Mananjara - Pejy Ofisialy

Mananjara - Pejy Ofisialy

Hizaràna fahalalana mahasoa sy mahatsara : paik'ady sy sopapa tsara iatrehana fiainana.

Photos from Mananjara - Pejy Ofisialy's post 02/04/2024

Roa taona sahady : moketrika anzay mahasoa sy mahatsara

Photos from Mananjara - Pejy Ofisialy's post 02/04/2024

Roa taona sahady : kabary am- panambadiana anisany nafinaritra sy nanana ny nampiavaka azy

11/11/2023

Fandaharana :Tena Gasy :Arahinao Anio Asabotsy 11 Novembre 2023 amin'ny fahitalavitra Madagascar 24 (M.24 TV)
Tapany voalohany : Fanazavana fangalana rano ankararana miaka bolana eny angavo Antsinana ny Asabotsy 18 Novembre ho avy izao
Tapany faharoa : hiresahana: Ny ivo panahy ( les chakras et les systèmes Nerveux)
Amin'ny 7 Ora hariva
Famerenana : Rahampitso Alahady amin'ny 7h15
Fifandraisana :034 63 627 37
Fandaharana "TENA GASY" eto amin'ny fahitalavitra Madagascar 24 (M24) UHF 48
Azo jerena amin'ny pejy Facebook M 24 Radio Télévision

Photos from Mananjara - Pejy Ofisialy's post 28/10/2023

Fandaharana :Tena Gasy :Arahinao Anio asabotsy 28 octobre 2023 amin'ny fahitalavitra Madagascar 24 (M.24 TV)
Amin'ny 7 Ora hariva
Famerenana : Rampitso Alahady amin'ny 7h30
Fifandraisana :034 63 627 37
Fandaharana "TENA GASY" eto amin'ny fahitalavitra Madagascar24 (M24) UHF 48, anio amin'ny 7 ora hariva.
Azonao arahana ao amin'ny page M24 Radio Television ihany koa ny fandaharana.

28/10/2023

Arahinao Anio hariva amin'ny 7 Ora ,fanazavana Toro Hay amin'ny fomba gasy amin'ny fahitalavitra Madagascar 24 ( M24)
Rampitso Alahady 29 octobre kosa ny fotoanatsika Etsy andravoahangy
am 9 hatram 12 : sopapa sy paik'ady mivantana
Toro Hay ara pomba: hitadiavana Zay mahasoa sy mahatsara
Fifandraisana :034 63 627 37

24/10/2023

TORO-HAY AMIN’NY FOMBA GASY: FANOROANA FOMBA HITADIAVANA IZAY MAHASOA SY MAHATSARA: Ny Alahady 29 octobre 2023:Amin’ny 9 maraina hatramin’ny 12 atoandro (Toro-Hay :Andiany faha 7 : In -1 isa taona ihany:15 isa sisa ny toerana misy)
Ampahan’ny fomba avy amin’ny : Masi-ndray/Masi-ndreny sy Tany tsy Anosy
LOHAHEVITRA HO ENTINA:
-Ireo fitaovana ara -boajanahary tsy misaraka amin’ny vatana sy tsy misaraka amin’ny tokatrano Malagasy;izay manampy amin’ny fianana andavanandro sy miaro amin’ny ratsy ataon’olona toa ny sakana, Mosavy ,sopatra , fandraraka , sns
-Ireo Zavaboahary fandroana midi-bolana sy zavaboahary fandroana miaka-bolana:mba analana ny ratsy fa ampidirana ny soa.
-Fomba tsotra hanalefahana ny vitana mihiba
-Fomba fisainana sy fomba fihetsika atao isa-maraina isarihana fahombiazana.
-paik’ady entina manampy an’ireo zay manao ny tsara sy marina.
“Alao faditra fa ny tolapaditra zava-mahery, Alao tonon’andro fa ny tonon’andro tsy mahalehilahy.Tsinjovy mandeha fa aza avela hitsanga-menatra sy ho resi-tondromaso”
Tafa sy dinika misy sandany fa tsy baojo:Tsy mampanatena anao hana-karena tampoka fa mapanantena anao fivoarana tsy kelikely
Famandriha-toerana :034 63 627 37 / 032 44 807 88
Mpizara an’izay kely hay:Andrianarisoa tolojanahary (Mpandala ny nentindrazana/Tera-drazana avy amin’ny tany tsy Anosy)
“Tsy mety amin’ny olona tsy tia fomba gasy sy olona manao ratsy”
Dia samy ho tahi-njanahary sy ny zava-manakasina!!!

Photos from Mananjara - Pejy Ofisialy's post 21/10/2023

Fandaharana "TENA GASY" eto amin'ny M24 TV UHF34 anio alina amin'ny 7 ora hariva.
Hiresahana momba ny fomba mahasoa sy mahatsara sy ireo fadin'ny vehivavy mitondra rano (vehivavy bevoka)
Contact :034 63 627 37 / 032 44 807 88

Photos from Mananjara - Pejy Ofisialy's post 14/10/2023

Fandaharana TENA GASY amin'ny fahitalavitra Madagascar 24 ( M24 TV ) Anio asabotsy amin'ny 7ora sy faheny alina.
Lohahevitra :ireo zavatra tsy misaraka amin'ny tokatrano Malagasy
Sopapa Milay sy paik'ady manampy amin'ny fiatrehana fiainana
Handeha mivantana ao amin'ny pejy M24 News ihany koa ny fandaharana.
Famerenana :rahampitso Alahady amin'ny 7 Ora hariva
Contact :034 63 627 37 / 032 44 807 88

Photos from Mananjara - Pejy Ofisialy's post 08/10/2023

Ho an'izay tsy naita Dia arahinao :
Anio Alahady amin'ny 7 Ora hariva ny famerenana ny Fandaharana TENA GASY M24 TV .
Hitondrana fanazavana ny "fomba sy fady" teo amin'ny Malagasy.
Famerenana : Alahady amin'ny 8 hariva
Azonao arahana ao amin'ny pejy M24 News sy youtube
contact :034 63 627 37

Photos from Mananjara - Pejy Ofisialy's post 07/10/2023

Fandaharana TENA GASY M24 TV anio sabotsy amin'ny 8ora sy fahefany alina.
Ho resahana ao ny momba ny fomba sy fady teo amin'ny Malagasy.

Photos from Mananjara - Pejy Ofisialy's post 10/09/2023

Sitraka tsy very haja,telina tsy very hasina no atolotra an'ireto fianakaviana ireto nisafidy anay nikabary sy nikarakakara fomba fanao tamin'ny famadihana .
Notaterahana ny 8 sy 9 septembre 2023 lasa teo

30/08/2023

🤰Inona ireo fadin'ny Vehivavy Bevohoka eo amin'ny Malagasy.
🤰Inona ireo azony atao sy tsy azony atao?

🚩Ho arahinao ao amin'ny fahitalavitra M24 ny Sabotsy 02 sy Alahady 03 Septambra hoavy izao ny antsipirihan'izany. :)

⚠️Aza hadinoina ary ny fotoanantsika amin'ireo andro voatondro ireo amin'ny 07 hariva tsy diso.

"Izay manam-pomba manam-pady , izay manam-pady manan-kasina.M24 Radio Televisionion

Photos from Mananjara - Pejy Ofisialy's post 27/08/2023

Araho anio hariva 27 Aogositra 2023 amin'ny 19h00 eto amin'ny fahitalavitra M24 : fandaharana TENA GASY.
Iarahana amin'i:
Joe Teddy
Vetson'ny Fanahy
Andrianarisoa Tolojanahary


UHF 48.

Azonareo any ivelany arahana amin'ny aterineto : TeleM24.com

"Izay manam-pomba manam-pady, izay manam-pady manan-kasina."

Photos from Mananjara - Pejy Ofisialy's post 18/08/2023

Fombafomba amin'ny Adi fototra trano androany Alakamisy tsinambolana,misandratra andro manaraka ny fady sy fomba Malagasy ,mampiasa ntately velon dreny,ronono velona ,vato velona ,velona arivo taona ...
Miaraka amin'ny tsaramaso s fanangakena,hananganan javatra

Photos from Mananjara - Pejy Ofisialy's post 18/08/2023

-kabary am-panambadiana sy ara pomba -Malagasy :Sitraka tsy very haja ; telina tsy very hasina no atolotra an'ireto fianakaviana ireto;nametraka fitokisana taminay tamin'ny kabary fampiakaram-bady sy fomba Malagasy
-Hafa sady mahafinaritra,izany hoe: kabary misy fomba (rituel) sy fitsofan- drano (souffle de vie): Tsara tsodrano sy tsara vavaka ara-bakiteny.
Tsofina rano tamin'ny fanazava velona: ho ela velona sy ho ela finaritra,tamin'ny vola tsy vaky : tsy ho vaky bolady amin'ny tany sns
-Andro miaka-bolana sy misandratra andro no fanorenana fanambadiana .
-Malagasy mijoro sy mifaka amin'ny maha Malagasy azy.
-Omen- kaja ,Omem-boninahitra ny Ray aman-dreny sy ny fianakaviana fa tsy voriana fotsiny hihaino kabary.
Misy heviny ara panahy tsy rairay reo fitaovaona ara panahy ampesaina
-Ho antsika rehetra mikarakakara vodiondry sy "mariage" ary lanonana samihafa: azo atao tsara ny mifandray aminay amin'ireo kabary am-panambadiana sy fanentanana lanonana :mitarika mandihy, mampandroso mpanambady ,manentana sns (Animateur/Maître de cérémonie)
Fifandraisana :034 63 627 37 / 032 44 807 88
-Aza misalasala miantso ho anao izay hikarakara lanonana Samihafa sy "fetim-pianakaviana":fa vonona hanome izay milay sy tsara indrindra izahay .

08/06/2023

Finaritra e!😊

◾️𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐬𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐢𝐚 𝐝𝐨𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚 𝐡𝐢𝐝𝐢𝐫𝐚𝐧'𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐦𝐚𝐭𝐬𝐚𝐭𝐬𝐨?🤔

▶️Ato anatin'ny vidéo ny valin'izay fanontaniana izay .
Araho finaritra !!😉👇

🚩Aza adinoina ny miditra hafatra miafina raha misy fanontaniana na fanamarihana na mitady fanazavana fanampiny ianao .

Soava daholo tompoko !!🙏

Lien Youtube : https://www.youtube.com/watch?v=GQs2jVLGPh8

17/05/2023

Rampitso Alakamisy 18 Mai 2023 indray ny fotoanatsika :
Amin'ny fahitalavitra record TV :
Am 7h10 maraina : hizarana fahalalana sy paik'ady mahasoa sy mahatsara amin'ny fiainana andavan'andro.
Fifandraisana :034 63 627 37 / 032 44 807 88

10/05/2023

Rampitso Alakamisy 11 Mai 2023 indray ny fotoanatsika :
Amin'ny fahitalavitra record TV :
Am 7h10 maraina : hizarana fahalalana sy paik'ady mahasoa sy mahatsara amin'ny fiainana andavan'andro.
Fifandraisana :034 63 627 37 / 032 44 807 88

03/05/2023

Rampitso Alakamisy 4 Mai 2023 indray ny fotoanatsika :
Amin'ny fahitalavitra record TV :
Am 7h10 maraina : hizarana fahalalana sy paik'ady mahasoa sy mahatsara amin'ny fiainana andavan'andro.
Fifandraisana :034 63 627 37 / 032 44 807 88

Photos from Mananjara - Pejy Ofisialy's post 26/04/2023

Ho hazavaina ao anatin'ny fahitalavitra Record TV : Mahakasika ny Pejy Mananjara :
Rampitso Alakamisy 27 Avril 2023 :
Am 7h10 maraina :sady hizarana fahalalana sy paik'ady manampy amin'ny fiainana andavan'andro
Fifandraisana :034 63 627 37

25/04/2023
24/04/2023

Inona avy ireo Voninkazo famboly antrano sy ireo soa entiny ?🤔🪴🍀

Fantaro ato anatin'ity horonan-tsary ity ny valin'izay fanontaniana izay :)

Asio (y) ny pejy Mananjara - Pejy Ofisialy ary zarao ny vidéo raha nahaliana anao :)

07/04/2023

Ny tena malagasy mifanohana fa tsy mifanohina 🙂

Aza miala ary araho tsy tapaka ny pejy Mananjara - Pejy Ofisialy fa hitondra ny soa sy ny tsara ho anao 🙂

Eo ampiandrasana , asio (y) ary zarao ny pejy ho hitan'ny be sy ny maro !!!

Soava Daholo!

03/04/2023

Ny voninkazo dia mandefa onja sy hery tsy hita maso (onde, fréquence, vibrations, etc) ka misy fiatraikany amin'ny fiainana andavan'andro sy ny tokantrano.

Anisan'izany ireto voninkazo ireto:
Ny Mananjara : Arak’izany anarany izany dia misarika an'izay mba ho anjara eo amin'ny sehatra maro izy : ny fitiavana , ny asa , ny vola , sns

Felatanantsifoana : tsy ahafoana ny vola miditra ,ny fanambinana tonga amin’ny tsirairay izay mamboly azy ao an-tokantrano.

Mbola maro ireo karazana voninkazo mitondra soa eo amin’ny fiainan-tokantrano ,maro ihany koa anefa ireo mety hanimba ary tsy hanambina .

Hoavy tsy ho ela eto amin'ny "Mananjara - Pejy Ofisialy" ny vidéo manazava ireo " Voninkazo famboly sy tsy famboly " an-tokatrano sy an-tokotany .

Aza miala lavitra .

Asio J'aime ary Partage-o ny Pejy .

Want your business to be the top-listed Media Company in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Videos (show all)

Finaritra e!😊◾️𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐬𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐢𝐚 𝐝𝐨𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚 𝐡𝐢𝐝𝐢𝐫𝐚𝐧'𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐦𝐚𝐭𝐬𝐚𝐭𝐬𝐨?🤔▶️Ato anatin'ny vidéo ny ...
Inona avy ireo Voninkazo famboly antrano sy ireo soa entiny ?🤔🪴🍀Fantaro ato anatin'ity horonan-tsary ity ny valin'izay f...
Ny tena malagasy mifanohana fa tsy mifanohina 🙂Aza miala ary araho tsy tapaka ny pejy Mananjara - Pejy Ofisialy fa hiton...

Website

Address

102
Antananarivo
102
Other Broadcasting & media production in Antananarivo (show all)
Cactus TV. Cactus TV.
Antananarivo, 101

Tv.

TUNED Music TUNED Music
LOT VR 93 BC AMBOHITSOA
Antananarivo, 101

Distribution musical

Lazan'Draha Lazan'Draha
Antananarivo, 102

Infos sur toutes les actualités du monde

Logique Logique
Antananarivo, 101

Journaliste OJM - Centre de Presse Malagasy - AJT - UJIRT

Work Solution Work Solution
Andranomena/Zone FUTURA/Immeuble Tana Shore, Bureau Nexta
Antananarivo, 101

Ardario IN The PLACE Ardario IN The PLACE
Parking 67ha
Antananarivo

Entreprise de radiodiffusion et de production médiatique 🎬🎬🎬🎬🎬

vam.mg vam.mg
Antananarivo
Antananarivo, 101

Émission télévisée dédiée aux amateurs et aux passionnés de l’automobile

PLUME.MG PLUME.MG
Antananarivo, 101

société de production et de diffusion médiatique

TiaZik TiaZik
Antananarivo
Antananarivo, 101

Yooniverse Yooniverse
Manjaka Ilafy
Antananarivo, 102

«Wide your world »

RAVEL  Ciné RAVEL Ciné
Antananarivo, 101

Réalisation Autrement des Vidéos en Excellence. (RAVEL PRODUCTION)

Madagascar Fixer Madagascar Fixer
Antananarivo, 101

Madagascar Fixer is a ONE-STOP-SHOP fixers and film professionals group OFFERING CUSTOM FILM PRODUCTI