Infosup

Institut de Formation Supérieure de Paramédicaux

11/02/2024

Hafatra avy @ Tale,aleo isika lasa any @ faritra tsy hiakatra aty ,tsy sanatria manilika fa tsy ho possible raha be dia be le fanampiana.Mirary soa e ♥️

11/02/2024

Salama daholo,mba mangataka ireo sortant INFOSUP tsy mbola nahita asa handalo ety am- pianarana,indrindra ireo taloha be o
Misaotra ,mirary soa daholo.

19/08/2023

Miarahaba antsika rehetra
Efa misokatra ny fisoratana anarana ho @ taom-pianarana 2023-2024.Aza tara fa voafetra ny toerana.
Sage Femme,Infirmier Généraliste, Technicien de laboratoire, ireo no misy eto @ INFOSUP
Ireto ny date fidirana @ ty taona ity :
-Cours Preparatoire:03 octobre 2023
-rentrée L1 : 07 Novembre 2023
-rentrée L2: 08 Novembre 2023
-rentrée L3 : 14 Novembre 2023.
Ny saram-pianarana tsy miova ny teo aloha ho fitsinjovana antsika @ zao fiainana sarotra izao.
Raha mila fanazavana fanampiny dia tongava ety an-toerana na antsoy ny tel 034 63 15074 na 034 14 360 81.
Misaotra antsika

07/09/2022

Aza miandiandry intsony misoratra anarana fa efa akaiky ny fotoana fidirana,INFOSUP efa ho 11 taona teo @ fampianarana,afaka manampy anao hatrany

26/07/2022

Miarahaba antsika rehetra,efa manomboka ny fisoratana anarana eto @ INFOSUP ho @ taom-pianarana2022-2023 ho anareo izay manana bacc toute serie,ny Cours preparatoire dia ho tanterahina ny volana octobre,@ ty isika miditra novembre,raha mila fanazavana fanampiny dia manantona ety am-pianarana, Misaotra antsika e,mirary soa 👍😍

14/02/2022

Sary vitsivitsy "excursion 2022",satry foana hiaraka na tsisy naneno aza t@ty ndray nitoraka ty.

25/01/2022

Mianatra manomboka rampitso alarobia 26 janvier ,mifampilaza

24/01/2022

Ilazana ny mpianatra eto @ INFOSUP fa tsy mianatra anio alatsi ainy 24 janv sy talata 25 janv nohon'ny faharatsian'ny andro

23/12/2021

L'INFOSUP est ferme du 23 decembre 2021 jusqu'au 3 Janvier 2022
Nous vous souhaitons nos meilleures fetes🥂 de noel et fin d'annee 🍾🎉❤

23/12/2021

Ilazana isika fa ny birao dia mihidy manomboka androany alakamisy 23 decembre 2021 t@ 12h ary misokatra ny Talata 4janv 2022 @ 8h
Samia manao fety sambatra daholo,ho lavitra ny aretina ,ho tratrin'ny taona vaovao 2022 🎉🥂❤

26/10/2021

Ho tohin'ny filazana anareo L2 hanao repechage,hisy fanovana ny fomba fanaovana ny examen ka sao de taraiky any,mifampilaza
Direction INFOSUP

25/10/2021

Filazana ho an'ny L2 rehetra mba ho tonga daholo ny 3 Novembre fa hisy torimarika alohan'ny hanaovana ny repechage
Mba samia mifampilaza

10/10/2021

Efa misokatra ny fisoratana anarana,aza tara fa ny antsika voafetra ny toerana,fidirana 15 novembre 2021,afaka mandray ireo mpianatra 2e annee na 3eme annee avy any sekoly habilite
Manatona ety an-toerana ra mila fanazana fanampiny 😍

04/08/2021

Miarahaba antsika rehetra,indrindra arabaina tsy maty fo aman'aina nohon'ny valan'aretina CORONAVIRUS,
Ilazana isika fa efa manomboka ny fisoratana anarana eto @ INFOSUP ho @ taom-pianarana 2021- 2022,asaina isika hanantona ety @ sekoly @ fampafantarana rehetra tokony ilaina.
Mirary soa antsika rehetra

Want your university to be the top-listed University in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Videos (show all)

Sary vitsivitsy "excursion 2022",satry foana hiaraka na tsisy naneno aza t@ty ndray nitoraka ty.

Telephone

Website

Address


Lot VS 21 51 CH Ambolokandrina
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30
Other Community Colleges in Antananarivo (show all)
IS-INFO Officiel IS-INFO Officiel
Ampasamadinika/Annexe Ambodimita
Antananarivo, 101

INSTITUT SUPERIEUR D'INFORMATIQUE

Cfpm D'Antananarivo Cfpm D'Antananarivo
Imerianafovoany
Antananarivo

CFPM est u centre de référence pour les formation en: langues; Informatique ; Musique et Art culinaire

ESSA mention SAE ESSA mention SAE
Ecole Supérieure Des Sciences Agronomique, Université Antananarivo
Antananarivo, 101

FORMATION POUR LE DEVELOPPEMENT FORMATION POUR LE DEVELOPPEMENT
20A Antanetibe Antehiroka
Antananarivo, 101

Education - Développement : Programme de Formation de Développement Global pour les Jeunes (PFDGJ). email : contact@ developpement-iserp.net - site web : www.iserp.net

IHECG IHECG
Ankadifotsy
Antananarivo, 101

Nous sommes une institut privée offrant des formations professionnelles portant sur plusieurs domaine

Institut de Leadership Chretien Institut de Leadership Chretien
Antananarivo

ILC (Institut de Leadership Chretien)

Présidence de l'Association Pédagogique des Etudiants en médecine Présidence de l'Association Pédagogique des Etudiants en médecine
AMBOHITSAINA Dit Ankatso
Antananarivo, 101

Page officielle de l'AEMHA(Association des Etudiants de Médecine Humaine d'Antananarivo) -Faculté de Médecine d'Antananarivo Pejy Ofisialin'ny AEMHA

Iestime Sagesse-Savoir faire = Succès Iestime Sagesse-Savoir faire = Succès
Lot : IVA 25 Antaninandro
Antananarivo, 101

L'IESTIME est crée afin de répondre aux vifs besoins du monde des affaires, aux exigences de l'Economie.

International English Program International English Program
Amboditsiry
Antananarivo, 101

Centre d’éducation anglophone ( outline and online)

PAP Madagascar: Télémédecine et Télé-éducation PAP Madagascar: Télémédecine et Télé-éducation
Antananarivo, ANTANANARIVO,101

Cette page offre toutes les informations sur les activites du projet dénommé « Réseau Pan-Africain de services en ligne » à Madagascar

A.S.A "Anglophone Students Association" University of Antananarivo A.S.A "Anglophone Students Association" University of Antananarivo
Ankatso
Antananarivo, 101

Higher education-based, this is a page designed for learning English as a major at the University.