M STYLE Madagasacar

Sports Wear

Photos from M STYLE Madagasacar's post 21/02/2024

[M.STYLE]

✓Mankasitraka ny ELITE football club nametraka ny fahatokisana taminay
✓Miezaka hatrany izahay manome ny fahafaham-po sy ny tsara indrindra hatrany ho anareo mpanjifa
✓Ho anareo izay manana faniriana hiara-hiasa aminay koa dia aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso ny laharan-taroby 0341424641

Photos from M STYLE Madagasacar's post 22/01/2024

[M.STYLE MDG]

✅Raha tany amin'ny TARANJA BAOLINA KITRA no NAHALALANA ny M.STYLE hatramin'izay dia efa misokatra amin'ny TARANJA hafa izy ankehitriny
✅Teto dia tany amin'ny TARANJA BADMINTON no nahitana ny Marika M.STYLE nandritra ny FIADIANA TOMPONDAKA'NY MADAGASCAR BADMINTON
✅ Ny KLIOBA AS SAINT MICHEL ITAOSY sy ny SPORTING CLUB D'ITAOSY no nisafidy sy nanome fahatokisana ho anay teto 🙏🙏🙏
✅Mankasitraka hatrany antsika manome fahatokisana aminay, ary hoantsika vonona hiara-hiasa aminay dia aza misalasala miditra MP na miantso ny laharana eto amin'ny PEJY fa vonona hanome ny tsara hatrany izahay


💪💪

16/01/2024

M STYLE 🤝🏻🤝🏻 ELITE football club
”MIARA-MANDROSO, MIARAKA MANATRATRA NY TANJONA”

☑️ Partner relationship ELITE FUTSAL🤝🚀
CUA - Commune Urbaine d'Antananarivo
Futsal Replay
DS Star Loharano
M STYLE Madagasacar
AUTHENTECH

Photos from DATO Football Club Farafangana 309's post 13/01/2024

M STYLE 🤝🏻🤝🏻 DATO FC
"MIARA-MANDROSO"
KLIOBA faha 2 ao amin'ny PFL " PURE PLAY FOOTBALL LEAGUE" miara-miasa amin'ny M STYLE MADAGASCARDATO Football Club Farafangana 309 309
Toy ny KLIOBA any ivelany dia manasa antsika izy ireo HANJIFA NY FANAMIANA mandritra ity TAOM-PILALAOVANA 2023-2024 ity ho FAMPANDROSOANA sy FANAMPIANA ireo MPILALAO

Photos from Zanakala FC HM's post 12/01/2024

Manana anjara toerana lehibe amin'ny FAMPANDROSOANA ny KLIOBA ny MPANOHANA
Anisan'izany ny FANJIFANA ny FANAMIANA sy ny fahatongavana MANOHANA eny ANKIANJA toy ireo KLIOBA any IVELANY
Mankasitraka sahady ny MPANOHANA ny ZANAKALA FC, tsy irery marina izy ireo fa manana tena MPANOHANA
🚩Izahay atao @ M STYLE Madagasacar koa dia afaka manampy anareo KLIOBA amin'ny FAMOKARANA FANAMIANA mifanaraka amin'izay TADIAVINAREO
💛💚
💚🤍❤

Photos from Zanakala FC HM's post 11/01/2024

M STYLE 🤝🏻🤝🏻 Zanakala FC HM
"MIARA-MANDROSO"

Photos from M STYLE Madagasacar's post 29/12/2023

[PARTENARIAT]

➡️ Anisan'ireo MPIARA-MIASA amin'ny H+. Football mandritra ny TOURNOI 5em ANNIVERSAIRE izay karakarain'izy ireo ny ORINASA M. STYLE
🚩 Anisan'ny zavatra HIMASOANAY ny FAMPIROBOROBOANA NY SPORT ary indrindra ny SPORT hoan'ny TANORA toy izao
➡️ Ary vonona hatrany izahay HIARA-HIASA aminareo izay maniry HIARA-HIASA aminay
🚩 M. STYLE MANDROSO HATRANY ary MIARA-MANDROSO ISIKA

+

21/11/2023

NDAO ARY HILALAO KELY ISIKA E

🚩 Ity lalao ity dia azahoana MAILLOT PERSONNALISE avy aty @ M. STYLE

➡️ Iza no EKIPA VOALOHANY HISALOTRA ny FANAMIANA vokarin'ny M. STYLE ao amin'ny ORANGE PRO LEAGUE mandritran'ny TAOM-PILALAOVANA 2023-2024 ho avy izao (sopapa kely:ekipa avy any amin'ny tapany atsimon'i MADAGASIKARA)
➡️PARTAGEO ity PUBLICATION ity ary asao ny NAMANA hi JAIME ny PAGE sy ny COMMENTAIRE
➡️ Soraty ao amin'ny COMMENTAIRE ny valiny, ka izay be REACTION indrindra no mahazo ilay MAILLOT hatolotray
➡️ Ny LALAO dia mifarana ny ZOMA 1 DESAMBRA 2023

➡️NDAO ARY E

Photos from M STYLE Madagasacar's post 07/11/2023

♦️ Ianareo koa nga efa tany???maro no efa tany ary nahazo tsirony 😂😂😂
♦️Raha mbola tsy nahazo ary dia tongava m MP na miantso ny laharana 0341424641 raha anao COMMANDE maillot, na tenue de parade, na survettement, sns...
➡️ M. STYLE vonona hanome ny tsara indrindra hatrany ho anareo

M. STYLE MANDROSO HATRANY 💪 💪

Photos from M STYLE Madagasacar's post 28/10/2023

Ankaotran'ireo CLUB zokiny dia anisan'ny mahafinaritra anay ihany koa ny MAMPIAKANJO ireo KATITA KELY anaty ECOLE DE FOOT, jejojejo éry izy ireo misalotra ny FANAMIANA vokarin'ny M. STYLE ❤️
Mankasitraka ireo ECOLE DE FOOT efa miara-miasa aminay
Mbola vonona ihany koa hiara-hiasa aminareo manam-panirina ny amin'izany

M. STYLE MANDROSO HATRANY 💪

Photos from M STYLE Madagasacar's post 16/10/2023

Mankasitraka feno ny Fc SGM na SIPA GASY M'FOOT any ALLEMAGNE 🇩🇪, nametraka ny fitokisana taminay 🙏🙏🙏
Ho antsika namana any ivelan'ny MADAGASCAR dia vonona foana izahay hanome ny fahafahampo ho anareo, indrindra isika eto antoerana aza misalasala manantona anay, fa vonona hanome ny tsara indrindra hatrany izahay

MANDROSO HATRANY

Photos from M STYLE Madagasacar's post 12/10/2023

[M. STYLE]

➡️ Mankasitraka anareo Mpanjifa hatrany mametraka ny FITOKISANA ny , tsy mitsahatra mitombo ianareo, na ianareo any ivelan'ny Madagascar, na ianareo eto TANA, indrindra ianareo any amin'ny FARITANY, mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏
➡️Mbola vonona hatrany hanome ny TSARA INDRINDRA ho anareo izahay
➡️Ho anareo maniry ny hiara hiasa aminay koa dia vonona izahay hanome ny tsara indrindra sy hanatanteraka ny safidinareo

🚩 M. STYLE MANDROSO HATRANY

Photos from JET Bongolava's post 01/03/2023

Mankasitraka ny JET Bongolava nametraka ny fitokisana taminay, ary nisafidy ny vokatra avy ato @ M. Style

Vonona hatrany izahay hanome ny tsara indrindra ho anareo izay maniry hisalotra ny fanamiana vita malagasy

Photos from H+. Football's post 26/02/2023

Nisafidy ny hisalotra ny fanamiana vokarin'ny M. Style ihany koa ny Ecole de foot H+. Football mankasitraka anareo nisafidy sy nametraka ny fahatokisana taminay 🙏🙏🙏

Vonona hatrany hanome ny tsara indrindra izahay ato amin'ny M. Style

Mankasitraka Tompoko 🙏🙏🙏

+

Photos from Tsaraofana's post 13/01/2023

Misaotra ny Tsaraofana FIANARANTSOA nisafidy ny vita malagasy

Vonona hatrany hanome ny tsara indrindra izahay ato amin'ny M. Style

Mankasitraka Tompoko 🙏🙏🙏

Photos from M STYLE Madagasacar's post 23/12/2022

As Jet Mada-Espoir misalotra ny fanamiana vokarin'ny Orinasa M. Style Madagascar

Want your business to be the top-listed Clothing Store in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Other Clothing Companies in Antananarivo (show all)
DavR DavR
Ab 431 Ampitatafika
Antananarivo, 101

Boutique de Sneakers

MalagaStyle MalagaStyle
Fiadanana Soanierana
Antananarivo, TANA101

MalagaStyle c'est le créateur de mode. En regroupant des équipes professionelles à ce domaine

FiTex FiTex
Antananarivo, 101

fournisseur t-shirt de qualité à Madagascar avec NIF / STAT

Top Textile Madagascar Top Textile Madagascar
Boulevard
Antananarivo, 102

Fournisseur Textile _ Confection Industriel - Import & Export

HCC cinfection HCC cinfection
3k59akaditoho Tsimbazaza
Antananarivo

Axelle Madagascar Axelle Madagascar
5HR5+JQ
Antananarivo, 103

Façonnier textile spécialisé dans la haute valeur ajoutée pour le prêt-à-porter femme et enfant.

Nida confect Nida confect
Lot IIB 84 Mahalavolona Andoharanofotsy
Antananarivo, 102

Art Soa Concept Art Soa Concept
Antananarivo, 101

Sérigraphie Confection Vente

DC Confection Ivato DC Confection Ivato
Mamory Ivato
Antananarivo

Entreprise de textile

Tiss'Ou Tiss'Ou
Andranomena
Antananarivo, 101

Vente de tissu pour confection

HEFY Textile HEFY Textile
Rue Du Pape Ambohimanarina
Antananarivo, 101

Kreative Mdg Kreative Mdg
Itaosy Antananarivo
Antananarivo, 102

Prestataire pour vos uniformes: sociétés,associations,écoles,particuliers💗