RNA TANA

Station de radio commerciale à vocation communautaire

Photos from RNA TANA's post 17/11/2023

miarahaba antsika rehetra ,indro ary ny lohahevitra anio.

Inona no mety ho antony mahatonga ireo Ray Amandreny sasany mahafoy zanaka,misy aza ny tsy tia mihintsy? asehoy ary ny hevitrao?

Photos from RNA TANA's post 15/11/2023

akory aby aby eroa raona annnnn, itito koa aramoa ny lohahevitsa ntsika niany

Tena misy tokoa ve zao lahatra zao? dia inona no ahafantarana azy fa tena lahatra tokoa?

Photos from RNA TANA's post 14/11/2023

Salama aby ooo ,indro ary ny lohahevitra anio eee

Ilay asa noeritreretinao fony fahakelinao iny ve mba tanteraka izany amin'zao fotoana izao sa niova asa hafa mihintsy ianao? inona no mety ho antony?

Photos from RNA TANA's post 13/11/2023

Miarahaba antsika rehetra amizao voalohan'ny herinandro izao ,indro ary ny lohahevitra anio.

Efa nisy fotoana ve ianao nanampy ireny olona sahirana ireny , tamin'ny alalan'ny inona ohatra?

Photos from RNA TANA's post 10/11/2023

Manao nahoa antsika iaby rolahy eeee , toy koa ny thème ntsika anjony lahy.

Raha araka ny hevitrao , raha sendra misy ny fahadisoana ataon'ireo Ray Amandrenin-tsika ireo , moa ve mba azon-tsika ahitsy izy ireo? sa ve mijanona ho Ray Amandreny hatrany izy ka zay lazainy sy ataony dia mety avokoa?

09/11/2023
Photos from RNA TANA's post 09/11/2023

Salama aby oooo , indro indray ary ny lohahevitran-tsika anio

Ilaina ve ny fifanampian'ny Mpivady eo amin'ny lafiny rehetra ? ary inona no mety ho tombony amin'ny fanatanterahana izany?

Photos from RNA TANA's post 08/11/2023

Miarahaba antsika rehetra ,indro ary ny lohahevitra anio eee

Raha araka ny hevitra ,mbola mety ve ny mikapoka zaza ,mba entina hanabeazana azy , amin'izao vanim-potoana iainan-tsika izao?

Photos from RNA TANA's post 07/11/2023

Magnano mbolatsara amintsika jiaby oooo, ity koa ary ny thème-ntsika niany

Araka ny hevitrao ,anisany mampitombo fahalala ho an'ireo ankizy ve ny fitiavany mamaky boky?

Photos from RNA TANA's post 06/11/2023

Miarahaba antsika rehetra oo ,indro indray ary ny lohahevitra anio eee

Araka ny hevitrao tokony ho firy andro ny olona iray no hivahiny any an-trano'olona?

Photos from RNA TANA's post 03/11/2023

Salama aby oooooo , indro indray ary ny thème ntsika anio

Inona no ahafantarana fa Mandroso ny Firenena iray na koa hoe Mihemotra?

Photos from RNA TANA's post 02/11/2023

Miarahaba antsika rehetra oooo ,indro ary ny lohahevitra anio eeee

Fomba mahomby hamerenana ny olon-tiana ve ny fanambazana azy vola?

Photos from RNA TANA's post 31/10/2023

Miarahaba atsika rehetra ooo , amin'izao fiantrehan-tsika ny 1 ny volana Novembre izao izay natokana hankalazan ny fetin'ireo izay efa nody mandry.

Ka moa ve ianao mba anisany ilay olona mandray anjara amin'ireo hetsika atao maro samy hafa ireny ,rehefa fetin'ny maty toy izao?

Photos from RNA TANA's post 30/10/2023

Miarahaba antsika jiaby ooo ,indro indray ary ny lohahevitra anio eeeee

Inona no azo ilazana ireny olona tsy mba zatra miarahaba ireny mihintsy eny anivony fiarahamonina eny, na koa any amin'ireo sehatra maro samy hafa ireny ?

Photos from RNA TANA's post 27/10/2023

Salama ee
Efa nisy zavatra tsy tianao atao aminao ve nefa nataonao tamin'ny hafa

Photos from RNA TANA's post 26/10/2023

Salama aby ooo
Rehefa miresaka fitiavana isika dia ao ny fifanajana ka akoatran'ny fifanajana ary dia inona ihany koa no tokony hita ao anatin'ny fiainam-pitiavana?

Photos from RNA TANA's post 25/10/2023

Salama eee
Inona ny fihetsika tsara tokony hananana entina anabeazana ny mpiaramonina

Photos from RNA TANA's post 24/10/2023

Salama aby ooo ,indro ary ny lohahevitra anio eeee

Miteraka fikorontanan-tsaina eo ampanatanterahana ny asa ve ny filana ara-nofo ataon'ny mpampiasa ? asehoy ary ny hevitrao eeee;

Photos from RNA TANA's post 23/10/2023

Salama aby ,indro ary ny thème ntsika anio

Ianao ve mba anisany olona tia mamalifaly ny ankohonana,ary amin'ny fotoana toy ny ahoana izany

Photos from RNA TANA's post 20/10/2023

Manao ahaoana daholo isika rehetra eee,ity indray ary ny lohahevitra anio oooo

Ahoana no ahafantarana fa naman-dratsy ny olona iray?

Photos from RNA TANA's post 19/10/2023

Mbolatsara atsika jiaby indro indray ary ny thème-ntsika niany

Azo atao ve ny mifosa vady any amin'ireo namana na havana raha ny hevitrao?

Photos from RNA TANA's post 18/10/2023

Miarahaba eeeee ,indro indray ary ny lohahevitra anio ee

Efa nisy anatra nataon'ny Ray Amandreninao taminao ve ka nodikavinao ? ary nitondra nenina ho anao ve taty aoriana?

Photos from RNA TANA's post 17/10/2023

Akory aby oooo ,vitasoa ny aligna aby atsika ity koa ary ny lohahevitra anio eee

Inona no isany tombony ho anao amin'ny fifohazana maraina?

Photos from RNA TANA's post 16/10/2023

Miarahaba antsika jiaby ooo , indro ary ny lohahevitra anio

Inona no isany mampiavaka anao ao amin'ny olona ao an-tokatrano ao , ianao ve ilay olona mahafinaritra sa mahasorena?

Photos from RNA TANA's post 13/10/2023

Salama eee
Inona indray ny fialam-boly tena MBA mahafinaritra anao rehefa faran'ny herinandro tahak'izao?

Photos from RNA TANA's post 12/10/2023

Bonjour ☺️
Misy ilay fiteny oe "Rafozan-doza sy vinanto tsy vanona" 🙈
Inona marina no mety tsy mampifanaraka azy 2 reo eee?

Photos from RNA TANA's post 11/10/2023

Salama eee
Mety firy isanjaton'ny vehivavy amin'izao fotoan ianatsika izao no mbola tena maneho ny endriny natoraly?
In ny mety ho Antony?

Photos from RNA TANA's post 10/10/2023

Akory aby ooo
Ny lohahevitra ary eeee
Itanao ve mba anisany mampiasa ireny fanafody nentim-paharazana ireny,dia inona ny isany tombony ho anao amin'ny fampiasana azy?

09/10/2023

Salama eee ,tratrin'izao fiandohan'ny herinandro izao aby ooo indro indray ary ny lohahevitrantsika anio.

Efa impiry nanome toky olona ianao izay ,, ary firy tamin'ireo no efa tanteraka ?

Photos from RNA TANA's post 06/10/2023

Salama aby eeeee ndao indray ary mba hiresadresaka fifidianana isika anio eee

Amin'izao taom-pifidianana izay efa miha-manakaiky izao ,inona avy ireo andraikitra mba efa noraisinao entina miatrika izao fifidiana hatao eto Madagasikara izao?

Photos from RNA TANA's post 05/10/2023

Ndao hiresaka fitiavana indray eee
Ny olona nanome toky ny hitia anao mandrakizay iny ve mbola eo anilanao hatramin'izao?

Photos from RNA TANA's post 04/10/2023

Akory aby ooooo ,indro indray ary ny lohahevitra anio eee

Araka ny hevitrao ,tokony hoisy sokajin'olona ve ny fanaovana raharaha ao an-tokatrano?

Photos from RNA TANA's post 03/10/2023

Miarahaba eee ,ity indray ary ny lohahevitra eeee anio eeee

Inona avy ireososkevitra avy any aminao mba hampivoarana ny fiainan'olona iray,ka hialany amin'ny fahazaran-dratsiny?

Photos from RNA TANA's post 02/10/2023

Salama aby ooo ,mirary ny soa ho antsika rehetra indray amin'izao fiandohan'ny herinandro izao ,,indro indray ary lohahevitra anio

Inona avy ireo karazana herisetra fantatrao sy izay hitanao fa tena matetika mitranga, ary inona no fepetra tokony ho raisintsika manoloana ireo rehetra ireo?

Photos from RNA TANA's post 29/09/2023

Miarahaba antsika rehetra oooo ,indro indray ary ny lohaevitra anio

Amin'izao fotoana izao ,inona avy ireo fombafomba fanao ny taolo fahiny no mbola iainanao ankehitriny ? asehoy ary ny hevitrao 📻📻📻📻

Want your business to be the top-listed Media Company in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address

Batiment Anaïs/67 Ha Sud
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:30
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:30
Thursday 07:30 - 17:30
Friday 07:30 - 17:30
Saturday 07:30 - 17:30
Sunday 07:30 - 17:30
Other Radio Stations in Antananarivo (show all)
Blacktempo RDJ Blacktempo RDJ
Antananarivo, 101

An'i Kristy Radio FM 107.6 An'i Kristy Radio FM 107.6
Lot MF 254 V Mahitsy Firaisana Ambohitrimanjaka
Antananarivo, 105

Radio Kristiana FM 107.6 Mhz Tanjona : Malagasy Mandova Lanitra webradio : anikristyradio.com 7 jours/7

M24 Radio Television M24 Radio Television
Ambohidrapeto
Antananarivo, 102

Madagascar24 Radio Télévision est basée à Itaosy Ambohidrapeto. M24 TV: UHF 48 tele.madagascar24.com

Hira Mitety Faritra RNM Hira Mitety Faritra RNM
Antananarivo

Fandaharan'ny Radio Madagasikara ,hizarana mozika Malaza isam-paritra ,Isaky ny Alahady aminy 2 ora .

Olivasoa 91Fm Olivasoa 91Fm
VT 9 Ankaditapaka Haute Ville
Antananarivo, 101

Ilay mameno ny banga amin'ny fiainanao anarahanao toriteny fampaherezana hira fiderana ankafizinao

As Radio Antsohihy As Radio Antsohihy
Ambalabe Ouest Antsohihy
Antananarivo, 407ANTSOHIHY

As radio Antsohihy

JOY RADIO Africa JOY RADIO Africa
Antananarivo
Antananarivo

The romanian - malagasy radio

Gasy Radio FM 99.6 MHz Gasy Radio FM 99.6 MHz
Antananarivo

Like & Share

SIOKA sur 106 FM SIOKA sur 106 FM
Antananarivo

ONJAM-PEO Serasera-Iombonan'ny-Olompirenena -ho-Kalitaon'ny-Antotambaovao • 106 FM •

AZ Radio Anim AZ Radio Anim
Immeuble Santa Antanimena Lot 4 1ere étage
Antananarivo, 101

Animation radio libre

COVER Praise COVER Praise
Amboditsiry
Antananarivo

Cover Praise

HJM RADIO  Antananarivo FM 93.2 HJM RADIO Antananarivo FM 93.2
Antananarivo, 101