Cabinet de SOINS Bethesda
Relation, Soins,Humanises
#๐ฒ๐๐บ๐ป๐ฌ
๐ฐ๐๐๐'๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ . ๐ป๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐.
๐ด๐ฐ๐ฒ๐ถ๐น๐ถ๐ต๐ป๐จ๐ต๐จ ๐ต๐ ๐ป๐บ๐ฐ๐น๐ ๐ด๐ท๐จ๐ต๐ฌ๐ต๐ป๐จ๐ต๐จ:
๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ #๐ฒ๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐'๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐. ๐ป๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ #๐ฒ๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐. ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐.
๐ญ๐จ๐ด๐ฉ๐จ๐น๐จ ๐ด๐จ๐ต๐ฌ๐ฏ๐ถ ๐ฒ๐๐บ๐ป๐ฌ
- ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐, ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
- ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐
- ๐ด๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐
- ๐ด๐๐๐
๐๐๐ ๐ร ๐๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐
- ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐
- ๐บ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐
๐ป๐บ๐จ๐น๐จ ๐ฏ๐ถ ๐ญ๐จ๐ต๐ป๐จ๐ป๐น๐จ
๐น๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐, ๐๐๐๐ #๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ #๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐
๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐๐๐๐'๐๐ 3 ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐. ๐ด๐๐๐ ๐๐๐๐๐ #๐ฌ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐
๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐.
๐ป๐จ๐๐ถ๐ด๐ถ๐ฒ๐จ !
๐ฐ๐๐๐๐ ๐๐ ๐ป๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ #๐ป๐๐๐๐๐๐๐ ?
- ๐ต๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ป๐๐๐๐๐๐๐:
๐จ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ป๐๐๐๐๐๐๐. ๐ฐ๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐.
- ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐:
๐ด๐๐๐๐๐, ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ , ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐๐
๐๐๐, ๐ป๐๐๐๐๐๐, ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐ด๐๐๐
๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ , ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐บ๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐,โฆ !
- ๐ญ๐๐๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐
๐๐๐๐
๐ฐ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐จ๐ต๐ถ๐ญ๐ฌ๐ณ๐จ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐ด๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐'๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐
๐ฝ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐ ๐
๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
๐ฝ๐๐๐ ๐๐๐
๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐
๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐
๐๐๐๐๐
๐น๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
- ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐:
๐ด๐๐๐๐๐๐๐ ๐ณ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐. ๐จ๐๐ ๐ณ๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐ถ๐
๐ ๐ด๐๐๐, ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐
๐๐๐
๐จ๐๐๐๐๐ ๐ถ๐
๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
๐ด๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐.
๐ป๐๐๐๐ ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐ !
๐ป๐๐๐๐ ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐ !
๐จ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐
๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐
๐บ๐๐๐๐๐: #๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐+
๐ป๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐๐
๐บIREO ZAVATRA TSARA HO FANTATA MAHAKASIKA NY FIVAVIANA
๐Ara-dalana raha misy tsiranoka mivoaka aminy;
mety ampiova ny fofony ny tsirainaina lahy;
๐Mahay manadio ny tenany izy, ka tsy azo atao ny misikosikotra azy rehefa misasa;
๐Tsy tokony asiana ranomanitra;
๐Raha mamofona izy dia tokony entina eny amin'ny tobim-pahasalamana;
๐Tsy tokony ampiasana savony
๐Tokony mamany rehefa avy miray ara-nofo;
๐Tokony hanao silipo coton foana;
๐ช๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ "๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ "
๐ฉ๐๐๐๐๐๐๐รฉ๐ !!!
๐ป๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
๐บ๐๐๐๐๐: ๐จ๐ด๐จ๐ซ๐ฐ๐จ ๐ด๐๐
๐๐๐๐๐๐๐
๐ฐ๐๐ ๐๐ ๐ฝ๐ ๐๐ ๐จ๐ต๐ฎ๐จ๐ซ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ @ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ! ๐ด๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐ !!
NATAO HANDRAHARAHA VE IANAO?
Manosika ny olona handraharaha hatrany aho eto amin'ity pejy ity. Ary efa naverimberiko teto fa amiko dia ny fandraharahana ihany no hany lalร na hialana maharitra amin'ny fahantrana. Resilahatra tanteraka amin'izany aho.
Tsy natao ho an'ny rehetra nefa ny fandraharahana. Na andao atao hoe tsy ny rehetra no vonona sy natao handraharaha.
Satria :
1๏ธโฃ MAHASAHY MANDRAY RISIKA ARY TSY MATAHOTRA NY HANAO IZANY.
Misy "risque" avo kokoa ny fandraharahana raha hoarina amin'ny asa tsotra. Isanandro ny mpandraharaha dia mila mandray fanapahan-kevitra. Io fanapahan-kevitra, na dรฉcision io nefa mety hitarika fahaverezam-bola, eny mety any amin'ny faillite mihintsy aza.
2๏ธโฃTSY MANISA LERA NY MPANDRAHARAHA
Raha atao hoe miditra amin'ny 8h maraina mirava amin'ny 5h hariva ohatra ny mpiasa amin'orinasa iray, ny mpandraharaha dia mila miasa betsaka noho izany. Indridra any ampiandohana, rehefa iny vao manomboka iny. Tsy manisa lera fiasana satria miankina amin'ny fikirizany ny firoboroboan'ny orinasany. Raha ilaina ny miari-tory manenjika commande dia tsy maintsy atao izany. Raha ilaina ny tsy matory hafa tsy 4h isaky ny alina, dia atao izany sns..
3๏ธโฃ MILA MIVONONA NY HANAO "INVESTISSEMENT", ary tsy matahotra ny hanao izany ny mpandraharaha. Investissement amin'ny tenany ( formation, stage, coaching), na investissement amin'ny projet-any.
Tsy tokony hataotra ny handany vola izany ny mpandraharaha. Ary tsy tokony hatahotra ny ho very vola. Rehefa miresaka amin'ireny mpandraharaha ireny mantsy dia matetika ny fahombiazany foana no hitantsika. Fa vitsy no milaza hoe nandany fotoana maro ary vola maro be vao tonga amin'ny misy azy izy. Hany ka mihevitra ny olona sasany fa mora kely ny mandraharaha.
4๏ธโฃ MANDRAY TANTERAKA NY ANDRAIKINY ny mpandraharaha.
Maro ny olona miankina amin'ny orinanasa tantaniny. Ao ny client, mpiara-miasa, ny fianakaviana sns.. Adidy sy andraikitra lehibe izany ka mila mivonona ara-tsaina amin'izany ny mpandraharaha. Raha tsy mahay mitantana izy, dia miantraika amin'ny client izany, ary miantraika amin'ireo mpiara-miasa izay mety ho very asa.
5๏ธโฃ MILA MANAIKY NY TSY FAHOMBIAZANA ny mpandraharaha.
Alohan'ny ahitany fahombiazana eo amin'ny sehetra izay handraharahany dia be dia be ny tsy fahombiazana nolalovany. Mety nanandrana "bizna" maro izay vao nahita fahombiazana, na nanapoaka bizna araky ny fiteny.
Ny zava-dehibe dia ny tsy milavo lefona.
6๏ธโฃ MIADY IRERY NY MPANDRAHARAHA
Ekena fa mety manohana ny fianakaviana saingy azo lazaina fa irery ihany ny mpandraharaha.
Tsy hisy olona hilaza azy hoe mifohaza, ataovy izao sy izao. Izy ary izy irery no mandray fanapahan-kevitra. Mila AUTO-DISCIPLINE ny mandraharaha.
Raha mbola miasa ho an'olona ianao ka tara lava, miandry ny patron-nao ho eo vao mody miasa, adinoy ny fandraharahana fa tsy natao ho anao.
Koa raha tsy vonona amin'ireo ianao, dia azo lazaina fa tsy mbola vonona ny handraharaha ianao izay. Miankina aminao ihany nefa ny finiavana hanova izany.
Vonona ve ianao?
โ๐พVITANAO NY MANOVA NY FIAINANAO โ๐พ
ARAHO NY PEJY.๐
AZA ADINO NY MI " S'abonner".
ZARAO FA METY MAHASOA NY NAMANAO๐
Ambanivolo d'origine
ANDAO HANDRAHARAHA
Iza taminintsika no tsy mbola nahare ny hoe mianatra tsara, dia mahazo asa (miasa ho ana patron) tsara rehefa lehibe, ka miaina tsara ?
Izany no heno raha vao manomboka mianatra.
Misy mahamarina azy izany. Mampisondrotra eo amin'ny fiainana tokoa ny fianarana.
Etsy andaniny nefa :
โก๏ธFiry firy ny tanora, tsy manana asa nefa be diplaoma?
โก๏ธFiry firy ireo tanora be diplaoma nefa manana asa tsy mifandray amin'ny fianarana nataony?
โก๏ธFiry firy ireo olona manao asa iray tsy voatery hoe tiany nefa tsy maintsy miasa ihany?
โก๏ธFiry firy ihany koa ireo zokiolona niasa 40 taona mahery, nefa kely "pension". Matetika tsy ampy hivelomana akory ny retraite keliny?
Tsy milaza aho akory hoe, ratsy ny mianatra, na hoe ratsy ny miasa ho an'olona.
Misy lafiny mahatsara azy avokoa ny zavatra rehetra. Fa raha fihariana maharitra no tadiavina, dia tsy ampy ireo.
Koa manentana anao aho hanana toetsaina MPANDRAHARAHA.
Na tanora mbola mianatra ianao, na efa miasa ho an'olona, na koa efa misotro ronono. Andao ANDRAHARAHA. Tsy mifidy taona ny fandraharahana.
Ny FANDRAHARAHANA ihany amiko no hany lalana, marina sy maharitra raha tena hiary tokoa.
Tsy moramora sanatria ny mandraharaha.
Afaka lasa mpandraharaha avokoa ny olona rehetra, fa tsy ny rehetra no ahita mahomby amin'ny fandraharahana.
Saingy tsy ho fantatrao hoe natao ho anao ve ny fandraharahana sa tsia raha tsy manandrana aloha ianao.
Resy lahatra aho fa raha tiantsika handroso ity firenena malalantsika ity, dia mila mitombo isa ny mpandraharaha.
Ny mpandraharaha dia :
๐ธ๏ธMAMOKATRA HARENA
๐ธ๏ธMAMORONA SY MANOME ASA
๐ธ๏ธMAMPIASA SY MAMPIODINA VOLA ka mampitombo ny arinkarena faobe.
Raha fehezina dia azo lazaina fa manampy be amin'ny fampandrosoana ny firenena ny MPANDRAHARAHA.
Koa raha izany aza, andao hatao ๐ฏ TANJONA ๐ฏ ny FANDRAHARAHANA.
Atomboka amin'ny kely araky ny efa noresahana teto izany.
Manome cours particulier ianao, miompy biby mba hamidy, manokatra fivarotana kely sns.. efa mandraharaha ianao izay.
Mitovy hevitra amiko ve ianao ?
Azonao atao anaty commentaire ny valiny.
โ๐พVITANAO NY MANOVA NY FIAINANAO 1โ๐พ
ARAHO NY PEJY.๐
AZA ADINO NY MI " S'abonner".
ZARAO FA METY MAHASOA NY NAMANAO๐
Tsy mahantra ianao, mety hoe tsy ampy vola fotsiny angamba....
Ny fahantrana sy ny fananan-karena dia tsy refy sy metatra ara-bola velively.
Na dia manana lova mitentina milliard aza ny olona iray dia tsy midika mihintsy hoe manan-karena izy, mety hoe manam-bola angamba, na mety manana fiara angamba...
Maro no niloka dia nahazo volabe tampoka tamin'ny kisendrasendra..
Maro no nahazo vola be tamin'ny tombola sy kilalao samihafa, nefa aiza ireny olona ireny ankehitriny?
Logique be hoe lany ilay vola satria tsy ny vola no mampanan-karena;
Ny vola dia mampanam-bola fa tsy mampanan-karena...
Inona no atao hoe fahantrana?
> Ny fahantrana dia tsy fahaizana mamory harena.
Inona no tena dikan'ny teny hoe fananan-karena?
> Ny fananan-karena dia fahaizana(facultรฉ, fonctionnalitรฉs) mamory sy mitantana harena.
Ny olona manana toe-tsaina mpanan-karena tompoko dia na dia zero aza androany dia tsy zero intsony rahampitso...
Mitodika aminao aho ry namako; possible be hoe tsy misy n'inona n'inona ao am-paosinao zao nefa manan-karena ianao.
Possible be koa hoe feno vola ao anaty kaontinao, fa tsy manan-karena ianao.
Ahoana no hahafantarana hoe manana "facultรฉ" manan-karena ny olona iray?
Ahoana no hananana ilay toe-tsaina mpamorona harena?
Vaovao ny taona, hanomboka asa sy fitadiavam-bola vaovao isika ... manomana fizarana momban'ny toe-tsaina sy ny famoriana harena ho anao aho amin'ity volana ity.
Aza miala lavitra ary e...
Mariho amin'ny "partage" hoe mba hanisanay hoe firy no liana amin'ilay lohahevitra :)
Averiko, tsy mahantra izany ianao, mety hoe tsy ampy vola sy fahalalana fotsiny aloha androany...
Tsara ity alarobia ity.
'Amour_d'une_Mรจre
Click here to claim your Sponsored Listing.
Videos (show all)
Category
Contact the practice
Telephone
Website
Address
Sambava Antaimby Ampitan'i Tandramena
Sambava
๐ฐMรDECINE NATURELLE RIRA & BIO PHARMA SAMBAVA๐ฐ โกFITSABOANA NATORALY AZO ANTOKA 100%๐ฟ๐ฟ๐ฟ
Antanifotsy 1
Sambava, 208
Soins de qualitรฉ et accueil convivial 24h/7jrs
Sambava Centre
Sambava, 208
Direction Rรฉgionale de la Santรฉ Publique ( DRSP) rรฉgion SAVA