Light of Nations Institute, Johannesburg Videos

Videos by Light of Nations Institute in Johannesburg. Teaching, Training, Equiping men and women of every nations for Christian leadership and service that demonstrate the supernatural power of God

Misorata anarana amin'ny LONU eto Toliara! fa hanampy anao amin'nytraikefa izay anananao momba ny fitarihana sy ny fitantanana ny asan'Andriamanitra izany

Other Light of Nations Institute videos

Misorata anarana amin'ny LONU eto Toliara! fa hanampy anao amin'nytraikefa izay anananao momba ny fitarihana sy ny fitantanana ny asan'Andriamanitra izany

Faly izahay manambara fa manolotra fandaharana vaovao amin'ny fanofanana fitarihana sornatoraly izao ny LONU. Ity programa ity dia hanome anao ireo fitaovana ilainao hitarihana ny ekipanao amin'ny ho avy, ary koa ny fotopampianaran'ny Baiboly tokony ho fantatrao mba hahatongavana ho mpitarika izay tena mety hisy fiantraikany eo amin'ny fikambananao sy ny manodidina anao. Azonao atao ny mianatra ny fandaharam-pianaranay amin'ny Internet na ao amin'ny fiangonana Tabernakely etsy Anosizato ANTANANARIVO. Ao amin'ny LONU, mino izahay fa ny mpianatra tsirairay dia tokony hanana fahafahana miditra amin'ny fanabeazana manan-danja sy mahasoa ho an'izao tontolo izao ankehitriny. Namorona fandaharan’asa maromaro izahay izay manampy ireo mpianatra hivoatra ho mpitarika izay afaka mampihatra amin’ny fomba mahomby ireo fotopoto-pitsipika ara-baiboly eo amin’ny fiainany andavanandro, anisan’izany ny diplaomanay sy ny taratasy fanamarinanay momba ny Fianarana Baiboly. Ity ny rohy ahafahanao misoratra anarana https://docs.google.com/.../1mqDeFAYlM2N7H8V7UbCKubg.../edit Ho an'ny mpianatra ivelan'ny Madagasikara https://docs.google.com/.../1gaqKDPV0.../edit We're excited to announce that LONU is now offering a new program in supernatural leadership training. This program will give you the tools you need to lead your team into the future, as well as the biblical doctrine you need to know to become a leader who can truly make an impact on your organization and those around you. You can study our programs online or at Tabernakely church in Anosizato ANTANANARIVO. At LONU, we believe that every student should have access to education that is relevant and helpful for today's world. We have developed a number of programs that help students develop into leaders who can effectively apply biblical principles in their everyday lives, including our diploma and our certificate in Biblical Studies. Here is the link for you can register https://docs.google.com/.../1mqDeFAYlM2N7H8V7UbCKubg

LONI LOHATAONA 2021
Efa misokatra ny fisoratana anarana amin'ny LONI, izay manomboka amin' izao Alatsinainy 30 aogositra izao. Tongava ary raiso ny fampianarana mba hanananao fifandraisana akaiky amin'Andriamanitra ! Misaotra tompoko. The registration for LONI is already open, this training will start on Monday, August 30th. Follow and receive all the teaching to have a close relationship with God. Thank you.

TESTIMONY BY A LONI STUDENT WINTER SEASON;

DIVINE RESET

the school of prophecy-ny sekolin'ny faminaniana
the school of prophecy-ny sekolin'ny faminaniana

LONI 2020 Open Day Session 2 & 3

LONI 2020 Day 1

NIGHT OF GLORY TONIGHT AT 21:30 SOUTH AFRICA TIME (GMT +2)