𝗥𝗼𝗻𝗱𝗲𝘀 𝗘𝗹𝗼𝗱𝗶𝗲 𝗣𝗮𝗴𝗲 𝗢𝗳𝗳𝗶𝗰𝗶𝗲𝗹𝗹𝗲

Vente des articles pour les Grandes Tailles

24/09/2024

Ndao anao shopping 🛍️ mes chéries a mora be daoly ny articles fa avy 😘😘
Partage maximum =‘15000ar

24/09/2024

❤️Bonne journée daoly nareo mes chéries a 🫶❤️
Oasitsika ve rariva fans sa aona ☺️☺️
Robe mafatifaty sy pant wid leg, boy friend ,haut , short , combi etc….
Sady misy ny taille rehetra izy ato 🥰 S à 5xl ❤️
Rendez-vous à 19h ary e 😘
Bisous bisous 💋

23/09/2024

💝Très bon lundi et bonne semaine mes chéries a💝
Araho tsy tapaka ny pejy tsika mes chéries fa misy arrivage mamy be tsika @ ity semaine ity
♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️

Sady misy offre boutique mamy kely ko isika atoato
👉-50% à 70% daholy ny articles rehetra ao amni boutique🥰
ho lazaina eto iany ny fotoana anomboantsika azy fa araho tsy tapaka ny pejy tsika 😘
👉ireo ensemble anaovanay roa vavy reo misy dispo de suite ra liana ianareo mes chéries a☺️🥰 fans
Zay fa bisous bisous be Daholy 🥰💋💋

22/09/2024

Avy amzay mes chéries manao shopping 🛍️ aloha a ❤️❤️❤️🥰🥰

22/09/2024

Mirary alahady mafinaritra oanareo rehetra mes chéries a ❤️ fans

Aza adino fa misy live androany à 16h ao TaDoux oanareo rehetra izay taille xs à xl 🫶 misy oanjaza iany ko fa aza tara an 🥰❤️
👉Félicitations Tsi Aro partage maximum tamni live tsika omaly 🥰🥰

Bisous bisous 💋

21/09/2024

Avy daoly mes chéries manao shopping 🛍️
Partage maximum = 15000ar 🎁🎁

21/09/2024

Coucou 👋 mes chéries d’amour fans 🫶🫶
Asintsika live ve androany 19h reto sa aona 😘
Oanizay tia T-shirt oversize alo de ho afapo 👌fa maro izy ato ❤️otranizao anaovanay zao le izy ne e , io amni TaDoux ilay blanc io zao izy taille 44 nefa taille 50 safidiny de otranizao fivokany 🥰 ra 1m55 ou 1m60 eo nareo de mavita robe kely otranizao mits le izy 💋 na ra somary lava iany ko de afaka asina panty short keli otranizao na asina short jeans ou leggins etc.. mety fona ☺️☺️
Ndao ary fa rariva 19h ny fotoana antsika mes chéries a ☺️aza ratena fa article tsara be fona netsika amni vidiny mora be 🛍️🛍️🛍️🛍️ fa aza tara 🥰🥰

Bisous bisous 💋

17/09/2024

Avy ato daoly amzay ary mes chéries manao shopping 🛍️ a
Partage maximum = 15000ar 🎁🎁

17/09/2024

❤️❤️ vonona ve nareo mes chéries a ❤️❤️
👉Rendez-vous dans quelques minutes 🔔🔔
fans

17/09/2024

Coucou 👋 mes chéries fans 🫶🫶
Aza ratena ny tsika androany hariva amni 👉❌19h30❌mes chéries a tsara lotra anie ny arrivage tsika ato e 🥰sur a fa amilay tinareo be❤️💋
👉Partage maximum =15000ar🎁🎁

16/09/2024

❤️❤️Bonne semaine les Shopping Lovers ❤️❤️
Efa lasa any daholy ny livraison anareo mes chéries an ,mandray téléphone tsara daoly an😘😘😘

👉Arrivage be tsika mardi fans
Tena oe tsara lotra fa miomana daoly nareo mes chéries aa❤️🫶

Félicitations Tita le Sketeur partage maximum tamni Live tsika omaly 🎁🥰🥰

Bisous bisous 💋 😘

15/09/2024

Avy mes chéries ato manao shopping 🛍️ daoly fa mora be daoly ny article antsika androany
Partage maximum = 15000ar ❤️🎁🎁

15/09/2024

Coucou ☺️ Aza adino ny fotoana antsika refavieo mes chéries a fans article tsara be daoly nefa prix cadeaux be anie ee❤️🎁❤️
👉rendez-vous à 14h30 pile 💋🫶

❤️Mirary alahady mafinaritra be oanareo rehetra ❤️
💋Bisous bisous 💋

Photos from TaDoux's post 14/09/2024

aza adino iany ko ny ao TaDoux demain à 17h jereo anie ny article hita ao amzareo e tena oe mamiii lotra reto a ❤️❤️❤️❤️❤️💋

12/09/2024

Mbola ato daholo ve ianareo mes chéries a fans 🫶 mba asio coucou kely aloha e 👋🫶
Vita izay ny vacances fa ndao iona fona amzay 🥰maro be ny arrivage tsika ato fa atombotsika amni destockage aloha mes chéries a ❤️❤️ izany oe prix Tena 🎁 cadeaux be mihintsy no itanareo à partir de ouiiiii misy fanomezana maro dia maro fa miomana daoli nareo mes chéries an❤️🫶
Rendez-vous 👉 dimanche à 14h30 ❤️
💋Bisous mamy💋

09/09/2024

Bonne semaine daoly mes chéries a fans
Andro vitsy sisa no isaina de oavy indray izahay fa efa vonona be ao ny arrivage manja be oanareo ❤️❤️
Bisous bisous mamy be Daoly 😘😘😘

08/09/2024

Aleo asina coucou 👋 kely iany mes chéries fa so ianareo manadino an 🫶❤️ hihi fans
Efa kely sisa indray de iverina izahay miaraka amni arrivage farany zay tsara 🥰🥰
Aza miala lavitra ny pejy tsika
Bon dimanche mes chéries bisous bisous 💋 ❤️❤️

Photos from 𝗥𝗼𝗻𝗱𝗲𝘀 𝗘𝗹𝗼𝗱𝗶𝗲 𝗣𝗮𝗴𝗲 𝗢𝗳𝗳𝗶𝗰𝗶𝗲𝗹𝗹𝗲's post 02/09/2024

Iza daoli nareo ilay nitady mes chéries a ,avy maka aingana fa vitsy kely reo iany anie e ☺️

👉 Misy 6 disponible ilay chemise blanc Ao anatinio
Taille 44 | 1dispo
Taille 46 | 3dispo
Taille 48 | 2 dispo

01/09/2024

Ato amzay tsika ary manao shopping 🛍️ mes chéries a articles maro tsara be amni vidiny mora be
👉Partage maximum = 15000ar 🎁

01/09/2024

Raikitra à 20h ny live tsika avy eo tatie manja be rehetra a Samy mahazo daoly na maman na zazah 😘
Tsara lotra nefa mora ny prix atsika fa aza tara Ary ozy neninay ann ☺️☺️💗
Bisous bisous 😘😘😘

01/09/2024

❌Reporté ny live tsika androany aloha mes chéries❌
Misy imprévue kely
👉Jerena eo ra ataotsika rariva 20h na demain
Bisous bisous 💋💋 fans

30/08/2024

Mirary zoma mafinaritra oanareo mes chéries a ❤️ fans tinareo ve ra asintsika spécial ankanjo n ankizy dimanche sady asintsika arrivage iany ko ho antsika maman 🫶 mety anampy be anareo maman rehetra amzao fidirany mpianatra zao atao tsika prix cadeaux 🎁 be fona fa aza manahy ianareo 🥰🥰
👉Dimanche à 14h30 ary fotoana tsika 💋💋💋💋

Want your business to be the top-listed Shop in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Videos (show all)

Ndao anao shopping 🛍️ mes chéries a mora be daoly ny articles fa avy 😘😘 Partage maximum =‘15000ar
Avy daoly mes chéries manao shopping 🛍️ Partage maximum = 15000ar 🎁🎁
Avy ato daoly amzay ary mes chéries manao shopping 🛍️ a Partage maximum = 15000ar 🎁🎁
Avy mes chéries ato manao shopping 🛍️ daoly fa mora be daoly ny article antsika androany Partage maximum = 15000ar ❤️🎁🎁
Ato amzay tsika ary manao shopping 🛍️ mes chéries a articles maro tsara be amni vidiny mora be 👉Partage maximum = 15000a...
❤️❤️❤️❤️
Avy ato daholy miantsena @super fans article ilay tinareo be miaraka amni prix mora Partage maximum mahazo 🎁20000ar🎁+ 1 ...
Avy ato miatsena article amilay tinareo be mihitsy Prix mora be fona ny antsika Partage maximum mahazo 🎁20000ar 🎁 + 1 ar...
Vonona daoly ve ny namako rehetra ooo💋💋 Tsara lotra izy ato anie eee ❤️‍🔥❤️‍🔥❤️‍🔥👉14h ny fotoana an😘😘Partage maximum ant...
Ato ndray fa atao tsika prix mora be tena oe mora ❌❌❌❌❌❌❌❌❌❌❌❌❌❌❌
Ato izay grande taille mila article manja be nefa mora be ❤️❤️❤️

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Other Shopping & Retail in Antananarivo (show all)
Sera majinika  vente et creation par Daniel Linot Sera majinika vente et creation par Daniel Linot
Antananarivo, 101

Natao hivarotana ireo kojakoja isankarazany tsy mbola fahita loatra

A-Z Store A-Z Store
Antananarivo, Analakely
Antananarivo

Boutique de vente en ligne des produits locaux et importés à Madagascar

Mora Entana Mada Mora Entana Mada
Alasora
Antananarivo, 102

divers produits

Chien de race Chien de race
Belanitra Ankadikely Iilafy
Antananarivo, TANA103

Chiots Cane Corso toujour dispo

Tout sera shopping Tout sera shopping
Itaosy
Antananarivo

F'asha boutique F'asha boutique
Ici 67ha Nord Ouest
Antananarivo, 101

L'art et ma préférais

Besoa Besoa
Antananarivo

Les loupiots Les loupiots
Antananarivo, 101

Vente des articles pour bébés et enfants

Mi-Shop.mg II Mi-Shop.mg II
Antananarivo, 102

Nous somme une magasin de vente en ligne partout à Madagascar

Akaiky BAZAR Akaiky BAZAR
Antananarivo, 101

Happy shopping �

Safira Tendance Safira Tendance
Antananarivo, 101

Divers Articles Divers Articles
Tana
Antananarivo, 101