Centre Médical Mahatsara Sambava

Soins de qualité et accueil convivial 24h/7jrs

Photos from Centre Médical Mahatsara Sambava's post 11/05/2024

🟢 Te hanao contrôle( Analyse) de routine fotsiny‼️
🟡 Hanao Bilan precis hijerena aretina‼️
🔵 Manaraka akaiky ny fivoarany traitement (suivi Diabète, Goute, Cholestérol... ohatra)
🟤Vevavy bevoka avy nanao CPN ka hanao Analyse‼️
🟠Misy Zavatra tsy azoazo fotsiny ka misy fanontaniana‼️

Ny LABO ato aminy Centre médical Mahatsara CMM Sambava dia misokatra du lundi au dimanche ho any fahasalamantsika ☺️

🧪 Résultats rapide et fiable pour un meilleur diagnostic et un meilleur prise en charge 🧑‍🔬

🧪🔬
🇲🇬🇲🇬🇲🇬

07/05/2024

Ny atao hoe CONSTIPÉ dia:
1- Mandeha WC latsaka ny in-3/herinandro
2- Sahirana sady marary rehefa mamoaka ny c**a

07/05/2024

🙎: Mba te hanao groupage sanguin izaho sy ny zanako radoko fa izaho sy ny mamany mazava oditra nefa ilay zaza otrany chocolat au lait 🤔

🧑‍🔬: TSY TEST DE PARENTALITÉ NY GROUPAGE SANGUIN TOMPOKO ‼️
Fa TEST ADN hiany no TEST sûre natokana ho any izany.

🙎: Dia ahona zany radoko?

🧑‍🔬: Omeo ronono isany maraina Ilay fa aza hasina chocolat 🍫 intsony ( vazivazy 😂)

N.B: Test ADN no atao hoe Test de parentalité Tompoko ☺️

🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Photos from Centre Médical Mahatsara Sambava's post 06/05/2024

🌈 Les 7 couleurs de l'arc-en-ciel sont : Rouge-Orange-Jaune-Vert-Bleu-Indigo-Violet

📷 Maha Tsara

🇲🇬🇲🇬🇲🇬

05/05/2024

🦷Mampatanjaka sy manalavitra ny areti-nify
▪️Fromage🧀
▪️Yaourt sans sucre (idéal), Ronono🥛
▪️Pomme🍏
▪️Legume vert à feuille🥦🌿
▪️Carotte🥕
▪️Voka-dranomasina crevettes 🦐, huitres 🦪

🦷Antony:
▪️Riche en Calcium,
▪️Pauvre en sucre
▪️Riche en vitamines A,C,D,E sy minéraux (Fer, zinc, cuivre...)

P.S: mibrosoa nify 🪥 ☺️


🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Photos from Centre Médical Mahatsara Sambava's post 03/05/2024

🔻 Bazar magnenga-zipo ambodisatrana Sambava 😢

02/05/2024

🟢 Merci du conseil Inona vaovao Dokotera 🥕😂

26/04/2024

🟢 Ity sary ity dia nalaina tamin'ny 1946, Ken Shimizu io lehilahy io, 35 taona ary manan-janaka 2 izy. Tsy nihazakazaka Ary tsy manao musculation mihitsy i Shimizu ary matory tara fona izy. Mihinana izay tiany ary misotro labiera aza fa tsy rano.
Inona no ataon'i Shimizu mba hanana vatana toy izao 🤔❓
Tsy manana teknika manokana i Shimizu.
Shimizu ilay olona mipetraka eo amin'ny zoro ambany havia amin'ny sary 😅 ... Raha ny momba ilay lehilahy mijoro eo afovoany dia tsy fantatro hoe iza izy...

Bon vendredi jolie aby @à la une
🇲🇬🇲🇬🇲🇬

23/04/2024

🇲🇬 : Mandeha Rà ankorona 👃
🇫🇷 terme médical: ÉPISTAXIS 👃

21/04/2024

✅ ASAN'NY VOA / REINS

▪️Mandio ny Rà (Filtre)
▪️Mamorona P**i mba hafahany vatana mamoaka ny loto
▪️Équilibre ny rano sy minéraux anaty vatana
▪️Mamorona hormones

🇲🇬🇲🇬🇲🇬

21/04/2024

🧪 CRÉATININEMIE -TEST

➡️ Examen de référence pour le dépistage et le suivi d'une INSUFFISANCE RÉNALE.

🔻 Famantarana:
Matetika sarotra fantarina satria tsy manaintaina ny voa, sady tsy misy signes aminy voloahany.
Fa kosa rehefa mihitatra be ndray ny aretina dia mety ho:
▪️Reraka be ny vatana
▪️Tsy mazoto misakafo
▪️Mipipi matetika aminy alina
▪️Miakatra Tosidrà, mivontony tongotra
▪️Sarotra azo tory
▪️Misy fihenana ny vatana
▪️Mangidihidy be


🇲🇬🇲🇬🇲🇬

19/04/2024

🔴 𝗧𝘀𝘆 𝗧𝗢𝗔𝗞𝗔 𝗶𝗻𝘁𝘀𝗼𝗻𝘆 𝗳𝗮 𝗲𝗳𝗮 𝗥𝗢𝗡𝗚𝗢𝗡𝗬 ⚠️⚠️⚠️

Source: Page Inona vaovao Dokotera 🥕😂

Photos from Centre Médical Mahatsara Sambava's post 19/04/2024

✅ TANTELY ou MIEL

🐝Mandamina siramamy ao amin'ny RÀ
🐝Manarina ny torimaso
🐝Fitsaboana ny fitohanana (Constipation)
🐝Manatsara ny fiasan'ny atidoha 🧠
🐝Manasitrana ratra, may ary fery
🐝Manatsara hoditra
🐝Manampy amin'ny cycle menstruel
🐝Manamafy ny hery fiarovana


🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Photos from Centre Médical Mahatsara Sambava's post 19/04/2024

📍"BUD BAR", "COFEE SHOP", "EMPIRE CANNABIS CLUB" no fiantsoana ny toerana fifohana sy mpivarotra RONGONY ara-dalàna sy médicinal any ivelany tahaka any Pays-bas 🇳🇱, Espagne🇪🇦, Portugal🇵🇹, Italie 🇮🇹, USA🇺🇸 , Jamaïque 🇯🇲, Inde 🇮🇳, Corée du Nord🇰🇵

17/04/2024

🩺 Tandremo fa mety hampiakatra TOSIDRÀ ny fijerevana baolina ariva aminy 22 ora 🔥🔥🔥
📍P.S: Fampitandremana manokana ho any mpanao bet261 😅
En tout cas bon match jiaby 😎

🇲🇬🇲🇬🇲🇬

15/04/2024

🩺 Ny olona Salama tsara dia Mangetotra in-14 isan'andro eo ho eo 😅

Photos from Centre Médical Mahatsara Sambava's post 23/03/2024

"Toy ny voronkely miala amin'ny akaniny ka mirenireny, dia toy izany ny olona izay mirenireny miala amin'ny fonenany." Oha.27.8

Photos from Centre Médical Mahatsara Sambava's post 21/03/2024

🌿🌿 ANANAMBO na ANAMORONGO dit MORINGA 🌿🌿 (afaka atao rômazava tsotra na asina fangarony toy ny trondro🐟, crevette🦐, hena 🥩, sns ... 🤤🤤)
🩸COMPOSANTS:
- riches en vitamines A, C, E et B
- forte teneur en calcium et en potassium ainsi qu’en magnésium, manganèse, sélénium, fer.
- contenant également des bons acides gras et les 8 acides aminés dits essentiels
🩸VERTUS:
- source d'énergie
- propriétés antitumorales, anti-inflammatoires et antibactériennes
- propriétés neuroprotectrices visant à améliorer le fonctionnement du cerveau


🇲🇬🇲🇬🇲🇬

19/03/2024

☑ Ny rythme cardiaque normal dia eo anelanelan'ny 60 - 90 fidoboka isaka minitra ho any olondehibe iray miala sasatra ‼

Photos from Centre Médical Mahatsara Sambava's post 19/03/2024

⚠️ "COEUR tena izy " Vs "COEUR ilay ao antsaintsika " 😅

🇲🇬🇲🇬🇲🇬

17/03/2024

⚫⚪ TSY AMPY CALCIUM ⁉️

➡️Famantarana:
🔹️Misy Crampe aminy hozatra rehetra
️🔹️Misy crampe ny rantsa-tanana
🔹️Mihetsiketsika tsy antsitrapo ny hozatra volomaso,tarehy
🔹️Volivoly ny tongotra, molotra
🔹️Misy fotsifotsy, vakivaky sy mora tapaka ny hoho
🔹️Mampifanintona
🔹Misy fihantrekany aminy saina toy ny fahakiviana, hakamoana, rera-dava

➡️P.S: Afaka jerena aminy alalany ny tena tsy fampiany anaty rà mba hafantarana tsara ny fitahàna tokony ho atao 😊

Ao aminy commentaire ny sary fanehoana


🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Photos from Centre Médical Mahatsara Sambava's post 15/03/2024

⚫⚪ Mandeha hatrany ny ANALYSE de LABORATOIRE ato aminy Centre médical Mahatsara CMM Sambava pour un meilleur diagnostic et un meilleur prise en charge.

🇲🇬🇲🇬🇲🇬

15/03/2024

✅AROVY NY TENANAO, AROVY KOA NY HAFA



🇲🇬🇲🇬🇲🇬

14/03/2024

⚫⚪ Ny SYPHILIS na TETY dia aretina azo avy amin'ny firaisana ara-nofo (IST) vokatry ny batterie Treponema pallidum.

🔸️Famantarana:

▪️mamaivay ny ganglion ao aminy andilana na ny vozona
▪️fery mafy, boribory, tsy maharary (chancre) any aminy molotra, tenda, taovampananahana, aminy maha vehivavy
▪️Tazo
▪️Marary andoha
▪️afaka tsikelikely ny volo
▪️Fery fotsifotsy (condylomes plats)
▪️Éruption cutanée any aminy felantanana sy faladia



P.S: Sary ao anaty commentaire

11/03/2024

Ny groupe sanguin tena tsy fahita firy dia AB-, ary ny tena maro kosa dia ny O +

10/03/2024

⚫⚪ GOUTTE (et aussi quelques fois Lithiase Urinaire) : izany ny aretina ho diagnostiquena avy aminy alalany Uricemie-Test ou Acide urique Test.

P.S: Raha toa ka mafana, mena, mivonto ary tena maharary ny ankihiben-tongony na koa tonon-taolana hafa toy ny rantsantanana, kiho, lohalika na kitrokely dia afaka manàtona ato aminy Centre médical Mahatsara CMM Sambava atsika fans mba hanaovana ilay Test satria 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

07/03/2024

🤔 Fanontaniana matetika apetrak'olona : "Ino no tena nilavana fianarana anatomie ny VALALA ity 🦗❓"

➡️ Perso : Mba mampitombo connaissances générales ny ankizy 😊

(Nianatra appareil digestif ny akoho🐓, omby🐂, anatomoe ny trondro 🐟 aby taminy kilasy madinika, ka tsy hitako ny maharatsy nianatra azy ireny 😊)

Photos from Centre Médical Mahatsara Sambava's post 06/03/2024

⚫⚪ Juan Pedro Franco, mexicain 32 taona ary nilanja 595 kilos no voatendry ho «l’homme le plus gros du monde» taminy 2017 hoy ny Guinness des records.

Want your practice to be the top-listed Clinic in Sambava?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antanifotsy 1
Sambava
208

Other Medical & Health in Sambava (show all)
Centre Medical Mahasoa Centre Medical Mahasoa
Soavinandriana
Sambava, 208

Cabinet de SOINS Bethesda Cabinet de SOINS Bethesda
Sambava

Relation, Soins,Humanises

Bio Pharma Sambava Bio Pharma Sambava
Sambava Centre Route Vers Antalaha
Sambava, 208

Bio pharma Sambava Bio pharma Sambava
Sambava Antaimby Ampitan'i Tandramena
Sambava

🔰MÉDECINE NATURELLE RIRA & BIO PHARMA SAMBAVA🔰 ➡FITSABOANA NATORALY AZO ANTOKA 100%🌿🌿🌿

DRSP SAVA DRSP SAVA
Sambava Centre
Sambava, 208

Direction Régionale de la Santé Publique ( DRSP) région SAVA