DRWÏS

Bonjour! Abonnez vous à notre nouvelle page, Never back down

19/01/2024

📕📕 Filazana fampitandremana miloko mena : faritra ATSINANANA.
𝙁𝙄𝙇𝘼𝙕𝘼𝙉𝘼 𝙈𝙊𝙈𝘽𝘼 𝙉𝙔 𝙃𝘼𝘽𝙀𝙏𝙎𝘼𝙃𝘼𝙉'𝙉𝙔 𝙍𝙊𝙏𝙎𝘼𝙆𝙊𝙍𝘼𝙉𝘼: Ho betsaka ny rotsakorana vokatry ny oram- baratra aterak'ilay tangoron-drahona sy ny Zone de Convergence Inter-Tropicale.
Ny Goverinoran'ny Faritra Atsinanana dia manentana antsika rehetra izay mipetraka amin'ny toerana iva mba hiakatra hamonjy toerana avo mba isorohana ny loza amin'ny mety ho fiakaran'ny rano.
Voarara tanteraka ny fandehanana lakana magnarato andranomasina manerana ny Distrika rehetra.
Anjaran'ny fari-piadidian'ny fampianarana isaky ny Distrika no mandray izay fepetra mifanararaka amin'ny zava-misy mba hisorohana ny mety ho loza amin'ny fandehanana mamonjy Sekoly.
👂

Photos from DRWÏS's post 28/12/2023

!!!

18/06/2023

Ny hazo ambolenao anio dia halokalokao rahampitso😏

-Manontany tena ve Ianao? Fa maninona am zao lasa mafana be?Fa maninona simba ny tontolo iainana?
-Tsy inona akôry fa ripaka ny ala.Mba fantano ve fa firy firy ny hazo tapaka izay?
Rehefa manamboatra trano dia mila hazo,
Rehefa anao cerceuil dia mila hazo,
Rehefa mafana loatra dia mila hazo ialofana, sns....
Ry havana malala ndao amboly hazo fa ny hazo ambolen'tsika anio de mety anampy antsika afaka 10 taona na 20 taona.
Rh nievitro manoka rh te androso ny firenena iray dia fifanampiny olona rehetra ao iany no mampandroso azy fa aza ankinina am olona iray.
-Fantaro ny tiko ho lazaina💗

30/05/2023

Aoka ny sary no iteny.

Photos from DRWÏS's post 29/05/2023

NY VOLA VERY AFAKA RÉCUPÉRENAO FA NY FOTOANA VERY TSY AFAKA RÉCUPÉRENAO.

Au lieu de handany fotoana hifosafosa ny namanao na ny havanao,
-Maninona raha mamaky boky?

Au lieu de handany fotoana hamerimberina ny lasanao...
-Maninona raha lanina amin'ny fanomanana ny hoavinao amin'ny alalan'ny fianarana, fanovozana fahalalana, fanaovana formation , fanarahana conference?

Ry namana,
Raha tsy fantatrao ny valeur-n'izany iray taona izany dia ndana nge manotany mpianatra tsy afa-panadinana eh...

Raha tsy fantatrao ny valeur-n'izany iray volana izany dia ndana manotany Renim-pianakaviana niteraka zaza mialohan'ny fotoana "prématuré".

Raha tsy fantatrao ny valeur-n'izany herinandro izany dia ndana manotany mpitondra Bajaj na tuc tuc...

Raha tsy fantatrao ny valeur-n'izany adiny iray izany dia ndana manotany olona tara fiara-manidina, tara sambo, tara taxi-brousse.

Raha tsy fantatrao ny valeur-n'izany iray segondra izany dia ndana manotany mpanao atleta mpihazakazaka 100metatra.

Lany vola na very fitaovana ve ianao?
- Mbola afaka averinao, mbola afaka tadiavinao izay..
Lany fotoana ianao?
-Tsy afaka ny averinao intsony izay...

Ry namana,
Sarobidy loatra ny fotoana
aza lanilaniana amin'ny zavatra tsy mampandroso.

Maninona kay raha mba lanina amin'ny fanomanana ny avenir-nao?

Ndao hanova zavatra❤️🥺

28/05/2023
28/05/2023

Tu es venu nu
Tu repartira aussi nu
Tu es venu étant faible
Tu repartira aussi faible
Tu es venu sans argent ni matériel
Tu repartira aussi sans argent ni matériel
Ta première toilette c'est quelqu'un qui te l'a faite.
Ta dernière c'est quelqu'un qui te la fera aussi.
Voilà le devenir de l'être humain.
Alors pourquoi tant d'orgueil, tant de méchanceté, tant de jalousie, tant de haine, de rancune, tant d'égoïsme......?
Nous avons un temps limité sur terre et ne le gaspillons pas pour des futilités.

28/05/2023

Mino ve ianao fa ho lohany ny zanakao?
-Teneno.
Mino ve ianao fa hiova ny vadinao?
-Teneno.
Mino ve ianao fa hanan-karena?
-Teneno
Mino ve ianao fa ho salama tsara?
-Teneno
-Mino ve ianao fa andeha tsara ny asanao?
-Teneno

Tadidio fa misy hery manova zavatra ny vavanao rehefa mino ianao.

Ahoana hoy i Jesosy?

Raha manam-pinoana ianao ka hiteny amin'io tendrombohitra io hoe: Mifindrà, ka mianjerà any an-dranomasina, dia ho tonga izany. (Matio21:21)

Ry namana,
Tandremo ny teny izay avoakany vavanao:
-Zaza maditra, zaza bado
-Lehilahy tsisy ilana azy, mamo lava
-Mahantra aho, Marary, Malemy
-Tsy mandeha ny fandraharahako.

Andriamanitra tompoko rehefa nanova izao tontolo izao dia tsy nitondra parpaing, tsy nitondra hazo, tsy nitondra biriky fa teny no nampiasainy.

Tao anaty haizina,
Niteny ve izy hoe maizina be ato izany?
-Tsia.

Fa inona no noteneniny?
-Misia ny mazava dia nisy ny mazava...

Teneno izay zavatra tianao hitranga fa aza miteny izay zavatra andalovanao...

Ry namana,
Hendry ny zanakao,
Mahay ny zanakao.
Hendry be ny vadinao,
Manan-karena ianao,
Salama tsara ianao,
Mahery ianao.
Mandeha tsara ny fandraharahanao

Zaro ny vavanao hiteny zavatra positif amin'ny fiainanao.

Mirary Alahady Sambatra

Ndao hanova zavatra❤️

27/05/2023

Matetika ny olona mitsara anao amin'ny passé-nao.
Mitsikera anao amin'ny safidy sy ny decision noraisinao tamin'ny fiainanao.
Mitsara anao tahaka ny hoe izy izany no Andriamanitra.

Tadidio fa ny olona mitsikera sy manaratsy anao dia olona tsy manana information mikasika anao:
Mitsara anao izy satria:
-tsy fantany ianao.
-tsy fantany ny mombamomba anao.
-tsy fantany ny zavatra andalovanao.

Mora nge ny mitsikera raha tsy eny ambony kianja eh....
Mora ny mitsara raha eny ivelan'ny piste...

Tadidio fa ny specte tsy mahazo loka fa ny mpilalao ihany.
Ny mpijery tsy mibata amboara fa ireo izay miketrika ihany.

Aza avela ny horakoraky ny specte no hampiala anao eny ambony kianja...
Aza avela ny hikika mafy ataon'ny mpijery no hampi-abandonne anao eny ambony piste.

Rehefa mibata milliards ianao,
Mitsahatra io..
Rehefa mibata fandresena ianao,
Mangina io..

Mifantoha amin'ny projet-nao
Vitanao io...

Ndao hanova zavatra❤️

12/04/2023

Na dia sahirana aza ianao ny fahaizanao mankafy fianagna sy fahaizana mankasitraka ilay nahary ianao no tena zavadehibe amny fiainagna
Ninonino mitranga mahaiza misaotra sy mankasitraka ilay nahary anao ❤️

24/03/2023

TSY MANDEHA NY VAROTRA, TSY MIODINA NY ORINASA SATRIA TSY AMPY TECHNIQUE IANAO.

Maro no mivarotra fa vitsy no manana "technique de vente" mahomby .

Sarotra ny ahombiazanao aty amin'ny tontolon'ny fandraharahana raha tsy mahay mivarotra ianao.

Maro ireo "technique" ampiasaina rehefa hivarotra fa ny roa tena fampiasako no hozaraiko aminao.
1-Rehefa hivarotra dia amidio ny tenanao
(Hivaro-tena aona ary?)
2-Rehefa hivarotra dia aza mivarotra
(Sarotra be mandray ilay phrase e?)

Averiko azavaina mba ho mora azonao.

1- AMIDIO NY TENANAO

Rehefa hivarotra ianao dia ianao no "produit" mila lafo voalohany, ianao no amidy voalohany, ianao no mila resy lahatra voalohany.

Amboaro ny "image" nao, fomba fiteny (Fandraisana olona) ,fomba fitafy.

Mba alaivo sary antsaina hoe hi-bizina "telephone" aminao aho dia lamba rovidrovitra sy malotoloto no hanaovako,
Hametraka baraingo avy hatrany ao an-tsainao ianao hoe sao dia zavatra nangalarina, sao dia tsy mazavazava.
Efa ampy hampiemotra anao izay.

Amin'ny sekolin'ny fandraharana dia ianao no amidy voaloany fa tsy ny "produit" nao.
Ianao no amidy voaloany fa tsy ny "service" nao.

Ny fomba fitafy sy ny fomba fandraisanao olona dia efa ampy handresenao lahatra ny client-nao.

2-REHEFA HIVAROTRA DIA AZA MIVAROTRA.

Rehefa hivarotra "produit" ianao dia aza maneho "produit".
Rehefa hivarotra "service" ianao dia aza maneho "service".

Midira ao antsain'ny "client" aloha.
Mipetraha eo amin'ny toeran'ny "client" aloha

Ilainy ve ny zavatra amidinao? (Probleme-ny)
Hamaha ny olany ve ny zavatra amidinao? (Solution)

Rehefa hivarotra satroka aho dia tsy manao hoe:
Tsara be ity satroka ity Madama,
Mateza be ity satroka ity fa vidio e.
(maneho "Satroka" produit) "NON"

Fa inona no tokony ataoko?

Mafana ny andro Madame e? (Probleme-ny)
Mila aloka mihitsy amin'izao sao dia harary andoha. (Solution)

Ahaliana ny "client" nao misimisy kokoa ny fipetrahanao eo amin'ny toerany.

3- AVADIO HO "CLIENT FIDELE" NY CLIENT NAO.

Photos from DRWÏS's post 08/03/2023

Hafatra kely maraindraina ooh
daholo nareho vehivavy💋 jiaby tratran'ny fête Nareo izao🥰❤Ny tompo anie itantana anareo mandrakariva🙏??😻
2023 zô ka ,Mavita fête sambatra daholo eeee😍😍😍😍😘😘😘🥰💫🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏😍

Aza adino ny mi patrage sy mi abonnez✔❤

Photos from DRWÏS's post 04/03/2023

Nividianan'i DADANY Telephone vaovao ny zanany vavy fa feno 18 taona.
RAVEHIVAVY: Misaotra Dada a! Mbola afaka mividy housse ve ?
DADA: Eny anaka, fa inona aloha no tena ilainao ilay housse ?
RAVEHIVAVY: Mba hiarovana ny téléphone tsy haloto ary koa mba tsy ho mora simba.

DADA: Anaka, sarobidy aminao ny téléphone-nao ka arovanao. Nefa sarobidy mihoatra lavitra noho iny téléphone iny ny vatanao, Ka nahoana no tsy mba arovanao ?
RAVEHIVAVY: Tsy nahateny ary nanongo tena nangasihasy ilay zanany vavy izay nanao zipo fohy kely hatreny apototra sy akanjo mampiseho foatra.

DADA: Anaka, diniho ity: Raha mahita Bombon latsaka @ tany ianao ka tsy misy fonosana intsony na zara haha mifono;
Handray izany ve ianao ka hihinana izany? Ary mety mbola ho tianao ve ilay bombon?
RAVEHIVAVY: Tsia Dada, tsy nandray aho no tsy nihinana ary tsy tiako mihintsy.
DADA: Tahaka ilay Bombon ny vatanao io, ka raha tsy tafianao tsara dia tsy sarobidy intsony.

- Mety ho tsiriritin'ny lehilahy fotsiny ianao, nefa fitiavana ivelany ihany izany.
- Tsy ny zipo fohy sy mini short ary akanjo hatreny amin'ny fotra sy mampiseho nono akory no ahazoana vady fa jiolahimboto sy olona hanimba anao no azonao amin'izany.

- Tsy etam-barotra akory ianao ka hampiratiana etsy sy eroa.
- Tsy misy lehilahy haka vady maditra mihintsy ho reninjanany.
- Tsarovy fa mbola ho reny ianao ary hipetraka ho tantara izay afafinao izao ary tsy maintsy hisy hitantara @ zanakao.

« Toy ny kavim-bolamena eo amin'ny oron-kisoa Ny vehivavy tsara tarehy tsy manam-pahendrena. » Ohabolana 11:22

« Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy; Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina. » Ohabolana 31:30

Raha sitrakao dia soraty hoe:"SAROBIDY NY VATANAO" ary @ groupe 3 misy anao ato ity hafatra ity ho an'ireo vehivavy mendri-kaja andriambavilanitra ilay taratry ny hoavy....

__ Andriamanitra anie hitahy anao be dia be__❤❤❤

23/02/2023

Arabaina tsy maty fo aman'aina🫶🏻❤‍🔥

20/02/2023

Ho lavitran'ny loza ny ankohonanao, Ho anao izay mahita any pub ity zany🫶🏻🫵🏻

Photos from DRWÏS's post 20/02/2023

🟢 HAFAKELY ...

👉Tanàna kely any Cambodge ity, manakaiky an'i Thailand, eo no toerana fanarian'ny mpivarotra frippe kiraro sy poketra izay tsy lafo 🥰.

20/02/2023

Aleo mitandrina hatrany 🙏🙏
Abonnez vous☺

13/02/2023

✨Mitohy ny Fahagagana any Turquie sy Syrie : 6 andro tao aorinan'ny HOROHORONTANY vao hita ity zaza mena vava ity . 🥺Ny vatan-dreniny no nataony sorona ho aro ho an-janany antony mbola nahavelona azy.👌
Noraisin'ireo dokotera any an-toerana ny momba azy ary salama tsara izy ankehitriny 🥰✌️

Vavaka : https://www.facebook.com/Manjafoana.of/videos/1631653770680666/?app=fbl

13/02/2023

Liker et abonnez a notre page fa vonona izara vaovao ho anareo izay Admis🫀🥰🥹

Photos from DRWÏS's post 12/02/2023

Tantara kely tena Mafinaritra😍😍😍
Mba Partageo ho itan'ny hafa koa.....
Asio j'aime ny pejy tsika aza adino ny mi abonnez🙂

11/02/2023

🔴De retour au pays, l'ancien Président Hery Rajaonarimampianina est resté évasif quant à ses intentions concernant la course à la magistrature suprême, et ce malgré le fait que ses partisans ont clairement exprimé le souhait de le voir se présenter aux élections lors des prises de paroles successives au QG des bleus à Andraharo cet après-midi.

🔹Hery Rajaonarimampiana d'indiquer qu'il est revenu au pays pour observer , écouter et discuter . On verra la suite , a-t-il déclaré.

🔹Selon lui, il a laissé son successeur travailler librement pour respecter le statut républicain et les normes démocratiques.

L'actualité de Madagascar en continu sur https://actu.orange.mg/depeches/

11/02/2023

Ho tapana ve ny akondro sa iandry ny atody ho foy😿

09/02/2023

Miezaha mafy fa rehefa mahomby ela dia na ny Minisitra aza misisika Haka sary amlah🤌🏻🤧

09/02/2023

Bonne nuit 🥹
Aza adino fa efa akaiky ny fetiny mpifankatia anh🫵🏻🫵🏻🥲

Photos from DRWÏS's post 09/02/2023

𝗞𝗶𝗮𝗻𝗷𝗮 𝗕𝗔𝗥𝗘𝗔 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 : 𝘃𝗼𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝗻𝘆 𝗸𝗶𝗮𝗻𝗷𝗮 𝗳𝗶𝗹𝗮𝗹𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮

Nahasaro-piaro ny rehetra ny fanitsahana ny bozaka eo amin’ny kianja filalaovana sy ny fahasimbana sasany vokatry ny fahamaroan’ny Malagasy tonga nanotrona ny fandraisana ny ekipa BAREA ny alahady 05 febroary teo.

Manamafy ny Fanjakana amin’ny alalan’ny SENVH Sekreteram-panjakana Tanàna Vaovao sy Toeram-ponenana fa ho vonona handraisana ny lalao manaraka ny volana martsa izao ny kianja.

Nisy ireo bozaka vao nampitsiriana 10 andro nialohan’ny alahady teo. Nisy tamin’ireo voahitsaka no tsy nahazaka ka tsy maintsy averina fafazana na fenoina avy amin’ny pépinière izay efa misy ao an-toerana. Mitohy toy ny fanao andavan’andro kosa ny fikarakarana ny bozaka, miampy fanamafisana manokana ho an’ireo izay voa mafy kokoa.

Bozaka natoraly karazany 3 samihafa izay samy manana ny asany miantoka ny fahatsarana sy fahamafisan’ny kianja no mandrafitra ny kianja.

Tafaverina tanteraka ihany ireo fefy niongotra sy nivilana noho ny tosika.

Nitsidika teny an-toerana nanome toromarika sy ohatra mivantana ary nanara-maso by fanatanterahana izany ny Sekteteram-panjakana, niaraka tamin’ny mpanazatra Nicolas Dupuis.

Photos from DRWÏS's post 09/02/2023

❕🇲🇬 Notoloran'ny Filoha Andry Rajoelina mari-boninahitra eny amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha ny BAREA.

(📸PRM)

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Rue Radama 1
Toamasina
501
Other Journalists in Toamasina (show all)
Vinah Official Vinah Official
Tamatave
Toamasina

Influenceur nouveau

Kabaro Agnalanjirofo Kabaro Agnalanjirofo
Andranomadio
Toamasina, 501

Feno ariagna