LAVA BENCO Ampefiloha

POINT DE VENTE DES TELEPHONES MARQUE #LAVA AGREE PAR LAVA MOBILE MADAGASCAR

17/09/2023

Iza daholo ilay mpigafy tany am-pianarana

13/12/2022

🎅
Tongava manjifa 💵 📲
Tonony ny code promo 🍍
Dia mahazoa fihenambidy 🎁

18/11/2022

Y40 with 32GB large memory 4G network.

27/10/2022

Kelikely fa miaritra an 💪🏻
🔋2500 mAh

10/10/2022

Iris 46
1+32Gb
Android 9

18/07/2022
Photos from LAVA BENCO Ampefiloha's post 10/05/2022

Raha mbola tsy nahita fanomezana ho an'i Neny ianao dia aza misalasala manatona anay fa maro azo isafidianana ato.

Photos from LAVA BENCO Ampefiloha's post 14/04/2022

Safidy tsy maha diso fanantenana satria tsara nefa mora

Photos from LAVA BENCO Ampefiloha's post 14/04/2022

Ho anao mpanjaitra sy Reny rehetra efa misy ato Aminay ary misy garantie 12 mois. Afaka misafidy amin'ny Teflon sy céramique ianao ka tongava ary e

14/04/2022

Araraoty fa tsara Sady mora

13/04/2022

https://www.facebook.com/109556644133767/posts/515601683529259/

Aza mandeha lavitra intsony raha mitady zavatra tsara misy garantie 12 mois. Fly technology manomehy Toky anao

13/04/2022

https://www.facebook.com/109556644133767/posts/517592286663532/

Safidy iray ihany koa ho anao tia
Zavatra tsara
Prix : 390000Ar

12/04/2022

Safidy iray ihany koa ho anao tia
Zavatra tsara
Prix : 390000Ar

11/04/2022

Tena tsara sy mafy.
12 mois de garantie
450000Ar.

09/04/2022

Aza mandeha lavitra intsony raha mitady zavatra tsara misy garantie 12 mois. Fly technology manomehy Toky anao

15/02/2022

Na ho tapaka aza ny jiro😏
Tsy manahy miaraka amin'ny Fly L1000.
Téléphone solaire voalohany eto Afrika sy Madagasikara.
Mandefa any amin'ny faritra
💪💪💪GARANTIE 14 mois💪💪💪
Amidy ato aminay

Photos from LAVA BENCO Ampefiloha's post 08/02/2022

🎀 PROMOTION🎀
❤️💝 SAINT VALENTIN 💝❤️
🎁 Benco V60 3+32Gb 410 000Ar
🎁 Benco Y50 Pro 2+32Gb 320 000Ar

Photos from LAVA BENCO Ampefiloha's post 07/01/2022

Anao sisa ny safidy fa efa masaka ny nahandro

07/01/2022

Ao tsara.

01/01/2022

Izahay ekipa ato amin'ny Lava Benco Ampefiloha dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao 2022 ity. Mirary ny soa sy n'y tsara ho antsika rehetra 🎉🎉🎉

27/12/2021

Aza misalasala miantso ity nomerao ity raha misy fanontaniana tinao hapetraka
📱 +261 34 08 121 72

28/10/2021

Déjà disponible chez nous

Photos from LAVA BENCO Ampefiloha's post 05/10/2021

📣Promotions, 📆Octobre
Model vaovao be an'i Benco, 📱Y50 pro sy 📱V60
Manjifà dia mahazoa fanomezana.
mandray anao ampitsikiana.

27/09/2021

Efa misy indray ity téléphone tinareo be ity,
Tsy mitsahatra ny manome fahafaham-po ho anareo ny LAVA BENCO Ampefiloha

27/09/2021

Efa misy ihany koa ny P23 an. Sady mihaja nefa matanjaka. Misy ohatr'izany aiza e

18/09/2021

Aza mandeha lavitra fa misy ato amitsika ny V80 original misy garentie, manitra be sady Mety be mihitsy ho anao tia zavatra tsara sy meva

18/09/2021

Manja kely e! Efa afaka jifainao ato aminay ary izy e

11/09/2021

Gorgeous from every side. Get a broader view and sharper shot with

11/09/2021

Colorful yet practical. You will be fascinated.

11/09/2021

Ho avy tsy ho ela

tsy ho ela dia ho eny antananao indray ary ho @ vidiny mirary hatrany izay ho hitanao manerana ny Nosy.

09/09/2021

Miarahaba antsika rehetra o!
Ho anareo mpianatra sy mpiasa Mila USB, fantaro Ary fa efa misy ato aminay ny USB OTG izay sady azo ampiasaina amin'ny téléphone no afaka ampiasaina amin'ny ordinateur. Misy ihany koa ny natokana ho an'ny téléphone fotsiny. Ko manasa anao hamonjy ny tsenan-tsika raha mahalina anao izany

30/08/2021

😉😉😉 Aiza daholo ny mpakafia baolina kitra rehetra o! Lalao pronostique Madagascar vs Benin.
Mahazo telephone LAVA E10 + gourde LAVA izay mahamarina voaloahany sy manaraka ny fepetra manaraka ireto:
👉 Mjaime ny Page ary mizara (partage) ity lalao ity
👉Mametraka ny Mety ho vokatry ny lalao ao amin'ny kaomantera
👉Miantso ny namana mba anisy 👍 ny kaomanteranao.
Milalaova finaritra tompoko

28/08/2021

Miarahaba antsika rehetra o!
Aza adino fa efa misokatra indray ny LAVA BENCO Ampefiloha koa aza misalasala manantona anay ho anareo Tia vokatra original sady tsara kalitao.

20/10/2020

...OFFICIELLE... (4G)

DISPONIBLE ato & #064;

21/09/2020

💯💯 Mirary soa hoan'ireo Mpanala fanadinana rehetra 🙏🙏🙏

Dia mirary soa antsika rehetra ihany koa @ izao herinandro vaovao izao !!!



misy

17/09/2020

Betsaka ianareo no manontany hoe mbola misy ve ilay ...

👍👍👍 ENYYYYYY Tompoko

💯💯 GARANTIE 12MOIS hatrany ny finday LAVA eto @:

Photos from LAVA BENCO Ampefiloha's post 11/09/2020

les TOP DESIGN 😍😍😍
👉 Ato @ BOTIKA



📶 MATANJAKA RESEAU
🔋⚡TSARA BATERY

Photos from LAVA BENCO Ampefiloha's post 08/09/2020

Ireto ndray àry ny: 💪💪 BIG BATTERY⚡⚡
💯💯 ORIGINALE
💯💯

Eto @ BOTIKA

😉 Mbola mitohy hatrany ny PROMO @ Android BENCO59 sy Iris88

07/09/2020

Aleo mba tsikitsiky kely no entin-tsika hanombohana ity herin'andro vaovao ity e
😂😂😂




🛒 BOTIKA mivarotra FINDAY marika LAVA
🗒 Misokatra ny Alatsinainy k@ Sabotsy
🕗 @8⃣h maraina k@ 5⃣h hariva

💯💯💯💯💯 MIRARY HERIN'ANDRO FENO FITAHIANA oooo

Want your business to be the top-listed Computer & Electronics Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ampefiloha
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30
Saturday 08:00 - 16:00

Other Antananarivo computer & electronics services (show all)
CYBERTEC CYBERTEC
32, Rue De Liège Tsaralalana
Antananarivo, 101

Vente app Téléphonique et accessoires, Informatique et consommables, ordinateurs Mac et PC, jeux video, camera et app photo & réparation.

Sera rehetra Sera rehetra
Antananarivo, 101

Matraque

Le secret de namby Le secret de namby
2i 50 Andravoahangy
Antananarivo

Sono tsara sono tsara Sono tsara sono tsara
Antananarivo

Kapa Ars Kapa Ars
Andohatapenaka
Antananarivo

Mpivarotra Cache Ecran incassable Mpivarotra Cache Ecran incassable
Analakely
Antananarivo, 101

Vente Cache ecran incassable seulement

Mi-RINDRA.MOBILE PHONE Mi-RINDRA.MOBILE PHONE
Imeuble Electro Analakely Face Lapan Tanana
Antananarivo

vente ecran pour tout smart phone et plusieurs accessoires

Fifaliantsoa mobile Fifaliantsoa mobile
Antananarivo

High Tech Store High Tech Store
Behoririka
Antananarivo, 101

Mora entana Mora entana
Antananarivo

TELE ECRAN PLAT TELE ECRAN PLAT
Behoririka Tsiazotafo
Antananarivo

Varotra ecran plat ranoray

VENTE  ECRAN VENTE ECRAN
TANA Analakely Mandrosobe Center Box 210
Antananarivo, 101

Mivarotra ecran sy tactil ary manamboatra telephone simba