Gasy Radio FM 99.6 MHz

Like & Share

20/11/2023

.6Mhz
Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny onjam-peo,
Noho ny tsy fahatomombanan'ny technique misy dia tapaka ny Fm 99.6mhz amin'izao fotoana izao hiverina kosa izany amin'ny fotoana mahatomombana azy. Misaotra antsika rehetra amin'ny faharetana
#99.6Mhz

17/11/2023

17 Novembre 2023
Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻
@10 hatramin’ny 11ora atoandro
📲? 033 10 199 60

-Ankafiziko🎼🎧🎺🎷
Alefaso ao am Commentaire ary ny fangatahan-kira sy fandefasana hafatra e👇🏻

17/11/2023

Loha hevitra anio Zoma 17 Novembre 2023
Maro ny fety lalovatsika mandritra ny taona, inona amin'ireo no tena tianao sy andrasanao??
Ndao ary

15/11/2023

15 Novembre 2023
Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻
@10 hatramin’ny 11ora atoandro
📲? 033 10 199 60

-Ankafiziko🎼🎧🎺🎷
Alefaso ao am Commentaire ary ny fangatahan-kira sy fandefasana hafatra e👇🏻

15/11/2023

Loha hevitra anio Alarobia 15 Novembre 2023
Iza no tena mampihanta zanaka sy ???
Ndao

14/11/2023

Loha hevitra anio Talata 14 Novembre 2023
Inona no andraikitra raisinao mahakasika ny fahadiovana eny Fiaraha-monina misy anao???
Ndao ary

13/11/2023

Loha hevitra anio Alatsinainy 13 Novembre 2023
Inona no mahatonga ny ankamaroantsika mitazana fotsiny rehefa sendra olona marary eny an-dalana eny???
Ndao ary

10/11/2023

10 Novembre 2023
Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻
@10 hatramin’ny 11ora atoandro
📲? 033 10 199 60

-Ankafiziko🎼🎧🎺🎷
Alefaso ao am Commentaire ary ny fangatahan-kira sy fandefasana hafatra e👇🏻

10/11/2023

Loha hevitra anio Zoma 10 Novembre 2023
Inona ilay toetra tsy mety afaka aminao mihitsy na efa miezak aza ianao hiala amin'izany???
Ndao ary

09/11/2023

Loha hevitra anio Alakamisy 09 Novembre 2023
Firy taona no tokony hanao fitiavana ny tanora iray raha araka ny hevitrao???
Ndao ary

08/11/2023

08 Novembre 023
Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻
@10 hatramin’ny 11ora atoandro
📲? 033 10 199 60

-Ankafiziko🎼🎧🎺🎷
Alefaso ao am Commentaire ary ny fangatahan-kira sy fandefasana hafatra e👇🏻

08/11/2023

Loha hevitra anio Alarobia 08 Novembre 2023
Raha manao hadisoana ny zanakao,afaka mibedy na mikapoka ve ny firaha monina???
Hevitrao
Ndao ary

07/11/2023

Loha hevitra anio Talata 07 Novembre
2023
Ny vola ao an-trano
-Iaraha mitantana vé?
-Ny lehilahy no mitantana?
-Ny vehivavy? Hevitrao
Ndao ary

06/11/2023

Loha hevitra anio Alatsinainy 06 Novembre 2023
Inona ilay taranja tsy tinao na tsy nanavanana anao indrindra mihintsy tany an tsekoly, inona no antony???
Ndao ary

03/11/2023

Loha hevitra anio Zoma 03 Novembre
2023
Inona no zavatra niseho tamin'ny fiainanao ka tsy ho adinonao mihitsy???
Ndao mba zarao eee

02/11/2023

Loha hevitra anio Alakamisy 02 Novembre 2023
Inona no tena mahasaro-piarao anao amin'ny olon tianao ????
Ndao ary

01/11/2023

Loha hevitra anio Alarobia 01 Novembre 2023
Misy antony manokana ve aminao ny fanaterana vonikazo hoan'ireo efa maty,ary ilaina ve izany???
Ndao ary

31/10/2023

Loha hevitra anio Talata 31 Octobre 2023.
Hatraiza ny fetrany ny fandeferana raha aminao???
Ndao ary

30/10/2023

Loha hevitra anio Alatsinainy 30 Octobre 2023
Ilaina ve ny manome enti-mody (Devoir) ny mpianatra Alohan'ny fialan tsasatra????
Ndao ary

27/10/2023

27 Octobre 2023
Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻
@10 hatramin’ny 11ora atoandro
📲? 033 10 199 60

-Ankafiziko🎼🎧🎺🎷
Alefaso ao am Commentaire ary ny fangatahan-kira sy fandefasana hafatra e👇🏻

27/10/2023

Loha hevitra anio Zoma 27 Octobre 2023
Inona no tsapanao mafy kokoa
Isarahana
Hampirafesina???
Ndao ary

26/10/2023

Loha hevitra anio Alakamisy 26 Octobre 2023
Taiza no nihaonanareo sy io olon tinao io voalohana dia nanao ahoana???
Ndao ary

25/10/2023

25 Octobre 2023
Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻
@10 hatramin’ny 11ora atoandro📲?


-Ankafiziko🎼🎧🎺🎷
Alefaso ao am Commentaire ary ny fangatahan-kira sy fandefasana hafatra e👇🏻

25/10/2023

Loha hevitra anio Alarobia 25 Octobre 2023
Mahomby amin'ny fanabeazana ankizy ve ny fanambazana azy fanomezana mba hankato anao s'y ny fampanantenanao valisoa mba hiezahany amin'ny fianarana????
Ndao ary

24/10/2023

Loha hevitra anio Talata 24 Octobre 2023
Tsara ve ny manandrakandrana raha ny hevitrao???
Ndao ary

23/10/2023

Loha hevitra anio Alatsinainy 23 Octobre 2023
Olona voretra, tsy mavaha tena vé sa hakamoana sa tsy firarahina tsotr'izao; hevitrao???
Ndao ary e

20/10/2023

.6Mhz
Ndao hanao présent kely isika izay efa mihaino Radio ary ee,🤗😘💋
Alefaso kopa tanana de mangataha hira iray (1) fa tonga dia ho alefatsika izao ihany🎙🎶📻
Marihina aloha fa tsy mbola hisy ny famakiana ny hafatra fa ny hira kosa tonga dia alefatsika ho ankafizinao
Ndao ary ee💋❤
Mirary Zoma mahafinaritra ho antsika rehetra📻💃🏻💋

20/10/2023

Ilazana isika rehetra mpanaraka ny Onjam-peo Gasy Radio 99.6 Fm rehetra fa efa miverina ny onjam-peontsika ka manasa atsika rehetra hanaraka izany!!🤗💃🏻🕺
Ny Alatsinainy izao kosa no hiverina avoko ireo fandaharana rehetra fanarakao eto amin'ny Onjam-peo.
Mankasitraka anao hatrany🙏🙏🙏❤

16/10/2023

Ialana tsiny amitsika mpanaraka ny fanadaharana eto amin'ny GasyRadiofm.99.6 fa tsy hisy ny fandaharana anio Alatsinainy 16 Octobre 2023 noho ny antony ara Teknika, hiverina amin'ny laoniny kosa izany rehefa tomombana. Misaotra indrindra dia mirary Alatsinainy finaritra ho antsika rehetra🙏🙏

13/10/2023

13 Octobre 2023
Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻
@10 hatramin’ny 11ora atoandro📲?


-Ankafiziko🎼🎧🎺🎷
Alefaso ao am Commentaire ary ny fangatahan-kira sy fandefasana hafatra e👇🏻

13/10/2023

Loha hevitra anio Zoma 13 Octobre 2023
Olona fetsifetsy, ahoana ny hevitrao amin'izy ireny, ilaina ve ny hafetsena ary amin'ny trangan-javatra manao ahoana no ilaina na tsia izany????

12/10/2023

Loha hevitra anio Alakamisy 12 Octobre 2023
Fa maninona isika vehivavy no tsy afaka mitory fitiavana mialoha amin'ireo lehilahy,inona no antony, Azavao ny hevitrao??????
Ndao ary

11/10/2023

11 Octobre 2023
Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻
@10 hatramin’ny 11ora atoandro📲?


-Ankafiziko🎼🎧🎺🎷
Alefaso ao am Commentaire ary ny fangatahan-kira sy fandefasana hafatra e👇🏻

11/10/2023

Loha hevitra anio Alarobia 11 Octobre 2023
Rehefa afaka bacaloreat ny tanora iray, izy ihany ve no tokony hisafidy ny fianarana ho atao sa tokony ny Ray aman-dreniny, Tohano ny hevitrao??
Ndao ary

10/10/2023

Loha hevitra anio Talata 10 Octobre 2023
Ilaina ve ny hambom-po,????
Ndao ary

09/10/2023

Loha hevitra anio Alatsinainy 09 Octobre 2023
Ahoana no ahafantarana fa tena namana ny olona iray????
Ndao ary

06/10/2023

06 Octobre 2023
Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻
@10 hatramin’ny 11ora atoandro📲📱
📻033 01 838 90📞
034 81 099 60??

-Ankafiziko🎼🎧🎺🎷
Alefaso ao am Commentaire ary ny fangatahan-kira sy fandefasana hafatra e👇🏻

06/10/2023

Loha hevitra anio Zoma 06 Octobre 2023
Malaza maditra matetika ny tanora jejo, Ahoana ny hevitrao????
Ndao ary

05/10/2023

Loha hevitra anio Alakamisy 05 Octobre 2023
Ahoana indray izany mitia mangina, efa sendrany ve ianao????
Ndao ary

04/10/2023

Loha hevitra anio Alarobia 04 Octobre 2023
Ahoana no hanitsiana ny ankizy rehefa manao zavatra tsy mety mba tsy hamerenany izany intsony????
Ndao ary

Want your business to be the top-listed Media Company in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
Other Radio Stations in Antananarivo (show all)
Blacktempo RDJ Blacktempo RDJ
Antananarivo, 101

An'i Kristy Radio FM 107.6 An'i Kristy Radio FM 107.6
Lot MF 254 V Mahitsy Firaisana Ambohitrimanjaka
Antananarivo, 105

Radio Kristiana FM 107.6 Mhz Tanjona : Malagasy Mandova Lanitra webradio : anikristyradio.com 7 jours/7

M24 Radio Television M24 Radio Television
Ambohidrapeto
Antananarivo, 102

Madagascar24 Radio Télévision est basée à Itaosy Ambohidrapeto. M24 TV: UHF 48 tele.madagascar24.com

Hira Mitety Faritra RNM Hira Mitety Faritra RNM
Antananarivo

Fandaharan'ny Radio Madagasikara ,hizarana mozika Malaza isam-paritra ,Isaky ny Alahady aminy 2 ora .

Olivasoa 91Fm Olivasoa 91Fm
VT 9 Ankaditapaka Haute Ville
Antananarivo, 101

Ilay mameno ny banga amin'ny fiainanao anarahanao toriteny fampaherezana hira fiderana ankafizinao

As Radio Antsohihy As Radio Antsohihy
Ambalabe Ouest Antsohihy
Antananarivo, 407ANTSOHIHY

As radio Antsohihy

JOY RADIO Africa JOY RADIO Africa
Antananarivo
Antananarivo

The romanian - malagasy radio

La vie des ados Rta Radio 94.4 FM La vie des ados Rta Radio 94.4 FM
Ankorondrano
Antananarivo, 101

Émission radio

SIOKA sur 106 FM SIOKA sur 106 FM
Antananarivo

ONJAM-PEO Serasera-Iombonan'ny-Olompirenena -ho-Kalitaon'ny-Antotambaovao • 106 FM •

AZ Radio Anim AZ Radio Anim
Immeuble Santa Antanimena Lot 4 1ere étage
Antananarivo, 101

Animation radio libre

COVER Praise COVER Praise
Amboditsiry
Antananarivo

Cover Praise

HJM RADIO  Antananarivo FM 93.2 HJM RADIO Antananarivo FM 93.2
Antananarivo, 101