Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka

Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka

public

24/02/2024

FORMATION CHARCUTERIE N°2 Spéciale Pâtés

Mino kosa izahay fa tena afa - po tanteraka Tamatave tamin'ireo formation natolotray maro ireo nandritry ny volana Febroary ity.

Ity no hamaranana izany aloha 😋😉

Alahady izao ny fotoana amin'ny 02 ora folak'andro aty amin'ny Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

Ireto no hianarantsika :
- pâté de campagne
- pâté de viande
- mousse de foie gras
- Tsatsiou
- Boulettes chinoises
- Salade de museaux

Amin'ny sarany 60.000 Ariary ( y compris ingrédients )

⚠️ Tsy mampiasa kisoa mandritry ny pratique
Misorata anarana mialohany zoma izao dia mahazo fihenam- bidy ianao ka lasa 50.000 Ariary

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

Photos from Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka's post 24/02/2024

Ndao ho faranana milay ny formation aty Tamatave e !? 🥰💃

Mbola afaka misoratra anarana ianao amin'ireto formation ireto ❤️

😋 Formation Charcuterie spécial Mortadelle et salami ny sabotsy 02 Mars @08 ora maraina.

😋 Formation CAKE High level ny sabotsy sy alahady ho avy izao.

😋 Formation Charcuterie spécial pâté kosa ny alahady 03 Mars @ 02 ora folak'andro.

⚠️ Tsy mampiasa kisoa mandritry ny pratique

📌 Toerana hianarana tsy miova fa aty amin'ny Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

Efa mipetaka amin'ny affiche avokoa ny saram- piofanana

⚠️ Izahay no miantoka ny ingrédients sy ny fitaovana ampiasaina rehetra amin'io

Misorata anarana mialohany zoma izao raha te hahazo fihenam- bidy ianao 🥹😉

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

17/02/2024

FORMATION PETIT FOUR SALÉ TAMATAVE 😋

Iza daholo moa ilay te hahay hanamboatra pizza, hamburger, petit pâté sns ...

Théorie sy pratique avy hatrany 🤗
⚠️Mandray débutant

Fotoana tokana no omenay anao hahaizanao azy 😉

👉 Sabotsy 24 Février 2024 manomboka amin'ny 08 ora maraina

Toerana tsy miova fa aty amin'ny Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

✅️ Izahay no miantoka ny ingrédients sy ny fitaovana rehetra

✅️ Zaraina izay vita rehetra

⚠️ Misorata anarana alohan'ny zoma izao dia mahazo fihenam- bidy moins 10.000 Ariary ianao 😉

Vonjivonjeo ary fa voafetra ny toerana ah

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

Photos from Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka's post 17/02/2024

FARADOBOKA FORMATION TAMATAVE ⚠️

Ho anao ilay niandry fatratra an'ireto formation ireto 😁

Fotoana izao

Misorata anarana ary dieny izao.
Indrindra raha te hahazo fihenam - bidy ianao. 😉

👉 Formation Transformation SOJA ny alarobia 21 Février à 14H

👉 Formation Pâtisserie de Base Salé ny sabotsy 24 Février à 08H

👉 Formation En Perfectionnement Gâteaux ( gâteau Bavarois, Entremet sns ) sabotsy sy alahady 24 et 25 Février.

👉 Formation Pâtisserie de Base Sucré ny alahady 25 Février .

👉 Formation Biscuit commercial ny alarobia 28 Février 2024 .

👉 Formation Charcuterie N°2a ny sabotsy 02 Mars à 08H.

👉 Formation Gateau high level ny sabotsy sy alahady 02 et 03 Mars.

👉 Formation Charcuterie N°2b ny alahady 03 Mars 2024 à 14H.

Ny andinindininy mahakasika ny Formation tsirairay dia efa eo amin'ny affiche avokoa.

✅️ Izahay no miantoka ny ingrédients sy fitaovana rehetra ampiasaina

✅️ Izay vita dia zaraina sy azo entina mody.

📌 Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

10/02/2024

FORMATION SAUCISSE TAMATAVE 2024

Manoloana ny fihanaky ny aretina amin'izao, sao dia tokony ianao mihitsy no hikarakara sy hanamboatra ny sakafo ho an'ny ao an - trano !? 😁

Eny e, sady afaka Tonga dia ataonao asa vaovao ihany koa anie 😉

Tapak'andro fotsiny no angatahinay aminao raha tena liana ianao.

Théorie + Pratique avy hatrany no atolotra anareo. Noho izany, na débutant aza ianao dia afaka mianatra tsara. 😄

Ireto no hianarantsika :
- Saucisse Gasy
- Saucisse Merguez
- Saucisse Boudin Blanc
- Saucisse Boudin Rouge
- Saucisse Chinoise
- Saucisse fumée
Bien sûr tsy maintsy mahazo recette surprise izay rehetra mianatra ka 🥹

Tadidio ity date ity : Alahady 18 Février 2024 miditra amin'ny 02 ora folak'andro

Toerana : Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

Saram - piofanana : 70.000 Ariary ( 60.000 Ariary raha misoratra anarana mialohany zoma izao ianao )

Izahay no miantoka ny ingrédients sy fitaovana rehetra ampiasaina amin'io fotoana io 🙏

Misorata anarana dieny izao ary fa voafetra ny isan'ny mpiofana azo raisinay. 🥰

☎️ 034 16 282 24 / 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

Photos from Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka's post 10/02/2024

FORMATION TAMATAVE SUITE ....

Dia oviana indray ny tohin'ny formation antsika !? 😁🥹

Ireto indray ary ho anao ilay manontany fatratra ny amin'izany

👉 Formation Transformation lait ny Sabotsy 17 Février 2024 amin'ny 08ora maraina.

👉 Formation Décoration Gâteaux ( manomboka manamboatra pâtes gâteaux hatramin'ny décoration ... izany hoe mihinana gâteau namboarinao mihitsy ianao avy eo hihi ). Ny sabotsy 17 Février @ 02 ora folak'andro ary mitohy ny alahady 18 Février 2024 @ 10ora.

👉 Formation Saucisse ny Alahady 18 Février 2024 @ 02 ora folak'andro. ( Mitondra saucisse mody koa ianao 😋 )

👉 Formation Transformation SOJA ny Alarobia 21 Février 2024 manomboka amin'ny 02 ora folak'andro.

Inona moa ny mampiavaka anay amin'ny mpanao Formation hafa !?

👉 Ny ato aminay dia sady mazava tsara ny fanazavana théorique no tonga dia manao pratique avy hatrany 😘.

👉 Mandray débutant izahay ary tsy avelanay ianao raha tsy mahay mivoaka eo.

👉 Afaka miantso na manontany an'i Chef foana raha ohatra ka misy tsy nety ny natao tany an - trano.

👉 Izahay no miantoka ny ingrédients sy ny fitaovana rehetra ampiasaina rehefa mianatra isika 🥹

Misorata anarana ary dieny izao satria voafetra ihany ny toerana 🙏

📌 Lycée Sainte Jeanne d'Arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

☎️ 034 16 282 24 / 033 07 544 92 / 032 55 979 47

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

03/02/2024

FORMATION CONFISERIE TAMATAVE

Maro tokoa isika no nangataka ny hanasiana ny fianarana manodina ny voankazo.

Tonga ity izao 🥰😍😋

Homano ary ny fotoana anao ny Sabotsy ho avy izao manomboka amin'ny 02 ora folak'andro aty amin'ny Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

Ireto avy no hianarana : confitures, compote, séchage de fruits, tutti fruits, fruits confis, pâte de fruits ary rouleau de fruit.

⚠️ Misorata anarana dieny izao raha te ahazo fihenam bidy ianao ( 40.000 Ariary monja raha misoratra anarana mialohany ny zoma ianao).

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

Photos from Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka's post 03/02/2024

FORMATION CHARCUTERIE & CONFISERIE

Ho antsika eto Tamatave, homano indray ny fotoanantsika amin'ny sabotsy ho avy izao.

Tonga eto izahay hampianatra anao hanodina ireo voankazo sy vokatra maro vita Malagasy ary ihany koa hanodina ny hena ho lasa Mortadelle sy cervelas ary pâté de foie 😋

Toerana hianarana dia aty amin'ny Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite.

Saram - piofanana dia 50.000 Ariary par module ( efa ao anatin'izany avokoa ny ingrédients sy ny fitaovana ampiasaina rehetra ).

⚠️ Aza adino mahazo fihenam - bidy izay rehetra misoratra anarana alohan'ny zoma ho avy izao ( lasa 40.000 Ar par module izany )

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

21/01/2024

FORMATION CHOCOLATERIE TAMATAVE 2024 🍫

Eh, ndao hiaraka hanodina chocolat isika ho ataontsika fanomezana ny olon - tianao amin'ny Saint - Valentin !? 😁

Maninona marina moa raha manamboatra fa tsy mividy amin'izay amin'ity e 🥹
( Afaka mivarotra ihany koa avy eo rehefa mahay ) 😋

Ireto no hianarantsika :
🍫 Decoration en chocolat
🍫 Croquelait
🍫 chocolat imprimé
🍫 Temperage
🍫 Modeling Chocolate

Izahay no miantoka ny ingrédients sy ny fitaovana ampiasaina rehetra amin'io.

⚠️ Andramo alefa ao amin'ny hafatra miafina anie ny code promo KETRIKA2024 fa mahazo fihenam- bidy ianao e 😁 ( Tonga dia 40.000 Ariary no aloanao fa tsy 50.000 Ariary ). Offre valable avant 31 Janvier ity anh. 😉

Ny alahady 04 Febroary 2024 manomboka amin'ny 02 ora folak'andro isika no mianatra.

Toerana dia aty amin'ny Lycée Sainte Jeanne d'Arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

Photos from Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka's post 21/01/2024

FORMATION TAMATAVE FEVRIER 2024 😋

Dia nisafidy an'i Toamasina indray izahay amin'ity volana Febroary ity 😁
Ireto ary ny formation atolotray anao :

👉 Formation Glace
👉 Formation Glace module N°2
👉 Formation Chocolaterie

Misorata anarana dieny izao raha te hahazo ilay fihenam - bidy ianao 😉

Aty amin'ny Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite no mianatra isika.

Izahay no miantoka ny ingrédients sy ny fitaovana rehetra ampiasaina mandritry ny pratique.

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

04/01/2024

FORMATION CONFISERIE ANTSIRABE 🤩

Vokatra tanteraka izao ny voankazo eto Antsirabe.

Ndao ary hianatra hanodina azy ireny. 😍😋

Ampiasao ny code promo KETRIKA2024 raha te hahazo fihenam - bidy ianao
40.000 Ariary au lieu de 50.000 Ariary 😍

Fotoana hianarana : Alatsinainy 15 Janoary 2024 miditra amin'ny 09 ora maraina

Toerana hianarana : Dobo Art Ampatana

⚠️ Izahay no miantoka ny ingrédients sy fitaovana rehetra ampiasaina ary izay vita rehetra dia entina mody avokoa 😋

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez votre avenir avec notre expertise

Photos from Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka's post 04/01/2024

ANTSIRABE ... ANJARANTSIKA INDRAY IZAO 🥰🤩

Ho anao ilay nametraka tanjona amin'ity taona ity hoe :
- mila mahay zava - baovao
- mila mitady fanampin'ny asa
- mianatra mikarakara sakafo

Ho anao mihitsy ireto Formations izay atolotray ireto 😍

Homano dieny izao ny fotoananao fa manomboka ny Alatsinainy 15 Janoary 2024 ity isika no hianatra :
- Confiserie
- Chocolaterie
- Charcuterie
- Saucisse
- Glace

Eh ❌️
Ity misy CODE PROMO hahazoanao fihenam - bidy raha misoratra anarana mialoha ianao :
KETRIKA2024 ⚠️

Raha miteny an'io ianao ka misoratra anarana mialohan'ny Alahady 14 Janoary 2024 dia mahazo fihenam - bidy ka lasa 40.000 Ariary ny saram - piofanana izay ho ataonao ( par module )

Aza variana sao taraiky anh 😁

☎️ 034 60 039 37 / 033 07 544 92/ 032 55 979 47

Cuisinez votre avenir avec notre expertise.

19/12/2023

GLACE MODULE N°2 TAMATAVE

Iza avy moa ilay niandry ny tohin'ny formation Glace iny !? 😁

Efa nivoaka amin'izay izy ity anh 😉😁🥰

Fanamboarana glace amin'ny fomba tsotra nefa mafilotra tsara 😋
Anontanio an'ireo efa nianatra tao aminay anie e !? 😉

Vendredi 22 après midi sy samedi 23 decembre matin

Aty amin'ny Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa no mianatra 🙏😁😍

Haingana ary fa voafetra ny toerana anh

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

19/12/2023

Et Boum 🎉

Formation CAKE HIGH LEVEL ❤️😋

Pour finir en beauté cette année 2023, formez - vous avec nous

Ireto avy no hianarantsika :
🍰 Rainbow cake
🍰 Island cake
🍰 Green velvet
🍰 Crème Ganache
🍰 Génoise
🍰 Crème chantilly

Débutant accepté ⚠️

Date : Jeudi 21 et Vendredi 22 Décembre 2023
Lieu : Lycée Sainte Jeanne d'Arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

☎️ 034 16 282 24 / 032 55 979 47

Misorata anarana dieny izao ary isika o

Photos from Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka's post 15/12/2023

📣 FARADOBOKA 2023 📣

ATELIER PATISSERIE 😋

Araraoty fa mifarana miaraka amin'ity taona ity ny promotion Formation culinaire

⚠️ 40.000 Ariary fotsiny raha toa ka 100.000 Ar izany

🎂 Lundi 18 Décembre 2023 à 8H no mianatra Pâtisserie de Base Sucré
🎂 Lundi 18 Décembre 2023 à 14H no mianatra Pâtisserie de Base Salé

40.000 Ariary par module ny saram - piofanana

Lieu de formation : Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

Izahay no miantoka ny ingrédients

Cahier sy stylo ary barquettes no entinao sisa

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47

Photos from Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka's post 13/12/2023

FARADOBOKA FORMATION CHARCUTERIE 😋

⚠️ Tsy mampiasa kisoa mandritry ny pratique

Iza avy moa ilay taraiky tamin'ny atelier Charcuterie farany teo !?

Ity indray sisa amin'ity taona ity sady tohin'ilay tamin'ny farany ❤️

Efa nataonay tena mora izy ity koa araraoty fa aia koa ro ahita 😁

Mizara roa ny fianarana :
- Tapany maraina ny 19 Decembre 2023 isika no manao ny :
Salami, mortadelle volaille, jambon de volailles ary Mortadelle spéciale

- Tapany hariva ny 19 Décembre 2023 kosa :
Pâté de viande, pâté de campagne, mousse de foie gras, tsatsiou, steak chinoise, Boulette chinoise, salade de museaux

50.000 Ariary ny maraina
50.000 Ariary ny hariva

Raha hanatrika izy 2 dia 90.000 Ariary tompoko 🥰

Toerana hianarana : Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47

Misorata anarana fa voafetra ny olona azo raisinay.

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise.

03/12/2023

⚠️ PROMOTION 40.000 ARIARY

ATELIER CHARCUTERIE TAMATAVE

Ity amin'izay ary ilay atelier nandrasantsika efa ela e !? 🙂😁

Ndao hianatra hanamboatra Mortadelle sy cervelas ary pâté 😋

Mbola misy hafa koa fa aleo surprise hihi

Sabotsy 09 Desambra amin'ny 08 ora maraina ny fotoana

Toerana : Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa

Efa tena promotion tsy misy toa ity anh 😉

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

Misorata anarana fa voafetra ny isan'ny mpiofana raisina 😉

Aza adino ny cahier + stylo + barquette hanasiana izay vita

28/11/2023

FORMATION FANODINANA LETCHIS

Vokatra tanteraka izao ny letchis ❤️
Voankazo anisany tena tsara.

Manana tombony manokana isika eto Toamasina fa feno mitobaka izy ireny sady bio tanteraka.

Mora lò anefa ny letchis rehefa tsy hita hoe atao inona ka lasa ariana fotsiny.

Ity indrindra no vaha olana atolotray ho anao 🥰🙂

Fianarana fanodinana letchis ( letchis irery ihany no voankazo ampiasaintsika ) izay ho lasa :
Compotes, confitures, pâte letchis, rouleaux de letchis, séchage letchis, letchis confis sy izay mety recettes surprises ao 🥰

Fotoana tokana no omenay anao :

Alarobia 05 Decembre manomboka amin'ny 02 ora folak'andro

Toerana : Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

PAF : 40.000 Ariary

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47

Misorata anarana haingana fa voafetra ny toerana

25/11/2023

ATELIER CHOCOLATERIE TAMATAVE

📢 Passionné par le chocolat 🍫 ?
😍 Curieux de découvrir toutes les techniques de transformer les chocolats de base 🍫 😍?

👉 Le cours en Chocolaterie est fait pour vous 🥰 .
👉 On vous partagera nos savoir-faire 😍

👉 modelign chocolate
👉 décoration chocolat
👉 chocolat imprimé
👉 croquelait
👉 tempérage

👉 Vour repartez avec vos créations,les recettes à reproduire chez vous pour épater vos proches ! 🥰

Atelier Chocolaterie : Samedi 02 DÉCEMBRE 2023 DE 14H À 17H

FRAIS DE FORMATION : 40 000ar

LIEU : Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ( près de la Maison de Retraite )

Réservation et inscription : 034 16 282 24 / 032 55 979 47

NB ( obligatoire) : tablier, torchons, cahier et stylo

25/11/2023

FORMATION BISCUIT COMMERCIAL 🍪

Aleo atomboka amin'ny zavatra vaovao ity volana farany amin'ity taona ity e !? 🙂😉

Ho anao mitady fitadiavana azo atao na koa sahirana mieritreritra ny goûter ho an'ny ankizy

Natao ho anao ity 😁

Amin'ny maha commercial azy dia afaka atao sy mora atao.
Tsy mila fitaovana maro fa izay efa misy aminao no ampiasaina.

Ary indrindra mandray izahay na débutant

Aza ny maha commercial azy ny jerena fa kely matsiro io anh 😉

Fotoana antsika : Sabotsy 02 Décembre 2023 à 08H

Toerana : Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

PAF : 40.000 ARIARY ( Izahay no miantoka ny ingrédients sy fitaovana rehetra ampiasaina )

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47

Misorata anarana ary fa voafetra ny toerana

25/11/2023

FORMATION FANODINANA LETCHIS

Vokatra tanteraka izao ny letchis ❤️
Voankazo anisany tena tsara.

Manana tombony manokana isika eto Toamasina fa feno mitobaka izy ireny sady bio tanteraka.

Mora lò anefa ny letchis rehefa tsy hita hoe atao inona ka lasa ariana fotsiny.

Ity indrindra no vaha olana atolotray ho anao 🥰🙂

Fianarana fanodinana letchis ( letchis irery ihany no voankazo ampiasaintsika ) izay ho lasa :
Compotes, confitures, pâte letchis, rouleaux de letchis, séchage letchis, letchis confis sy izay mety recettes surprises ao 🥰

Fotoana tokana no omenay anao :

Alarobia 29 Novambra manomboka amin'ny 02 ora folak'andro

Toerana : Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

PAF : 40.000 Ariary

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47

Misorata anarana haingana fa voafetra ny toerana

Photos from Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka's post 25/11/2023

TAMATAVE ATELIER VITA LETCHIS

Ho antsika maro nangataka ny tohin'ny fiofanana sy ny famerenana ho an'ireo tsy afaka dia ireto ary ny Atelier antsika manaraka :

🍒 Formation fanodinana letchis ny alarobia 29 novambra manomboka amin'ny 02 ora
🍒 Formation fanamboarana biscuit commercial ny sabotsy 02 desambra manomboka amin'ny 08 ora maraina.
🍒 Formation Chocolaterie kosa ny après - midi amin'ny 02 ny 02 décembre

Toerana hianarana dia ao amin'ny Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

Saram piofanana dia tsy mbola niova hatreto fa mijanona ho 40.000 Ariary

Izahay no miantoka ny ingrédients sy ny fitaovana rehetra ilaina mandritry ny fiofanana.

Zaraina avokoa ireo asa vitanareo 😉

Fisoratana anarana : 034 16 282 24/ 032 55 979 47

Photos from Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka's post 20/11/2023

BLACK FRIDAY ato aminay 😉🥰😍

Amin'ity herinandro ity ihany,
Ho anao izay te hianatra :

- Confiserie dia misy fihenam- bidy 45% be izao ka 40.000 Ariary dia efa hahafahanao misitraka ny formation à vie ❤️🫢

- Glace koa dia toa izany 40.000 Ariary monja dia hahaizanao manao glace ato aminay 😋

Tadidio, n'aiza n'aiza misy anao dia afaka mianatra foana ianao amin'ny fotoana rehetra

☎️ 034 16 282 24 / 032 55 979 47

23/10/2023

FORMATION PÂTISSERIE DE BASE SALÉ TAMATAVE

Fihenam - bidy tsy misy toa ity 😁🤗😉

👉 Formation en Pâtisserie de Base Salé ny
Talata 31 Oktobra 2023 miditra amin'ny 07H30

Ireto avy no hianarantsika :
Pizza, Hamburger, Petit pâté, pâtes feuilletés, petit pain, croissant, milles feuilles, chocolatine

PAF : 40.000 ariary

Toerana hianarana : Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ( ambadikany Maison de Retraite)

⚠️ Misorata anarana mialoha fa voafetra ny toerana

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47

Photos from Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka's post 18/10/2023

FORMATION PÂTISSERIE DE BASE TAMATAVE

Fihenam - bidy tsy misy toa ity 😁🤗😉

👉 Formation en Pâtisserie de Base Sucré ny Alatsinainy 30 Oktobra 2023 miditra amin'ny 7H30

Ireto avy ny hianarantsika :
Tresse, quiche, tarte, flan, donut, éclair, Paris Brest, Toast, cake, Madeleine, pâte à choux, cookies, profiteroles, cygne, crème pâtissière

PAF : 40.000 ariary

👉 Formation en Pâtisserie de Base Salé ny
Talata 31 Oktobra 2023 miditra amin'ny 07H30

Ireto avy no hianarantsika :
Pizza, Hamburger, Petit pâté, pâtes feuilletés, petit pain, croissant, milles feuilles, chocolatine

PAF : 40.000 ariary

Toerana hianarana : Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ( ambadikany Maison de Retraite)

⚠️ Misorata anarana mialoha fa voafetra ny toerana

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47

Photos from Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka's post 17/10/2023

FORMATION PÂTISSERIE DE BASE TAMATAVE

Fihenam - bidy tsy misy toa ity 😁🤗😉

👉 Formation en Pâtisserie de Base Sucré ny Alatsinainy 30 Oktobra 2023 miditra amin'ny 7H30

Ireto avy ny hianarantsika :
Tresse, quiche, tarte, flan, donut, éclair, Paris Brest, Toast, cake, Madeleine, pâte à choux, cookies, profiteroles, cygne, crème pâtissière

PAF : 40.000 ariary

👉 Formation en Pâtisserie de Base Salé ny
Talata 31 Oktobra 2023 miditra amin'ny 07H30

Ireto avy no hianarantsika :
Pizza, Hamburger, Petit pâté, pâtes feuilletés, petit pain, croissant, milles feuilles, chocolatine

PAF : 40.000 ariary

Toerana hianarana : Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ( ambadikany Maison de Retraite)

⚠️ Misorata anarana mialoha fa voafetra ny toerana

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47



📞 034 16 282 24/ 032 55 979 47

Photos from Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka's post 03/10/2023

Na mpiompy na mpamboly eny na ho antsika vao hisehatra amin'ireo aza.

Indro misy boky maro tokoa feno torolalana hahafahanao manomboka ny manatsara ny fiompiana sy ny fambolena.

Misy ihany koa boky ho antsika te handraharaha toy ny :
- Fanamboarana Paty Gasy
- Cash point

⚠️ Boky amin'ny Teny Malagasy, mora azo

Vidiny : 5.000 Ariary isaky ny boky
Alefanay message aminao ny boky

📞 033 07 544 92 / 032 55 979 47

01/08/2023

******FORMATION TRANSFORMATION SOJA EN LIGNE*****

Tena maro isika no nangataka ny hisitrahana ny fampiofanana amputain - davitra ny Soja rehefa nikarakara ny taty Toamasina izahay ❤️

Indro ary ny formation en ligne antsika ... ho atao promotion be mihitsy izy izao amin'ity volana Aogositra ity satria raha 70.000 Ariary ny fiofanana dia ahena ho 50.000 Ariary izany 🤭🥰

Ireto avy ary ireo zavatra hianarana amin'izany
: Milkshake soja, mayonnaise soja, cake soja, café soja, farine soja, fromage soja, cacao soja, pouding soja, lait soja, yaourt soja, solonkena soja ....

Manana accès à vie an'ilay formation ianao
Afaka manontany tsara ihany koa an'i Chef raha misy tsy azo na sahirana any amin'ny fanaovana pratique.
Afaka jerenao amin'ny ora sy ny fotoana mahamety anao ny fampianarana 😉

Fanazavana fanampiny : 034 16 282 24 na 034 29 205 43

28/07/2023

FORMATION SAUCISSE TAMATAVE

Ho famaranana ny fandalovanay eto Toamasina dia ndao hianatra hanamboatra Saucisse isika 😁😀

Ny Alahady 06 Août 2023 manomboka amin'ny 08h30 maraina izao

Mandray débutant izahay, ary tsy maintsy mahay ianao vao mody.

Izahay no miantoka ny ingrédients sy sakafo atoandro ary izay vita dia zaraina amin'ny mpiofana.

Misorata anarana fa limitée ny olona azo raisina

📍 Salazamay
📞 034 29 205 63 / 032 55 979 47

26/07/2023

Formation en confiserie 😋

Nohon'ny fangatahanareo izay maro tokoa ary dia ity ny formation confiserie ho antsika eyo Tamatave

Fianarana manodina ireo voankazo ho azo tehirizina sy ampiasaina ao anatin'ny taona maro 🤗

Ireto avy no hianarantsika amin'io:
Tutti fruits, pâte de fruits , compote de fruits , confiture, fruits confis , séchage de fruits , rouleaux de fruits sy ny maro hafa ihany koa 🥰

Fotoana: Sabotsy 29 Jolay 2023 manomboka amin'ny 8 ora 30 maraina

Toerana : Salazamay

Zavatra entina:
Fandraisanao note sy barquette hanasianao izay vita

Fandraisana anjara: 70.000 Ariary

Fisoratana anarana : 032 55 979 47 / 034 16 282 24

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Other Health/Beauty in Antananarivo (show all)
Ny solomaso mety amnao Ny solomaso mety amnao
Analakely
Antananarivo

Tik Tok Malagasy Tik Tok Malagasy
Sambava
Antananarivo, 208

Bonjour, Abonnez vous s'il vous plaît

Tsara volafotsy Tsara volafotsy
Ambanidia
Antananarivo, 101

Volafotsy pure. Mp directe commande

Hatsarana Hatsarana
Tana
Antananarivo

Vent en ligne

Fitafy M'Ora Fitafy M'Ora
Lot FVZ 85 Tana
Antananarivo

Lovely Shop Lovely Shop
Antananarivo, 101

à votre disposition.

Omega's Mah Omega's Mah
Ankazobe
Antananarivo

♥️Follow Me♥️

Rehefa izah rery no a antrano Rehefa izah rery no a antrano
Ampasapito
Antananarivo, 101

Ny lokanga tsy atao ny mahabe ny voatavo

Soa parfum Soa parfum
Antananarivo, 101

Vente de parfum

Aloe skin cosmétique. Aloe skin cosmétique.
Antananarivo