 Briques🧱 isan'andro eo ny vokatra vokarinay, miezaka ny hampitombo ny famokarana izahay amin'ny taona ho avy 💪hano...
🔥Ny LEGO MADAGASCAR no mamokatra ny Brique Technic Concept. Ho anao izay manam-paniriana hanangana trano dia fantaro fa ...
Ny société brique eco Ambohimanambola dia miezaka hatrany mizara sy manolotra antsika zavatra tsara indrindra.Efa maro i...
Fatana mitsitsy en Brique Eco!!!

Telephone

Website

Address


Ambohimanambola
Antananarivo
103
Other Construction Companies in Antananarivo (show all)
Lovasoa construction Lovasoa construction
Ambohibao
Antananarivo, 301

Société de construction , réhabilitation de bâtiment et architect

ECE - Entreprise de Construction et d'Études ECE - Entreprise de Construction et d'Études
Ampasapito
Antananarivo, 101

Fondée en 1986, ECE contribue depuis 35 ans à construire le Madagascar de demain.

DECO BTP DECO BTP
Antanarivo
Antananarivo, 101

DESIGN - CONCEPTION - ÉTUDE -CONSTRUCTION DES BÂTIMENTS ET OUVRAGES DE GÉNIE CIVIL

Mpanao PLAN TRANO moderne Mpanao PLAN TRANO moderne
Itaosy
Antananarivo, 101

CONCEPTION ET RÉALISATION

BN Services Et Construction BN Services Et Construction
Andohanimandroseza
Antananarivo, 101

Mpanao Goudron MADA Mpanao Goudron MADA
Antananarivo

Deco henri Deco henri
Ambohibao Iaviloha
Antananarivo

Orion-Mami Construction Orion-Mami Construction
Antananarivo

Entreprise générale de construction

Hadjy Company Hadjy Company
Itaosy
Antananarivo

HADJY COMPANY est une entreprise spécialiser dans le domaine du bâtiment ayant 5 ans d’expérience et formé par des groupes d’ingénieurs et des techniciens apte à concevoir, réalise...

Vatosoa.Design Vatosoa.Design
Antananarivo

Entreprise de construction

Mahadimby Company Mahadimby Company
Lot VO9F Manakambahiny
Antananarivo, 101

BÂTIR LE MEILLEUR POUR VOUS

Alubat Construction Alubat Construction
Antananarivo, 101

Construction de Batiment et route en pavé Etude et réalisation de tous travaux du génie rural et