Valérie Ramahatafandry Videos

Videos by Valérie Ramahatafandry. Modèle photo 📸 Manoro/mizara pose fangalana sary ✨ Mizara fikarakana volo 🥀 Tsikitsiky tsy adino 🤍

Trend tiktok 😅
Vidéo-ako voalohany miteny frantsay eto😂

Je suis modèle photo et bien évidemment que… mbola misy be dia be fa izay ihany aloha no voateny😂

Other Valérie Ramahatafandry videos

Trend tiktok 😅 Vidéo-ako voalohany miteny frantsay eto😂 Je suis modèle photo et bien évidemment que… mbola misy be dia be fa izay ihany aloha no voateny😂

5 idées de pose ✨ Matetika tsy hay intsony hoe apetraka aiza ny tanana rehefa maka sary e?☺️ ireto misy sary anaky 5 mora averina tsara 🤗 #photoideas #Malagasy #poseideas #phonephotography

Soin des lèvres 👄 Anaty description foana ihany ny détails rehetra 🤍 Étape 1: gommage (2 à 3 fois par semaine) -1 sotro siramamy -1 sotro tantely -Vaseline kely -1 sotro citron Étape 2: hydratation Baume à lèvre na vaseline ✨ Raha maina sy vakivaky be ny molotra dia hosorana vaseline alohan’ny matory dia entina matory (afaka atao isakalina) ✨ Manome hydratation ny molotra ✨ Manazava tsikelikely ny molotra ohatran’ny mainty na matroka be ireny

Idée de poses photos ☺️ Araho nge fa tsotra kely e🤍 #photoideas #poseideas #phonephotography

Soin des mains 🤗 Anaty description ny details rehetra☺️ Etape 1: Nettoyage 🧼 -Rano mafana na matimaty -Savony (izay savony fampiasantsika mety daholo) Etape 2: Gommage ( 1 fois par semaine ) -1 sotro tantely -1 sotro siramamy -1 sotro citron Etape 3: hydratation Crème hydratante (mety daholo izay fampiasantsika) Na vaseline Raha manana tanana vakivaky na maina be (atao isakariva alohan’ny atory) -huile de coco 🥥 -Vaseline -Gant plastique -Gant tsotra #beautyroutine #handcare

Cherry lips 🥀 Adinoko ni-tailler ilay crayon 😂😌

Encore merci Antso 🙏Dia merci daholo ny mpanaraka rehetra ❤️ Tsy niakatra plateau aloha zah anh😂 be dia be manko nareo no nieritreritra an’izay fa non tsy izay ilay concept ☺️ Ity ilay vidéo ho an’izay tsy nahita tamin’ny télé ☺️ Raha mba tsapanareo manko fa tena tsy nahazo aina mihitsy ah nahita ahy tamin’ny télé teo anh😂😂 Fa merci sodapop dia voaray daholo ny hafatra rehetra😍 Dia ny vidéo tuto miandry kely indray fa somary tsy dia salama izaho dia tsy dia afaka nanao vidéo fa ho avy ❤️ Dia bisous be daholo dia merci fa kay isika efa ho 11000 manaraka eto amin’ny pejy😍🥺 Izay vao nety vita ilay téléchargement Bonne nuit🥀

Soin des ongles 🍂 Vakio ny description sy premier commentaire fa ataoko ao foana ny détails rehetra o😁 Zavatra ilaina : ✨ 3 à 4 gousses d’ail ✨ huile d’olive ou huile ricin ✨ 1/2 citron ✨ Vitamine E ( tsy voatery asiana) Ny tombontsoa azo : 🥀 Manamafy 🥀 Manalava 🥀 Manafotsy ny hoho lasa mavo 👉Tsy mitsabo ny hoho fa manamafy sy manampy amin’ny fitombony 👈 🌻Afaka tehirizina mandrapalany azy 🌻Afaka atao isanandro 🌻Afaka tsy asiana Vitamine E 🌻Eny amin’ny pharmacie no misy ilay vitamineE 🌻 Tsy mety raha menaka hafa ankoatran’ny ricin sy olive 🌻Kobanina amin’ny rano matimaty na mangatsika Tsy nianatra momban’ny fikarakarana tarehy sy volo ary hoho aho fa mizara fotsiny ny zavatra haiko sy ny efa nandramako ☺️ Fa tsy voatery izay mety amiko dia mety amin’ny rehetra ary izay mety amin’ny hafa dia tsy voatery mety amin’ny rehetra ihany koa🤗 #NailCare #beautyroutine #astucebeaute

Pose photo ambon’ny seza indray o🪑 Nanao ahoana ny alatsinainy nareo? Nahafinaritra ve?😁 #poseideas #phonephotography #modelphotography

Idée de pose photo ✨ Ela be ilay janvier any aminareo sa vetivety ?😂🥱 Bon week-end🥀 #photography #phonephotography #poseideas #photoideas

Retouche photo 🤍PicsArt foana ihany ilay application Tsy haiko fa lamaodin’ireo ankizy amin’izao ity manao flouflou sary sy tarehy ity dia ity misy tuto iray hafa indray🤗🤣 Fa ilay tononkira amin’ity hira nampiasaiko ity koa aloha ho an’izay mahay anglais 🥱 #picsart #picsartedit #retouchephoto #Malagasy

Ity vidéo ity no vidéo-ko voalohany tany amin’instagram nizara fomba fangalana sary🤍 Dia nisy lehilahy izay (tsy gasy sady tsy abonné tamiko akoriny😂) nilaza hoe « tu en fais un peu trop je trouve , ce qui te donne un coté trop superficiel et ridicule » nataoko j’adore moa ny commentaire satria samy manana ny heviny ny tsirairay fa tsy midika izany na marina na diso ny zavatra lazainy🤗 Notohizako foana ihany ny fizarana fomba fangalana sary ary nampitombo be ny mpanaraka ahy any amin’instagram izany✨ Ary ny pose nozaraiko tao arinan’io vidéo io no tena pose « un peu trop » kokoa😂 Et vous ? Vous me trouvez superficielle et ridicule ve?😂 #phography #Malagasy #modelphotography #poseideas #photoideas #tips #tutorial

Retouche photo avec l’application PicsArt ✨ #retouchephoto #picsart #picsartedits

Masque de riz pour les cheveux 🌾 Afaka tonga dia eny amin’ny 1:13 no manomboka mijery raha efa nanaraka ilay vidéo omaly fa mitovy ihany fanamboarana azy ☺️ Ato anaty description ny details rehetra, merci🤗 Zavatra ilaina: 🍚 Vary 💧Rano Izay fatra mety aminao na 1 sotro na 2 sotro ary mety rehefa ampy anao izay☺️ Ny tombontsoa azo avy aminy : - Manome hydratation ny volo - Mampalefaka volo - Mitsabo ny volo maina sy simba - Manamafy ny volo simba sy lasa nanify - Mampangirana volo - Mampiena ny fihitsanam-bolo - Manampy amin’ny fanirin’ny volo 🌺Mety foana na vary mena na vary fotsy 🌺Ampiasaina alohan’ny anasa loha sy volo 🌺Fofona vary mazava ho azy no heno 🌺Mety amin’ny karazam-bolo rehetra 🌺Afaka tehirizina 2 semaines amin’ny toerana mangatsika na anaty frigo 🌺Tsy voatery 1 verra no hampiasaina fa mety na 1 sotro na 2 sotro na 3 sotro izay fatra ampy antsika tsirairay 🌺 Raha tsy misy mixeur dia potserina sy potehina amin’ny sotro na fourchette mba tsy hisy mivaingambainga Misaotra antsika rehetra manaraka😘 #haircare #astucebeaute

Eau de riz et masque de riz pour la peau 🌾 Ato anaty description ny details rehetra o, merci 🤗 Raha peau sensible mitovy amiko dia aleo manandrana 1 na 2 sotro foana aloha dia raha tsy misy réaction toy ny bouton na moni na lasa menamena dia afaka manohy fa raha misy an’ireo dia aleo tonga dia ajanona☺️ Zavatra ilaina: -Rano -Vary Izay fatra mety aminao na 1 sotro na 2 sotro ary mety rehefa ampy anao izay☺️ 🌺 Anti-ride 🌺 Rajeunit la peau 🌺 Donne de l’éclat à la peau 🌺 Resserre les pores 🌺 Rend la peau lisse et soyeuse 🌺 Aide à éclaircir les tâches d’acné et tâches brunes 🍃mety foana na vary mena na vary fotsy 🍃Afaka tehirizina ny eau de riz mandritra ny 1 semaine ny masque kosa 2 semaines, Atao anaty frigo na amin’ny toerana mangatsitsika 🍃 mety amin’ny type de peau rehetra 🍃 Atao isanandro 🍃 mety foana na amin’ny hariva na amin’ny maraina 🍃 hajanona amin’ny tarehy 15 minutes fara fahakeliny avy eo sasana amin’ny rano 🍃 raha tsy misy mixeur dia ezahina potserina sy potehina amin’ny sotro na fourchette mba tsy hisy mivaingambainga intsony 🍃 atao masaka malemy be ilay vary 🍃 Afaka manandrana 1 na 2 sotro dia rehefa tsy manao réaction ohatra hoe mony na bouton na rougeur dia afaka manohy Rahampitso alefako fanaovako azy amin’ny volo☺️ #skincaretips #skincare #astuces #astucebeaute

Idée de photo toujours facile à réaliser 📸 Indraindray izaho mi-tourner vidéo dia adinoko ny fisiany😂 Ity izao efa elaela fa androany vao tadidiko 🥱 #phonephotography #Malagasy #photoideas

Avy indray izaho sy ity filtre tiktok ity🤭 Vakio foana ihany aloha ny description 🥱 haiko fa kamo be ianareo😆 STAR BOOTH ny anaran'ilay filtre amin'ny tiktok ho an'izay te hanandrana ☺ dia teneno anahy hoe mahavita ve ianareo? hihi 🤗 Oui nasiko 🤍 mihitsy eo satria isika olombelona indraindray hafahafa fomba fisainana sy fomba fandraisana zavatra izay ihany 😅 Nisy fotoana aho namoaka sary ohatran’io pose io dia nisy commentaire ambehivavy iray izay mivoana amin’ny zavatra tiako ampita ☺️ Ataoko mahitsy be foana fa izaho ohatrany izay tsy ampidera vatana mihitsy no tanjoko amin’ny sariko fa ao anatin’ny resaka sary sy posing foana ☺️ Raha izay manko ny tanjoko efa namoaka sary hita daholo ny vatako miaraka maillot de bain sy ny sisa aho teto fa tsy mbola nisy izany ary tsy hisy mandrakizay 😉 Ka raha izay no handrasanao dia afaka manohy ny lalanao ianao fa tsy hahita anahy andefa izany mihitsy 😁 Izay fa bisous🥀 Be menomeno koa izaho tamin’ity herinandro ity ka🤣

Retouche photo with Snapseed 🥀 Sary flou flou 🫥 Tsy haiko hoe mba tsara ve izao fa dia malaza be manao story ohatran'izao amin'ireo ankizy ankehitriny any amin'ny instagram any🥴 #phonephotography #retouchephoto #snapseed #snapseededit

Tuto retouche photo 🌺 Toujours avec picsart ☺ #picsartedit #photoediting #photoedit #tutorial #phonephotography #picsart #retouchephoto

Sary mora kely afaka atao ho an'ireo izay mivarotra bijoux 🫶 #PhonePhotography #backstage #backdrop #backdropideas