Tanora Miatrika ny ho Avy

VENTE ET LOCATION ROBE DE MARIEE

02/04/2023

Bonjour daholo .. anao lalao kely isika.
Zavatra atao: Manao (Y) sy manao partage publication récente iray ao @ page io ambany io isika.
Loka ho zaraina: 20.000ar iaky ny 2 andro ny fisarahana. Atao live ny fisarahana ka izay tsara vintana dia mandefa numéro andefasana azy.
Ireto ny andro sy ora anaovana fisarahana: lundi/mercredi/vendredi @ 20h:30

Ito ilay page : https://www.facebook.com/CyberFrancis/

Francis Trading Business Transfert d'argent et import des marchandises. Chine et Europe

30/12/2021

"Araka izay efa nataonareo tamin'ny anankiray amin'ireto rahalahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko."
Zoky be José dia mpiavrotra fiara kely kilalao vita amin'ny hazo. Mandeha tongotra isan'andro mivarotra Izany. Faniriany ny mba hiompy saingy tsy manana ho enti-manana amin'izany izy. 2 Herinandro izay lasa zatra mahita ahy eto izy rehefa atoandro ary ezahiko ny manohana azy ara-tsakafo sy Araka izay fahefana ananako. Afaka manampy azy koa ianao na dia akanjo iray monja aza.

26/08/2021

Fizaràna kely ....
Fantaro ny vehivavy occidentale sy ny Vehivavy Afrikanina :

=> Zao aloha an , raha milaza za hoe Afrikanina dia tsy manao référence am resaka volon-koditra mihitsy aho akory ary raha milaza koa za hoe occidentale dia tsy voatery ho fotsy hoditra foana no ataoko référence. Esory ao an-tsainlà aloha zany. Ny tena marina dia resaka culture territorial no tiko avoitra eto en fonction fandrosoana ara-ekonomika sy ara-toetsaina misy eo am le kontinanta . Ao vé ??

✓ Ny vehivavy Occidentale : Fantaro fa ny vehivavy occidentale dia manana ambition am fiainana ary manana persévérance. Raha miaraka am sipa occidentale ialahy nefa ialahy olona resy lava am fiainana dia tena manohana an'là foana IZy ary ataony izay mahatafa anlà. Tsy miala am la zany izy hatram farany na @ mora na @ sarotra fa ao an-damosinlà eo foana ary manosika anlà ary tsy mamela anlà irery zany. Jereo anie ry Barack Obama sy Michel Obama e. Misy ilay fomba fiteny izay hoe "derrière un Grand homme , il y a une femme " => ho an'ny Vehivavy occidentale ihany tompoko io citation io no marina fa mpihatsaravelatsihy ze vehivavy afrikana mamoaka an'io citation io. Ao vé ??

✓ Vehivavy Afrikana : Ny vehivavy Afrikana indray dia tsy manana ambition loatra fa olona matahotra sy miasa saina loatra am ho aviny. Au contraire , ny azy rehefa tsy ananany fierté ny bandy miaraka aminy dia ialany. Ny azy rehefa hitany hoe io ialahy fa mbola anaty ady dia aleony tonga dia mitady bandy hafa efa accomplis fa ialahy ialany. Tsy andany fotoanany amlà IZy. Ny vehivavy Afrikana dia mi-soucis bé loatra ny avenir any manomboka IZy eo 20 taona eo ka ny azy lehilahy azony antoka fa mahavelona azy no iarahany . Zao nefa , rehefa itany ialahy fa mahavelona azy dia tonga dia afatony.

Fehiny izany, ny vehivavy occidentale dia tiany am maha iz anlà ialahy ary manao izay fomba rehetra. hahatafa anlà izy fa ny vehivavy Afrikana indray dia tafita mihitsy ialahy vao tiany.

Mety hoy ialahy hoe " Normal anie zany satria isika FIRENENA mahantra e" dia hoy aho amlà hoe diso be zany , Izany mihitsy no mampahantra antsika" . Tadidio le kozin Karl Max izay hoe " Ny FIRENENA mandroso dia firenena feno Vehivavy Vanona" .

18/08/2021

Miarahaba ireo izay rehetra efa tafiditra miasa, ilana tsiny kosa ho an'izay tsy voavaly fa tena betsaka ianareo. Ireo izay manana passeport mbola valide sy mahafehy français ecrit (grammaire) tsara dia midira mp na miantso avy hatrany 0330556833

14/07/2021

Aza matahotra ny mamerina Raha tsy nahomby... @ famerananao izany dia tsy vao anomboka vaovao be intsony ianao fa anomboka amin'ny traik'efa teo aloha.

11/07/2021

Aza adino ny mizara sy manisy "j'aime"... Misaotra :)

08/07/2021

Dream big Achieve better...
Ilaina ny manana nofy ho lasa lavitra mandrakariva eo @ fiainana.....

07/07/2021

Vidéo de présentation.

Want your business to be the top-listed Computer & Electronics Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Videos (show all)

Horonan-tsary fampahafantarana fohy ny tanjona eto amin'ny "Page"

Telephone

Website

Address


Avenue De L'indépendance
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:15 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Other Antananarivo computer & electronics services (show all)
Sera rehetra Sera rehetra
Antananarivo, 101

Matraque

Le secret de namby Le secret de namby
2i 50 Andravoahangy
Antananarivo

Sono tsara sono tsara Sono tsara sono tsara
Antananarivo

Mpivarotra Cache Ecran incassable Mpivarotra Cache Ecran incassable
Analakely
Antananarivo, 101

Vente Cache ecran incassable seulement

Mi-RINDRA.MOBILE PHONE Mi-RINDRA.MOBILE PHONE
Imeuble Electro Analakely Face Lapan Tanana
Antananarivo

vente ecran pour tout smart phone et plusieurs accessoires

Tsikitech Tsikitech
Manakambahiny
Antananarivo, 101

Apprenez à coder et à concevoir de la manière la plus efficace possible. Travaillez par la pratiq

Fifaliantsoa mobile Fifaliantsoa mobile
Antananarivo

Gasy Graphik Gasy Graphik
Tsarahonenana
Antananarivo, 101

Multi-service, Cyber café, Multimédiat, Sérigraphie

Mora entana Mora entana
Antananarivo

TELE ECRAN PLAT TELE ECRAN PLAT
Behoririka Tsiazotafo
Antananarivo

Varotra ecran plat ranoray

VENTE  ECRAN VENTE ECRAN
TANA Analakely Mandrosobe Center Box 210
Antananarivo, 101

Mivarotra ecran sy tactil ary manamboatra telephone simba